Ra8 mpandainga

1. ralalaina ( 04/02/2009 12:03)
Ra8 dia mpandainga mody mivavaka hay mtena milalao ody
novalian'i xxx ny 05/02/2009 14:28
2. xxx ( 04/02/2009 12:15)
olona nanao pacte tam devoly ve de hataonao mahagaga zany? :evil: :evil: :evil: :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 04/02/2009 12:17)
Tsy hoe milalao ody fotsiny fa tena manao pactes diabolique avo lenta be izy !
ny tena mampatahotra anefa de azony havaozina io pactes io !
-- mialoha ny hiteny aho de hampilaza aminareo fa izaho dia efa nilaza izao zavatra izao tato amin forum herinandro vitsivitsy lasa momba io pactes diabolique ataon'ny mpitondra atsika io! efa niaraka taminy tao amin Tikoboys fotoana ela aho zay fotsiny!
--efa nolazaiko fa eo Alarobia no toerana iray fantatro fa fanaovana izany pactes izany !efa novoaboasako teto antsipirihany ny trano misy azy io!
--io pactes atao io de misy fetrany ,arakaraka ze lanjan'ny zavatra atolotrao ho azy(demon)de arakarakizay ny fepotoana hijanonanao eo amin'ny pouvoir iray hanananao
--azo havaozina hoy aho ny pactes ary mitombo valeur ny zavatra angatahiy !toy ny oe tsy ràn'olona ze misy tsony fa lasa ran'olontiana ndray ohatra
--afaka mampitombo ny hery anatin'ny olona iray koa izy (voafetra koa io) raha tanteraka ny fangatahany (demon)
--ny isa Fito hoy aho de isan'iJehovah nefa vetavetainy izy io matetika amin'ny
fanomezana fahafahampo olona ! toy ny oe omeko harena 7taona sy 7volana sy 7andro ianao !
--na ho ataoko marika 77 daholo ny fanananao sns.....
4. andrywui ( 04/02/2009 12:20)
tena mivoaka hita maso be zao mits ve ry xx le devoly amzan sa aon ny fiseoany ao amle fanaovana pakta zany ?
5. ifiona ( 04/02/2009 12:25)
sao dia maihol aza io xxx io ! :-D :-D :-D :-D :-D
6. Mimhie ( 04/02/2009 12:28)
Ary maninona no manao xxx raha marina ireo voalazanao ireo? tokony hiseho @ maha izy anao ianao raha milaza zavatra izany fa tsy miafina, fomban'ny olona kanosa izany, sady izay fanariatsiana ilay izy.
7. tokanah ( 04/02/2009 12:29)
hita fa devoly, mody mivavaka anefa... satria na ny vahoaka sasasy azy mbola misalasala ny momba azy ka tsy afa mihetsika fa manaiky hatrany tsy mahita iza eo ambanin'ny masony akotry. Maizina ampototrin'ny jiro e! :twisted: efa voa sarika mihintsy ny sasany.ka manaiky b fahatany any :cry:
8. xxx ( 04/02/2009 12:40)
ny vahoaka tsy ampy finoana no mora voasarika.
9. xxx ( 04/02/2009 12:44)
tsy fanaratsiana io ary tsy niezaka mitsy aho tsy niteny anaran'olona naratsiana! ny tsy hamoahako anarana dia Tikoboys ahotaloha ary vao mivoaka aho de fantany tsara sady na hamoaka anarana aza aho ps ane no eto fa tsy vrai e! izany oe tsy ho fantatrao réel miitsy zany ny tena izaho! fa vao nahita ity forum ity aho de nofinidiko ny hamoaka ze fanatro rehetra eto!
andrywui===tsy miditra miaraka aminy any zahay fa raha ny fahalalako azy de mety miseho amin'ny alalan'ny aloka mainty be fotsiny izy fa tsy miseho vatana izany fa ny feo no mazava tsara ! fa ny olona hatao sorona kosa de tsy fantatro ze hiafarany any satria na ny vatany aza tsy miverina intsony(corps)fa tsy haiko na dorandry zareo ao ihany na aona!
10. akamatiana ( 04/02/2009 12:47)
ny olona rehetra afaka miteny izay teneniny , nefa zao kou no tsarovy ny olona mino ny fisian'izany sy ny fanaovana izany dia olona manao tahaka izany kou
11. xxx ( 04/02/2009 12:51)
ifiona == tsy mailhol zany aho
-mbola zaza fanahy hianareo raha izany resaka fanahy ratsy sy ny fanatonana hifampiraharaha aminy izany no resahina , fa izao fotsiny tsy tsara ny mitady zay tsy nomen'Andriamanitra ho anao,na hitady fananana hafa zay tsy voatokana ho anjaranao ,fa hoy ny Tenin'Andriamanitra manao hoe:anjakao ze hitan'ny masonao rehetra ary ho anao ze itsahin'ny tongotrao ! fa raha mbola velona koa Jehovah de tsy hanjaka izany ny herin'ny maizina
12. xxx ( 04/02/2009 12:54)
akamatiana==olona efa antipanahy aho no miresaka aminao izao
-- tena nanao izany tokoa aho taloha ary efa saika tafiditra lalina raha tsy nitsoaka nitady lalana izahay mianakavy kely ! nanary tena aty an-tany lavitra aty
13. tsiafoi1 ( 04/02/2009 13:00)
Tsy hidirako lalina izay finoan'ny ts11 fa ny ahy de Jehovah ihany no fantatro ka ireto ny teniny mba ho entiko manolo-kevitra antsika ny @'izay tokony ho atao manoloana izao toe-javatra izao :

Proverbes 10 : 18
Celui qui dissimule la haine a des lèvres menteuses, Et celui qui répand la calomnie est un insensé.

Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.

Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.


14. soulajn ( 04/02/2009 13:01)
xxx>>> aza manao affirmatio gratuite ranga a! avoahy ny porof hinoanay anao f'aza mirediredy eo!!!
15. madamakely ( 04/02/2009 13:03)
Mimhie:

Ary maninona no manao xxx raha marina ireo voalazanao ireo? tokony hiseho @ maha izy anao ianao raha milaza zavatra izany fa tsy miafina, fomban'ny olona kanosa izany, sady izay fanariatsiana ilay izy.

raha azoko tsara izany dia Mimhie no anaranao ao amin'ny kara-panondro, dia io koa ve zany ny sarinao?

16. xxx ( 04/02/2009 13:04)
:( :(
17. xxx ( 04/02/2009 13:08)
aza mitsaratsara olona fotsiny @ izao sy miaina ao anatin'ny fanaratsiana olona lava izao, mba mandiniha aloha.
18. madamakely ( 04/02/2009 13:11)
soulajn:

xxx>>> aza manao affirmatio gratuite ranga a! avoahy ny porof hinoanay anao f'aza mirediredy eo!!!

raha porofo izany, any @ fahefana mahefa no anaterana azy fa tsy eto a@ forum, ary raha matadidy enao dia izay voalaza mombandradidy taminn'y 2002 dia voamarina avokoa taty arina, fa mahandrasa. ny resaka ody ratsy koa misy fetrany e! tsy ny ratsy akory no ho tompon'ny farany.

19. Andribe ( 04/02/2009 13:15)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. vale ( 04/02/2009 13:21)
ralalaina:

Ra8 dia mpandainga mody mivavaka hay mtena milalao ody

AZA dia miteniteny FOANA eeeeeeeeeeeee..tssssssss :? :? :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343