Mba te hihaino ny hevitr'ireo mpanohana an'i TGV teto eh!

1. dadasy ( 03/02/2009 18:16)
Nandritra ny herinandro teo ho eo de nitabataba avokoa ny andaniny sy ny ankilany... ankehitriny, dia mba liana aho ny hihaino izay mba hevitr'ireo mpanohana an'i tgv teto @ serasera amin'izao fanapahan-kevitra vitsivitsy momba azy nitranga tato ho ato izao.
novalian'i andrywui ny 04/02/2009 09:02
2. diloo ( 03/02/2009 19:14)
Bsr dadasy,

Raha ny eto @'ity serasera ity angamba dia mety mipirina ny mpanohana an'i tgv.
Ny tsara angamba dia ny manontany ny serasera MADAGATE.COM ary i
Jeannot Ramambazafy - Journaliste.
Tsara izy ireo antsoina hiditra eto @ ny Radio Vazo Gasy mba hafahana manao "débat" mikasika ny "thèse"-dreo mikasika an'ny jerikiana nataon-dreo manoloana ny Filoha RAVALOMANANA.
Tsara koa ireo izay nitonotena ho diaspora nilahatra teny @'ny "Ambassade", mba hanome ny "programme"-dreo manaraka:asa mbola anao "sitting" manoloana ny "Ambassade" sa inona ny tetik'asa manaraka?
:?:
3. patrick2002 ( 03/02/2009 19:46)
Dia mbola mitohy foana ny jadona hataony TIM ,tsy mahay maka lesona veh?
PDS haninona ? tsy hanana fahefana eo @ vahoaka ? Inona no hiandrasana ?guerre civile indray veh?
Fa valiako ny teninao ,t@ toe-draharaha nandritra ny herinandro izay ,voaporofo fa tsy to teny eo @ firenena iray manontolo ra-8 ,raha tena olona manaja ny demokrasia izy dia tokony handefitra an'izany fahefana izany ,ka hiaino ny zavatra takian'ireo vahoaka maro-be ireo ,tsy ireo tonga teny @ 13 mai androany ah! fa ireo izay efa tonga teny nankato an'i Andry ,nefa tsy afaka tonga teny intsony noho ny fitadiavana ,sns, sns
4. Noue ( 03/02/2009 19:55)
aiza re zany eee! fa handefitra @ inona eee!!! avela ho potehin'ny ekipan' i tgv ihany ve ny tanana eee ??? aiza zao ny valiny ?? iza koa no nanao didy jadona ?? tsy nanao ve izy ??? tsy izy ve no nanao fanambarana oe izaho no mandidy , izaho no maninona ???? soahiany fa mba tonga saina ny vahoaka ka tsy nanaraka ny adalany fa tssssss
5. belakely ( 03/02/2009 20:31)
hi!hi!
sarotra be ny fandidiana ka tsy zakan'ilaikely!!!!
6. xxx ( 03/02/2009 22:08)
Lasa nifandrirotra @ vizongo be dia be ao @ dailymotion ny ankamaroan'ny gasy ny momba ity krizy ity é , tena tsy mifampitsitsy mihintsy.Mbola ho avy eo ny be dé be refa aveo fa andraso ry dadasy.
7. heidi ( 03/02/2009 22:18)
message
5. Mpandefa : xxx [ Valio ] 03-02-2009 23:08:59
Lohateny : Re : Mba te hihaino ny hevitr'ireo mpanohana an'i TGV teto eh!
Lasa nifandrirotra @ vizongo be dia be ao @ dailymotion ny ankamaroan'ny gasy

NY VIZONGO ALOU dia manome tsiny an'ity tgv ity dool :-P
8. zoulou ( 04/02/2009 06:44)
diloo:

Bsr dadasy,

Raha ny eto @'ity serasera ity angamba dia mety mipirina ny mpanohana an'i tgv.
Ny tsara angamba dia ny manontany ny serasera MADAGATE.COM ary i
Jeannot Ramambazafy - Journaliste.
Tsara izy ireo antsoina hiditra eto @ ny Radio Vazo Gasy mba hafahana manao "débat" mikasika ny "thèse"-dreo mikasika an'ny jerikiana nataon-dreo manoloana ny Filoha RAVALOMANANA.
Tsara koa ireo izay nitonotena ho diaspora nilahatra teny @'ny "Ambassade", mba hanome ny "programme"-dreo manaraka:asa mbola anao "sitting" manoloana ny "Ambassade" sa inona ny tetik'asa manaraka?
:?:

ny nandrave ohatranareo no manaiky rebireben'i ra8 sy tambazana vola kely, voatampim-kanina ny maso dia roboka tokoa. mpanao dictature ra8, miala no mety aminy. mazava a!


9. nyavo2000 ( 04/02/2009 06:55)
Ka ny hoe miala ange vavan'ny miala aina e!

K'izy tsy miala fa lanim-bahoaka eran'ny madagasikara....ary eken'ny firenen-dehibe rehetra.

Miandry fifidianana dia any isika rehetra manala azy sy maneho ny safidy, mba civilisé kokoa ny fomba fisainana amin'izay.
10. diloo ( 04/02/2009 07:54)
zoulou:

[quote=diloo]
Bsr dadasy,

Raha ny eto @'ity serasera ity angamba dia mety mipirina ny mpanohana an'i tgv.
Ny tsara angamba dia ny manontany ny serasera MADAGATE.COM ary i
Jeannot Ramambazafy - Journaliste.
Tsara izy ireo antsoina hiditra eto @ ny Radio Vazo Gasy mba hafahana manao "débat" mikasika ny "thèse"-dreo mikasika an'ny jerikiana nataon-dreo manoloana ny Filoha RAVALOMANANA.
Tsara koa ireo izay nitonotena ho diaspora nilahatra teny @'ny "Ambassade", mba hanome ny "programme"-dreo manaraka:asa mbola anao "sitting" manoloana ny "Ambassade" sa inona ny tetik'asa manaraka?
:?:
[/quote)]
ny nandrave ohatranareo no manaiky rebireben'i ra8 sy tambazana vola kely, voatampim-kanina ny maso dia roboka tokoa. mpanao dictature ra8, miala no mety aminy. mazava a!





Bjr Zoulou,

Na i Dadasy na izaho, ny fanirianay dia mba andray anjara @'ny "débat" ny pro-TGV izay tsy hita firy @'izao fotoana izao eto @'ny RVG, ary koa ny pro Ra-8, sy ny malagasy mangina "otage".
Tsy misy resaka hoe voavidy sns ny eto @'ity serasera ity. "Remarque" fotsiny ny ahy, ny hoe toa misy banga eto: tsy eto ny sasany mba hafahana mihaino azy ireo mba isian'ny "équilibre".
Tsiky fotsiny oa fa aza miakatra.


:wink:
11. andrywui ( 04/02/2009 09:02)
NITADY TOKO ZANY IDADASY KA SENDRA VATO !!!!
KA INNN AVY NO TENA TADIAVIN'NY DADASY MOMBA NY MPANOHANA NY TGV ??? ITY AHO ETO FA ALEFASO DAHOLO ZE TIAN'NY DADASY !! F NA INONA ALOHA HEVITRA ALEFA EO NA INONA FANAKIANANA NA INONA FANDREBIREBEBA ETO DE IZAO FOTSINY : NY TGV NO MANDRESY IZAO !!
NY TIM RESY !! ARY RAHA NY FANESORANA TSY HO MAIRE ZANY RANO ANDAMOSIN'NY GISA FOTSINY ZANY !! ALEFASO NY QUESTION ARY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0642