Inona sisa no zavatra tsy simban ny politika eto @ tanàna?

1. xxx ( 03/02/2009 18:27)
Hôtel de ville t@ 1972 :may ary tsy tafarina mandrak izao
Ny rova: may t@ 1992 mbola tsy tafarina koa

Ny RNM sy ny TVM: izao 2009 izao

Mampalahelo !iza anefa no voa mafy ? :?:
novalian'i xxx ny 04/02/2009 12:37
2. penguin ( 04/02/2009 06:21)
Ny saina no voalohany ra-xxx ka izay no ampianarin'ny milaza mpitory teny rehetra na any ampiangonana na aiza na aiza. Rehefa tafiditra amin'ny resaka maloto politika ny saina dia na ny fianakaviana aza afaka hifamono sy hifanimba. An-taonany maro ny fananmboarana ny fahatongavan-tsainan'ny be sy ny maro ka dia izay mikendry manimba saimbahoaka no tena mpanimba mafy indrindra.
3. xxx ( 04/02/2009 12:37)
ny polifikan'ny Lalao Ravalomanana sy i Mialy Rajoelina sisa tsy simban'drizalahy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3424