Ny saina no voalohany ra-xxx ka izay no ampianarin'ny milaza mpitory teny rehetra na any ampiangonana na aiza na aiza. Rehefa tafiditra amin'ny resaka maloto politika ny saina dia na ny fianakaviana aza afaka hifamono sy hifanimba. An-taonany maro ny fananmboarana ny fahatongavan-tsainan'ny be sy ny maro ka dia izay mikendry manimba saimbahoaka no tena mpanimba mafy indrindra.