mba manomeha lecon ny communaute internationalry tvg

1. zama91 ( 03/02/2009 17:05)
mba mahagaga ry tgv ,manomeha lecon ny communauté international sy ny mpamatsy vola nefa misolelaka mitady vola aty andafy juste hanamboarana ny lapan'ny tanana.
Mahamenatra eh taty france mba nisy manifestation momba ny pouvoir d'achat sy ny vie cher fa jamais nitaky ny fialan'ny filoha sarkozy,meme ny extreme gauche en france y compris ny anarchiste.
Ary efa voalaza koa araka ny prevision ny FAO fa hisy emeute aty amin'ny tany andalampandrosoana ary ho menace ny gouvernement en place.Tany cameroune,senegal ary firenena maro
novalian'i ndenn ny 03/02/2009 19:19
2. Noue ( 03/02/2009 17:29)
ka lery miseho ho be saina fotsiny nefa tsisy afitsoka akory eeee
3. xxx ( 03/02/2009 17:43)
mamangy ny fahoriana ry tvg,very seza ilahy izao. an tena adala ialahy,nihevitra ialahy fa ny deputes tim hivadika an'i ra8,tu penses que deputes UMP hivadika an'i sarkozy hanohana an'i socialistes :* :* :* :* :*
4. Noue ( 03/02/2009 17:49)
izaho mba gaga eeee :-D :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 03/02/2009 19:04)
zama91:

mba mahagaga ry tgv ,manomeha lecon ny communauté international sy ny mpamatsy vola nefa misolelaka mitady vola aty andafy juste hanamboarana ny lapan'ny tanana.
Mahamenatra eh taty france mba nisy manifestation momba ny pouvoir d'achat sy ny vie cher fa jamais nitaky ny fialan'ny filoha sarkozy,meme ny extreme gauche en france y compris ny anarchiste.
Ary efa voalaza koa araka ny prevision ny FAO fa hisy emeute aty amin'ny tany andalampandrosoana ary ho menace ny gouvernement en place.Tany cameroune,senegal ary firenena maro

Ka izay tokoa anie no tsy mety @ ataon'ny ankabeazan'ny gasy aty ra zama é ! mandray antendrony ny zavatra lazain'ny media fa tsy mandanjalanja ny tena situation hisehoan'ny evenement .Ny resaka prevision n' ny FAO dia teneniko anao fa mifangaro @ speculation économique fanaon'ilay institution io .Mora ange ny mamorona korotana etsy sy eroa rehefa tena dinihana é .Ary fantatrao fa ny teny atody ka raha foy manan'elatra ,ohabolan'ny ntaolo .Tsy ampitovy an'i Mada @ tany afrikana ianao atsy ho atsy fa minoa fotsiny .Tsy mbola vita io tantara io , ianao izao izao dia anisan'ireo mahita tombotsoa @ fahapotehan'ny fananan'olona araka ny fijeriko.

:idea:
6. ndenn ( 03/02/2009 19:15)
xxx:

Ary ny momba ny vola nangatahina taty momba ny hananganana ny lapan'ny tanàna dia tsarovy fa izay manimba no hanamboatra ny simba ,izay misolelaka no hankahàla , izay nangalatra no horobaina.

7. ndenn ( 03/02/2009 19:19)
Sa ahoana ra XXX ? Tsy izay no hevitrao? :oops: :x :? :( :idea: :!: :?: :°) :{ :{ :^) :arrow: :-o :{ :-w :-w :-@ :-$ =D> o^o ^:^ :miam: :snif: :@ :@ ^^ :evil: :^) :/ (l) :P 8) :o :D :) :? :x :idea: :wink: :roll: :twisted: :?: :} :°) 8-) :-D :-P :-o :{ ^^ ;-) :* :p =)) :snif: ^:^ ^:^ :p :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7548