st valentin

1. xxx ( 03/02/2009 16:59)
slt daolo nareo!!efa ho avy ndray zao ty ny fetiny mpifankatia o!!! mba omeo hevitra @ cadeau za e!! za manoratra d vhv ...lay cadeau tsy d lafo reny fa efa mafy ny fiainana lol dia misaotra mialoha.
2. xxx ( 03/02/2009 18:31)
Marina zany , tsotra fotsiny zany e, tena tsy lafo fa mila mividy ruban lehibe lava be enao ka hatao @ loko zay tian' ilay olotinao izy io , hanaovy ny dessous anao zay tiany indrindra dia asivo noeud ngôza beuuu ny vatanao manontolo , :-P rehefa alohany dodo enao no manao anizany , mankanesa eo am pandriana dia avy eo izy antsoy fotsiny : " Chériiiiiiii ity ny cadeau nao... sady mi charme tsara an ! :-D :-D :-D , tsy hevitra tsara ve izany sady tsy lafo mintsy :lol:
3. ni81 ( 03/02/2009 18:36)
Marina zany , tsotra fotsiny zany e, tena tsy lafo fa mila mividy ruban lehibe lava be enao ka hatao @ loko zay tian' ilay olotinao izy io , hanaovy ny dessous anao zay tiany indrindra dia asivo noeud ngôza beuuu ny vatanao manontolo , rehefa alohany dodo enao no manao anizany , mankanesa eo am pandriana dia avy eo izy antsoy fotsiny : " Chériiiiiiii ity ny cadeau nao... sady mi charme tsara an ! , tsy hevitra tsara ve izany sady tsy lafo mintsy
:-D :-D :-D
4. heidi ( 03/02/2009 21:34)
tena tsy ratsy kosa ny kdô n'i xxx
5. ikaretsaka ( 03/02/2009 22:11)
heidi... inay enao mbo kado
6. heidi ( 03/02/2009 22:14)
7. xxx ( 03/02/2009 22:34)
heidi : hita fa tsy ratsy mintsy sady tsy lafo , ny fiainana efa miha sarotra ihany :-D :-D
8. sitlo ( 04/02/2009 00:57)

neih, izany foana ve isa-taona.

9. heidi ( 04/02/2009 06:28)
xxx:

heidi : hita fa tsy ratsy mintsy sady tsy lafo , ny fiainana efa miha sarotra ihany :-D :-D
Hevitra mahomby sy efikasy ka! sady tsy lafo vidy fa ny sakafo kosa mba atao milay e! sy ny kianja fanaovambôl


:-P
10. ari.malala ( 04/02/2009 07:13)
:-D :-D :-D :-D :-D heidi, nga mis bol atao zany refa st valentin? ;) :-P
11. heidi ( 04/02/2009 10:23)
ari. ka mba andro special io ankoatra ny andavan'andro knou! versera :wink: :-D
12. lovelyri ( 04/02/2009 11:15)
ôtrany mety amiko le hevitr'i xxx miaraka am le kibo beuu mety sexy ihany aa :lol: :lol: :-D :-D
13. xxx ( 04/02/2009 11:34)
hevitra tsotra fotsiny io nomeko io ka, sombitsombiny izany.

heidi : mety doly izay hatao, na @sakafo haroso aza , na ny toerana filalaovambaolina etc... Maro ny zavatra hafaka hatao ho an ireo izay mankalaza izany vanin 'andro izany. :lol:

lovelyri : io ndray dia miankina aminao , ataovy an doha fotsiny fa na misy kibo aza dia efa misy ny dessous sexy hafaka hanafenana izany . :lol: :-D
14. xxx ( 04/02/2009 11:50)
sitlo:


neih, izany foana ve isa-taona.





oadray raha efa fanaonareo isan taona izany dia mba hovao ndray e, enao efa sitlo iany dia hafaka mamorona tononkalo tsara mamehy ny fiarahanareo hatr@ zay oatra. :-D :-D :-D dia vakianao aminy refa eo @ ilay fotoana hisakafoananareo miaraka iny. :°) :°) dia avy eo atolotrao azy sady miteny enao oe : tena vokatry ny fo sady voasoratro t@ sitlo . :D :D
15. ni81 ( 04/02/2009 12:03)
heidi, nga mis bol atao zany refa st valentin?
=)) =))
oadray raha efa fanaonareo isan taona izany dia mba hovao ndray e, enao efa sitlo iany dia hafaka mamorona tononkalo tsara mamehy ny fiarahanareo hatr@ zay oatra. dia vakianao aminy refa eo @ ilay fotoana hisakafoananareo miaraka iny. dia avy eo atolotrao azy sady miteny enao oe : tena vokatry ny fo sady voasoratro t@ sitlo .
:-D :-D
16. lovelyri ( 04/02/2009 12:07)
ka le kibo anie ry xxx ts afaka afenina fa misy zazabeuu ao anatiny ee :^) :-D :-D
17. ari.malala ( 04/02/2009 12:11)
lovelyri =)) =)) =))

ni81 tena tapaka mintsy ny tsinaindriko a!

heidi, k le bôl mitns no ts azoko nge e :^) :^)
18. xxx ( 04/02/2009 12:22)
lovelyri:

ka le kibo anie ry xxx ts afaka afenina fa misy zazabeuu ao anatiny ee :^) :-D :-D



ohh arabaina zany, enao nge zany tsy mila manolotra cadeau intsony fa efa cadeau goavana be ny ao anaty kibonao e !!! Hisy otran izany indray ve ??? :lol: 8)
19. xxx ( 04/02/2009 13:02)

Marina zany , tsotra fotsiny zany e, tena tsy lafo fa mila mividy ruban lehibe lava be enao ka hatao @ loko zay tian' ilay olotinao izy io , hanaovy ny dessous anao zay tiany indrindra dia asivo noeud ngôza beuuu ny vatanao manontolo , rehefa alohany dodo enao no manao anizany , mankanesa eo am pandriana dia avy eo izy antsoy fotsiny : " Chériiiiiiii ity ny cadeau nao... sady mi charme tsara an ! , tsy hevitra tsara ve izany sady tsy lafo mintsy


tsara le hevetra fa raha tiana iova kely dia mila atao avy ao aoriana ilay noeud ngôza be dia mivadika mihankohoka, zany hoe ny fitombenanao no misy noeud :-D
20. Mirananirina ( 04/02/2009 14:27)
ha :lol: :lol: :lol:
Fitiavana omena e,fa angaha dia tsy maintsy manome cadeau foana e?
Solde izao ,faraparany dia araraoty haingana,Any aminy Kiabi:1 acheté=4 gratuit,ndana haingana any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1675