produit mustela post accouchement iza no efa nampiasa

1. ariel ( 04/02/2009 09:18)
hiteraka aminy mois d'avril zao aho ka nisy namako zay efa nanan-janaka 3 nampiasa io produit io ka lazainy fa tsara le izy, mampihena kibo sy mampifitina ono ka sao mba misy efa nampiasa anio ato mba milaza ny heviny misaotra mialoha
novalian'i ariel ny 25/06/2009 14:41
2. booboo ( 05/02/2009 17:13)
tsy fan M*tela aho :°) . Crème hydratant tsara sy truc surgras ( sans savon ) dia mety ouz rasazy, ankoatra ny abdos afaran'ny rééd. du périnée raha te hampihena kibo.
Boooobaka beee ny karazana crème sy truc truc ho an'ny zaza sy ny reny hita n'aiza² ( pub hi-inciter-na hividy an'izao raha aby aby izao ), nefa misy truc tsotra sy tsy lafo loatra afaka hasolo telle ou telle marque amiko manokana...
3. ikaretsaka ( 05/02/2009 20:40)
te hihena sy te hifintina? biskleta atao
4. Rafahafahana ( 06/02/2009 08:45)
Zaho tsy nampiasa produit fa réeducation du périnée 10 séances no nataoko dia tonga dia fisaka tanteraka ny kiboko, fa mbola tohizako kely aty an-trano in-2 isan-kerinandro eo mba itazomako azy.
5. hana ( 09/02/2009 15:52)
Miarahaba anao ariel
Efa nampiasa an'io aho fa efficace tokoa ilay izy, nefa tsy mifankaiza @ produits hafa rehetra. Ny marina, toa manampy manamandimandina fotsiny ilay izy fa tsy hoe ny maha-mustela azy loatra no inona.
Fa araka izay azo atao dia aza manao matavy be alohan'ny hiterahana. Dia araho ireo toro-hevitry ny namana ireo : reéducation du périné; mihetsiketsika ets. Dia mazava ho azy, aza dia miletra loatra rehefa mifana fa sakafo koa no mampitombo na hihosotra inona sy inona eo aza. Mahereza misotro rano
6. ariel ( 10/02/2009 10:22)
misaotra anareo namaly fa lay réducation périneale ve tsy mampifitina lay vagin fotsiny e! za manko tam le niteraka anilay zanako voaloany toa otrany tsy nanao izany ka tsy dia mazava amiko tsara izy io mba afaka manazava ve nareo oe aona ny fandehany
7. ariel ( 10/02/2009 10:28)
[quote=Rafahafahana]
Zaho tsy nampiasa produit fa réeducation du périnée 10 séances no nataoko dia tonga dia fisaka tanteraka ny kiboko, fa mbola tohizako kely aty an-trano in-2 isan-kerinandro eo mba itazomako azy.
[/fa aona kay manao anio,makaiza de aona in no ataondry zareo am'zany? fa za tsy mahalala afaka hazavainao ve? de misaotra mialoha
8. hana ( 10/02/2009 12:56)
Mamerina ny arahaba Ariel
Araky ny fanazavàn'ny mpitsabo, ny périnée dia muscle mitana ny taova avy ao ambanin'ny kibo. Niasa mafy izy io nandritry ny nitondràna vohoka satria nizaka ny lanjan'ilay zaza sy ny fitomboan'ny reniny ankoatry ny asany efa voalaza io.
Rehefa avy teraka dia ilaina ilay réeducation mialoha ny anaovana abdos sns satria lasa malemy ilay hozatra ka mety tsy hahavita tsara ny asany intsony. Raha tsy atao io dia mety hanao descente d'organe ilay olona. Na koa antony matetika mahatonga ilay ohatry ny mivaroraka iny ny kibon'ny vehivavy efa niteraka.
Ny aty an-dafy dia ny sages femmes no mampanao azy io. Maka rendez-vous ianao dia remboursées ny 10 séances.
Fa marina ny voalazanao : miasa @ vagin koa io, mamerina ny tonicité-ny.
Mandra-pitafa
hana
9. ariel ( 10/02/2009 14:16)
hana:
misaotra any hana nanazava fa mila maka rdv am sage femme zany rehefa te hanao anio sa kiné sa gynéco 1semaine apres nahaterahana zany no manao anio sa aona? miala tsiny fa be fanontaniana ny havanao.
Mamerina ny arahaba Ariel
Araky ny fanazavàn'ny mpitsabo, ny périnée dia muscle mitana ny taova avy ao ambanin'ny kibo. Niasa mafy izy io nandritry ny nitondràna vohoka satria nizaka ny lanjan'ilay zaza sy ny fitomboan'ny reniny ankoatry ny asany efa voalaza io.
Rehefa avy teraka dia ilaina ilay réeducation mialoha ny anaovana abdos sns satria lasa malemy ilay hozatra ka mety tsy hahavita tsara ny asany intsony. Raha tsy atao io dia mety hanao descente d'organe ilay olona. Na koa antony matetika mahatonga ilay ohatry ny mivaroraka iny ny kibon'ny vehivavy efa niteraka.
Ny aty an-dafy dia ny sages femmes no mampanao azy io. Maka rendez-vous ianao dia remboursées ny 10 séances.
Fa marina ny voalazanao : miasa @ vagin koa io, mamerina ny tonicité-ny.
Mandra-pitafa
hana



10. hana ( 12/02/2009 12:33)
Mbola miarahaba anao am-pifaliana ariel
rehefa teraka mihitsy ianao, mialoha ny hodiana dia misy taratasy be dia be omen'ny any @ maternité. Anisan'izany ny coordonnées-ny sages-femmes na kiné afaka anaovana rééducation. Dia ampahafantariny anao koa hoe rahoviana no tokony hatao.
Rehefa maka rendez-vous rahateo ianao tonga dia manontany izy hoe teraka oviana, dia alaminy miaraka aminao eo ny fotoana rehetra.

Efa miha antomotra izy izany an, aza manahy fa samy nandalo teo daholo eh. Sady ny aty an-dafy voakarakara be ny mpiteraka sy ny zaza, tsara fanahy be daholo koa ny mpiasan'ny hopitaly fa tsy masiaka ohatry ny any Madagasikara. Ny consultation any @ anesthésiste ataovy tsara mialoha fa tena ilaina be ilay péridurale rehefa miteraka. Tena tsy maharary mihitsy an, ianao mihetsi-jaza mialohan'ny ahatongavana any @ hopitaly aza no marary kokoa, avy eo, miandry ora fotsiny (mitondrà boky, portables, musique ets analàna andro fa raha zaza voalohany mety ho elaela, raha tsy hoe hatao césarienne angaha = service rapide)
11. booboo ( 12/02/2009 15:35)
6 à 8 herinandro afaran'ny niterahana no hanaovana ny réed. du périnée.

Rehefa vita ny réeducation du périnée dia mbola tokony hanao abdos koa avy teo. Samy any @ kiné na sg aby no fanaovana an'ireo.
Ny any M/car ilay fehezina @ gaine ny kibo hoe mba hampihena sy tsy hampidina bebe kokoa ny taova. Tsy ara-pahasalamana ny fanaovana an'io satria tery² tsy afaka miverina tsara @ toerany aby ny taova no sady tsy mampihontsina akory ny muscles kely bobaka isan-karazany ao anaty kibo ao. Izay no tokony hanaovana ilay abdos.

Raha tsy misy sg na kiné mampanao an'io, tahaka ny M/car ohatra mbola vitsy², dia ny fanaovana ilay izy : rehefa mi-pipi iny dia bloqué-na qq seconde tsy hilatsaka kloungany ny pipi dia alefa indray. Atao matetika isan'andro @ zay fa tsy miandry pipi intsony dia mety. Izay faritra tsapanao mihetsika mandritra ny fanaovana an'io ao @ fivaviana no hatao hoe périnée, fa mitohy hatrany anaty any ilay izy.

Isan'ny antony tokony hanaovana ilay réeducation du périnée koa, ankoatra ny efa nolazain'i Hana, ny vhv tsy nanao an'io t@ avy niteraka rehefa mananika ny 50 taona mahery any @ izay dia mora manao fuite urinaire be mihitsy. Na hoe tsy niteraka aza fa rehefa mitombo taona dia tsy miha-tonique aby intsony ny muscles rehetra, anisan'izay ny périnée. Afaka manao ilay gym du périnée aby na efa niteraka na mbola ( ankoatra ny mitondra vohoka )

Ariel > ianao angaha tsy manaraka cours -na prépa à la naissance ????




12. ariel ( 25/06/2009 14:41)
booboo:
misaotra betsaka aminareo namaly ny fanontaniana, efa teraka soamantsara aho ary nampiasa io creme mustela io fa tena tsara fa tsy mila misakafo be aloa e! de efa eo ampanaovana lay réeducation péri koa za zao, fa ny mikasika lay réeducation abdos no tiako anontaniana zay mahalala, mila ordonnance ve manao izy io sa aona? za manko tsy nahazo ordonnance abdos fa péri iany iany nefa za te hanao mafy misaotra mialoha anareo zay mamaly
6 ࠸ herinandro afaran'ny niterahana no hanaovana ny r饤. du p鲩n饮

Rehefa vita ny r饤ucation du p鲩n饠dia mbola tokony hanao abdos koa avy teo. Samy any @ kin頮a sg aby no fanaovana an'ireo.
Ny any M/car ilay fehezina @ gaine ny kibo hoe mba hampihena sy tsy hampidina bebe kokoa ny taova. Tsy ara-pahasalamana ny fanaovana an'io satria tery? tsy afaka miverina tsara @ toerany aby ny taova no sady tsy mampihontsina akory ny muscles kely bobaka isan-karazany ao anaty kibo ao. Izay no tokony hanaovana ilay abdos.

Raha tsy misy sg na kin頭ampanao an'io, tahaka ny M/car ohatra mbola vitsy?, dia ny fanaovana ilay izy : rehefa mi-pipi iny dia bloqu魮a qq seconde tsy hilatsaka kloungany ny pipi dia alefa indray. Atao matetika isan'andro @ zay fa tsy miandry pipi intsony dia mety. Izay faritra tsapanao mihetsika mandritra ny fanaovana an'io ao @ fivaviana no hatao hoe p鲩n饬 fa mitohy hatrany anaty any ilay izy.

Isan'ny antony tokony hanaovana ilay r饤ucation du p鲩n饠koa, ankoatra ny efa nolazain'i Hana, ny vhv tsy nanao an'io t@ avy niteraka rehefa mananika ny 50 taona mahery any @ izay dia mora manao fuite urinaire be mihitsy. Na hoe tsy niteraka aza fa rehefa mitombo taona dia tsy miha-tonique aby intsony ny muscles rehetra, anisan'izay ny p鲩n饮 Afaka manao ilay gym du p鲩n饠aby na efa niteraka na mbola ( ankoatra ny mitondra vohoka )

Ariel > ianao angaha tsy manaraka cours -na pré°¡ à ¬a naissance ????








© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.214