Jesosy ampiarahan'ny TGVé amin'ny vono olona sy fandrobana

1. penguin ( 04/02/2009 06:12)
Efa maro ny may sy simba ary voaroba miampy ny ain'olona nafoy nohon'ny tandrevaka amin'ny fitarian'olona ataon'ny TGV izay voafahan'ireo sesitany any frantsa. Jesosy no tanisainy avy eo fandrahonana no ataony. Dia tsy tahotra tsy henatra no nilazany hoe "ho an'ireo vahiny indrindra indrindra dia aza mivoaka rahampintso mantsy ny androany io sao hiaran'ny hatezeran'ny olona". Izy no fototry ny loza mahazo ny firenena ka anjaran'ny vahoaka no manaraka hoe aleo hifamotika sy hifamono eto fa izay no endrika hialana amin'ny FAHANTRANA. Izay no mety hoy ny TGV
novalian'i penguin ny 04/02/2009 10:24
2. nyavo2000 ( 04/02/2009 06:19)
Dia IZANY E! TSY MENATRA INTSONY MILAZA FA HO AVY IZY HANAKOROTANA SY HIGAFY IZAY MIVOAKA NY TRANONY! ARY MAZAVA IZAO F'IZY MIHINTSY NO LEHIBEN'NY MPANAKORONTANA !

NY MAHAGAGA ALOHA NY OLONA TSY VOASAKAN'NY FANDREBIREBENA TOY IZANY! FA MIASA SY MIANATRA AVOKOA !

DE HO HITA EO NY ASAN-JIOLAHIN'I ANDRY E!
3. penguin ( 04/02/2009 06:25)
Ny olona tia hampianatra ny zanany ary tia hitady vola sy hiasa satria tsy manana hanina raha tsy miasa. Ilay hoe aleo ho hita io no tena nahavoa satria efa mafy no mitranga vao mitady vahaolana. Ny ratsy tsy kely làlana hoy ny TGV ka izay no hanaporofoany fa afaka manimba amin'ny endrika isan-karazany izy.
4. Noue ( 04/02/2009 06:56)
mahonena eee
5. penguin ( 04/02/2009 07:27)
Tsy vitan'ny ranomaso sy ny mahonena io ry havana fa mila tosika mafimafy na dia hoe miandry faharesena sisa. Mitovy tsisy valaka amin'ny olona iray tratran'ny mpanedaka dimy io ka ry zareo no maro amin'io fotoana io dia azy ny manao izay tiany atao izany.
6. xxx ( 04/02/2009 09:31)
NY LALANAN'NY ADY ? MISY NY RESY ARY MISY NY MAHARESY FA NY TSETSETRA TSY MIKAONTY AMIN'NY MIARAMILA ANY ANTANY FIADIVANA FA IZAY AHATIFIRANA FAHA8 BETSAKA FOANA NO TANJONA ATAO NA EFA VOATIFITRA AZA NY TENA FA MBOLA MAHATSIARO DE MITIFITRA FOANA , MITIFITRA ,MITIFITRA...... MANDRAPA TSY AHATSIAROVANA TENA INTSONY
7. penguin ( 04/02/2009 10:24)
Hahaha izay zany. Mitifitra ampisainana fa tsy mamono tena ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1465