Terrorisme

1. bozyboleta ( 04/02/2009 09:20)
Tsisy teny azo ilazana ny ataon'ity manao azy ho président de la rue publique ity ankoatra ny hoe " terrorisme "

Tena tsy tahotra tsy henatra mitsy nilaza entimpo be hoe aza mivoaka ny trano ianareo rahampitso ary indrindra ianareo vahiny sao irehetan'ny fahatezeram-bahoaka. Vahoaka iza???

Ny maraina indray anefa ny radio-ny ihany no nitatatata niantso ny olona handeha ho eny mahamasina. Ary nony hita fa tsy dia rototra indray koa ny olona de nalefa indray ny tsaho fa hoe may hono mahamasina.
Naheno izay ny olona de nirohotra teny nefa tsisy n'inn n'inn akory.
Avy eo ndray nony tonga teny ny olona de nolazaina fa misy milisy sy mpikaramanady ao anaty olona ao ka tokony samy hitandrina. De romotra koa ny olona sasany nefa izay le tena tadiaviny.

De mbola hisy ihany ny gasy tsy hisaina fa hiditra ao anatin'izany fampihorohorona maloto tanteraka izany.
novalian'i tsiafoi1 ny 05/02/2009 16:02
2. tsiafoi1 ( 04/02/2009 09:37)
Demande de déstitution rejetée par la HCC

Gidragidra sy rà mandriaka izay sisa ny issue farany azon'i TGV sy ny tariny hitsofohana mba handrombaham-pahefana....

Manomboka eto de manainga antsika ts11 mba hitandrina tsara tsy ho tafajabaka ao anaty velam-pandriky ny devoly (izay efa tena lian-drà, sy aina latsaka tanteraka)....

1 Timothée 2 : 1
J'exhorte donc, avant toutes choses, à faire des prières, des supplications, des requêtes, des actions de grâces, pour tous les hommes,

1 Timothée 2 : 2
pour les rois et pour tous ceux qui sont élevés en dignité, afin que nous menions une vie paisible et tranquille, en toute piété et honnêteté.

1 Timothée 2 : 3
Cela est bon et agréable devant Dieu notre Sauveur,

Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.

Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.
3. majakely ( 04/02/2009 09:49)
tsy pro tim ,tsy pro tgv aho kanefa hoy aho hoe calme fotsiny fa tokana ny aina ry malagasy!!!
4. nyavo2000 ( 04/02/2009 09:58)
Efa fampihorohoana marina ange no nataony e!
Ahoana ny olona no tsy havela hivoaka ?

L'ex maire terroriste de sa propre ville....

tsiafoi1:

Demande de déstitution rejetée par la HCC

Gidragidra sy rà mandriaka izay sisa ny issue farany azon'i TGV sy ny tariny hitsofohana mba handrombaham-pahefana....

Manomboka eto de manainga antsika ts11 mba hitandrina tsara tsy ho tafajabaka ao anaty velam-pandriky ny devoly (izay efa tena lian-drà, sy aina latsaka tanteraka)....

1 Timothée 2 : 1
J'exhorte donc, avant toutes choses, à faire des prières, des supplications, des requêtes, des actions de grâces, pour tous les hommes,

1 Timothée 2 : 2
pour les rois et pour tous ceux qui sont élevés en dignité, afin que nous menions une vie paisible et tranquille, en toute piété et honnêteté.

1 Timothée 2 : 3
Cela est bon et agréable devant Dieu notre Sauveur,

Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.

Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.

5. andrywui ( 04/02/2009 10:00)
efa hita daholo zao ny anaran'ireo nandroba sy nanakorotana ary nandoro tam 26janv teo ireny !!ireo sary rehetra tratra no nanaovana fikarohana!! ka hivoaka ny marina iazao satria Tim sy olompanjakana daholo no voatonotonona tenenindry zalahy ireo ao fa nanakarama azy ! de ho hita eo ndray ze ho tenenin'ny mpitondra aminzao!! fa tsy maintsy ho ahodiny sy ho avadika ndray izao io nefa ny marina tokony ho marina ihany! olon'ny FO loatra manko isika malagasy fatsy de tena ampy fandinihana ka mora amboarina sy ambakaina
6. majakely ( 04/02/2009 10:07)
andrywuii
7. bozyboleta ( 04/02/2009 10:13)
hivoaka ny marina iazao satria Tim sy olompanjakana daholo no voatonotonona tenenindry zalahy ireo ao fa nanakarama azy !

Koa raha tsy paiso izy koa. Efa contrat daholo zany fa izy ve hiteny hoe tgv? Nefa ny maha-bemiranga azy tsy miafina?
Ary mba iza avy amin'ny fanjakan'iza hono le nanao fanadihadiana?
8. madamakely ( 04/02/2009 10:27)
Nolazainao taloha fa ny tsy manakatao no mitangolalitra eny amin'ny 13 mey nefa rehefa nodinihina izao dia enao no tena tsy manakatao fa manangona tsaho etsy sy eroa hanaratsiana ny tolona tsy ho voasakanao intsony, "ny maha-bemiranga azy tsy miafina", tadidio efa forme-na racisme io resahanao io, nefa enao io dia bemiranga eo anatrehan'ny vazaha fa tsy ho vazaha velively...izany hoe "homme de couleur" na ho aiza na ho aiza;
Ho an'i Tsiafoi1: mahandrasa fa ny marina efa kely sisa dia hitranga ny olona tsy be resaka sy mahay versées bibliques otranareo daholo, hita mitsy hoe sekta eny amoron-dàlana fa tsy FFKM.
9. xxx ( 04/02/2009 10:31)
aza miala@ sectes oooo!!!!
10. andrywui ( 04/02/2009 10:42)
Essssy !! efa mazava be zany zao fa de ny TIM no nanakarama anireo mpandroba sy mpanakorotana ééée e e e!! makanesa ao amin'ny B.C fa homeny fanazavana sy ny marina ao ianao éé e e e! ra tsy tonga de ho voatana ao ko fa Tim !! tratra zany zao ny marina ééé e e e!! enga anie ka mba hanaiky hanome anireo mpanao gazety ny vaovao marina ny ao ra tsy hisy fanakatsakanana ndray oe afekte elah vao mamoaka an'io eo ééé e e e!!
11. tsiafoi1 ( 04/02/2009 10:54)
Marina aloa, fa za tsy FFKM ny tenako ;

Ny maha secte mbola ady hevitra hafa zay ;

Fa ny fantako de mazava ny sitrapon'Andriamanitra manoloana izao toe-javatra izao :
1 Timothée 2 : 1
J'exhorte donc, avant toutes choses, à faire des prières, des supplications, des requêtes, des actions de grâces, pour tous les hommes,

1 Timothée 2 : 2
pour les rois et pour tous ceux qui sont élevés en dignité, afin que nous menions une vie paisible et tranquille, en toute piété et honnêteté.

1 Timothée 2 : 3
Cela est bon et agréable devant Dieu notre Sauveur,

Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.

Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.

Que la volonté de Dieu soit faite sur notre pays ! Amen

12. xxx ( 04/02/2009 10:56)
Dia variana ny tena mahita ity resaka politika resahana @ forum isan-karazany na eny an-dalam-be na eny an-tsena hatramin'ny mpivady no misy rafitra ady.
Ny tena moa tsy mpanoratra ato @ forum fa dia mba hilaza ny hevitra kely ananako. Ho an'izay milaza azy ho mpivavaka dia aza izay mahasoa anao ihany no jerena, manana ilay tena fitiavan'Andriamanitra ve isika dia ilay hoe tiava ny namanao, tiava an'i Jehovah Andriamanitranao, ary koa ilay hoe tsy mahay manompo an'Andriamanitra sy mamôna ianareo. Jereo @ maso mahiratra fa samy tia vola avokoa ny mpitondra rehetra na Ravalomanana na Andry TGV.
Inona no manakana an'i Ravalomanana tsy hiala, satria mamy ny vola nefa milaza fa mankato ny didin'Andriamanitra, inona no manosika an'i AndryTGV satria voasakana ny zavatra tiany atao satria tsy afaka mampandroso araka ny eritreriny fa giazan'ny mpitondra ny vola, iza izany no tena tia vola @ izy mianaka?????
alaivo lesona fa raha mitovy ny zavatra tompoin'ireo olona roa ireo dia tsy niady mihitsy ireo fa saingy samihafa ny zavatra tompoina ka dia izay no miteraka io ady tsy hijanona io, araka izay voasoratra hoe (Aza omena ny alika izay masina; ary aza atsipy eo anoloan'ny kisoa ny vato soanareo, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo.)
13. madamakely ( 04/02/2009 11:33)
tsiafoi1:

Marina aloa, fa za tsy FFKM ny tenako ;

Ny maha secte mbola ady hevitra hafa zay ;

Fa ny fantako de mazava ny sitrapon'Andriamanitra manoloana izao toe-javatra izao :
1 Timothée 2 : 1
J'exhorte donc, avant toutes choses, à faire des prières, des supplications, des requêtes, des actions de grâces, pour tous les hommes,

1 Timothée 2 : 2
pour les rois et pour tous ceux qui sont élevés en dignité, afin que nous menions une vie paisible et tranquille, en toute piété et honnêteté.

1 Timothée 2 : 3
Cela est bon et agréable devant Dieu notre Sauveur,

Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.

Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.

Que la volonté de Dieu soit faite sur notre pays ! Amen

Que la volonté de Dieu soit faite sur notre pays: Ainsi soit-il; tsy iadiankevitra io ary tsy ifanesoesoana fa de zay.

14. xxx ( 04/02/2009 11:59)
Ka efa izao korotana izao no volonte-de Dieu koa inona indray ary no tadiavainareo eo???? io no lahatr' A/tra ho an'ny Gasy. Ka moa va tsy efa voasoratra fa hiisy izao korontana izao???
15. xxx ( 04/02/2009 12:25)
Que la volonté de Dieu soit faite sur notre pays:

iiiiiee, moa va mba nanao ny sitrapon'Andriamanitra ny filoha ? tsy ny sitrapony ihany no hataony???????
ny hanovana ny pacte nataony tam devoly izao no mampiasa ny lohan-dRa8 .
16. bozyboleta ( 04/02/2009 12:43)
Ary nankaiza daholo le olona lazaina fa mpikaramanady sy milisy nolazain'i viva hoe tao mahamasina e? ary iza koa le hoe nandoro an'i mahamasina?
Ary le hoe lehiben'ny faritra Amoron'i Mania niala?
Ary le hoe miala daholo ny filohampokontany 192 an'Antananarivo renivohitra nefa de nisokatra soamantsara daholo ny biraompokontany zay hitako.
Ny firaisana faha-V ao Ambatomainty aza nampiditra olona haka taratasy na dia t@ varavarana mitanila aza fa de afaka naka taratasy kosa aloha ny olona.
Ny vahiny moa dia niasa koa ary nandefa ny zanany nianatra na dia efa norahonana aza.
Asa iza no tena mpitsaho eto amin'ny tanàna an.

Aza rebirebena ary aza tadiavina atao otazy ny olona. Fomban'ny terorista tokoa izay saingy mbola mila miofana tsara aloha fa mbola tsy ho tafa raha eto Madagasikara.
Soa ihany fa mbola ny hendry no maro noho ny adala.
17. tsiafoi1 ( 04/02/2009 12:48)
Ny hoe maneso tsy ho izay mihitsy ; fa ilaina ny mampahafantatra ny sitrapon\'Andriamanitra manoloana izao savorovoro politika izao : De izay no tena antony ametrahana ireny versets biblique ireny, mba ahaizan\'ny ts11 mandinika sy mandray fanapaha-kevitra tsara ny @\'izay tokony atao na tsia....

Proverbes 10 : 12
La haine excite des querelles, Mais l\'amour couvre toutes les fautes.

Proverbes 10 : 13
Sur les lèvres de l\'homme intelligent se trouve la sagesse, Mais la verge est pour le dos de celui qui est dépourvu de sens.

Proverbes 10 : 14
Les sages tiennent la science en réserve, Mais la bouche de l\'insensé est une ruine prochaine.

Proverbes 10 : 18
Celui qui dissimule la haine a des lèvres menteuses, Et celui qui répand la calomnie est un insensé

Proverbes 10 : 23
Commettre le crime paraît un jeu à l\'insensé, Mais la sagesse appartient à l\'homme intelligent.

Proverbes 12 : 16
L\'insensé laisse voir à l\'instant sa colère dans la rue, Mais celui qui cache un outrage est un homme prudent.

Jacques 3 : 13
Lequel d\'entre vous est sage et intelligent? Qu\'il montre ses oeuvres par une bonne conduite avec la douceur de la sagesse.

Jacques 3 : 14
Mais si vous avez dans votre coeur un zèle amer et un esprit de dispute, ne vous glorifiez pas et ne mentez pas contre la vérité.

Jacques 3 : 15
Cette sagesse n\'est point celle qui vient d\'en haut; mais elle est terrestre, charnelle, diabolique.

Jacques 3 : 16
Car là où il y a un zèle amer et un esprit de dispute, il y a du désordre et toutes sortes de mauvaises actions.

Jacques 3 : 17
La sagesse d\'en haut est premièrement pure, ensuite pacifique, modérée, conciliante, pleine de miséricorde et de bons fruits, exempte de duplicité, d\'hypocrisie.

De samia mahay mandanjalanja ny fihetsika tokony ho atao, sy ny teny tokony hotenenina!

18. madamakely ( 04/02/2009 13:22)
bozyboleta:

Ary nankaiza daholo le olona lazaina fa mpikaramanady sy milisy nolazain'i viva hoe tao mahamasina e? ary iza koa le hoe nandoro an'i mahamasina?
Ary le hoe lehiben'ny faritra Amoron'i Mania niala?
Ary le hoe miala daholo ny filohampokontany 192 an'Antananarivo renivohitra nefa de nisokatra soamantsara daholo ny biraompokontany zay hitako.
Ny firaisana faha-V ao Ambatomainty aza nampiditra olona haka taratasy na dia t@ varavarana mitanila aza fa de afaka naka taratasy kosa aloha ny olona.
Ny vahiny moa dia niasa koa ary nandefa ny zanany nianatra na dia efa norahonana aza.
Asa iza no tena mpitsaho eto amin'ny tanàna an.

Aza rebirebena ary aza tadiavina atao otazy ny olona. Fomban'ny terorista tokoa izay saingy mbola mila miofana tsara aloha fa mbola tsy ho tafa raha eto Madagasikara.
Soa ihany fa mbola ny hendry no maro noho ny adala.

Nahatety firy tamin'ilay fokotany 192 enao? Raha nahita 5 dia efa isaorako an'Andriamanitra fa betsaka izay, tena mazoto miasa ianao ary hita fa manam-potoana be, du matin au soir mitety fokotany rehefa tsy mamonjy forum ao @ tokinao.com: asa miaraka é, de fampandrosoana. Hi Hi

19. bozyboleta ( 04/02/2009 13:47)
Ie. Za aloha mbola le nitsikin'ny vintana tsy very asa no sady tena mazoto miasa no sady manara-baovao no manampotoana mifampizara @ namako ato @ serasera.
Mba fetsifetsy de ianaro akia ny multi-tâches raha te-handroso a! :-D :-D :-D
Ny anareo ny fotoana ilaozana hitsikerana sy hifosafosana sy hitsahotsahoana ty fiainan'olona retraretra ty k'aiza no hahavita n'inn n'inn.
20. Andribe ( 04/02/2009 13:55)

arosoy aloha ny thb ary hoe jerevana

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0681