Terrorisme
21. Andribe
(
04/02/2009 14:00)
bozyboleta:
Ie. Za aloha mbola le nitsikin'ny vintana tsy very asa no sady tena mazoto miasa no sady manara-baovao no manampotoana mifampizara @ namako ato @ serasera.
Mba fetsifetsy de ianaro akia ny multi-tâches raha te-handroso a! :-D :-D :-D
Ny anareo ny fotoana ilaozana hitsikerana sy hifosafosana sy hitsahotsahoana ty fiainan'olona retraretra ty k'aiza no hahavita n'inn n'inn.
arosoy aloha ny thb ary hoe jerevana
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. Andribe

23. zoulou
(
05/02/2009 04:10)

tsara mitsy ny anao fa polyvalente na a@ tsara???? na a@ fitsikerana, fifosafosana sy fitsahotsahoana ny fiainan'olona retraretra, tena mivaingana mitsy ny zava-bita Hahahahaha. efa tena "multi-tâches" mitsy ireo an! bonne continuation e! hihihihihih
24. tsiafoi1
(
05/02/2009 16:02)
Miasa de Miasa de Miasa hatrany, fa "ny hatsembohan'ny tavanao no hihinananao", fa tsy hisy mana hilatsaka ho anao eny @'ny 13mai, ....