hafatra ho an'ny kristianina tsy ankanavaka .
1. blue
(
04/02/2009 07:14)
Ny filoham-pirenena dia filohan'ny malagasy tsy vaky volo tsy ankanavaka .
Nahoana ny filoha indray no manavaka ?
Ampiana ny FJKM , maninona no tsy ampiana koa ny katôlika , ny anglikanina, ny flm , ny silamo ? Fanavakavahana izany
Ary ny tena loza , vola avy aiza , ary volan'iza io ampiasaina hanampiana ny FJKM io ?
Manahy mafy mantsy ny tenanay sao ka vola azo tsy @ rariny ka manohintohina ny maha kristianina .Vola halatra ve no anamboarana fiangonana ? vola halatra ve no anamboarana ny sekoly ?
Dia miray petsapetsa tsy fidiny izany ny kristianina ?
Raha sanatria ka izany no marina , tsy ilaina akory ny manao grêve fa ny tompo mahalala ny atao azy
Misaotra ry malagasy mpiray tanindrazana

novalian'i xxx ny 04/02/2009 10:41
2. bozyboleta
(
04/02/2009 07:28)
Sssssssssss.
Ary ambadika ary ny hevitra mikasika ny fivavahana fa tsy ato.
Aoka itsy ty resaka filalaovana fivavahana ato anaty politika ity.
Aleo ny fivavahana hijanona ho fivavahana ary ho an'ny mpivavaka

3. zoulou
(
04/02/2009 07:45)
o Rabozy a! aza jerena amin'ny maso ila ilay fiainam-pirenena, politikan-dra8 daholo izany, hitako daholo ihany ireny zavatra nambaranao ireny, vaovao tsy fanta-piaviana avy no lazaina fa sources sures, samy manana ny sure-ny olona, fa ny réalité jerena e!
4. bozyboleta
(
04/02/2009 08:04)
vaovao tsy fanta-piaviana avy no lazaina fa sources sures, samy manana ny sure-ny olona, fa ny réalité jerena e!
Ha ha ha. Samy manana ny réalité-ny koa ny olona.
Ny an'izany zoulou zany zao réalité-ny any anaty ala e! :lol: :lol:
Tsy hitovy mitsy alou e!
5. blue
(
04/02/2009 08:06)
Izay ange ilay mahavoa antsika !
Raha vao mba ilazana ny marina tonga dia didy jadona ny miainga ,adaboy any izany , tsy firesahana an'izany eto .Izay tiko ihany io . Tohizo ihany io maso be tsy mahita sy sofina be tsy maheno io .
Mahagaga marina fa toa tsy misy fiara immatriculé 77 mivezivezy intsony eto @ tanàna e.Mahana ny mpanao ratsy sa.....
Aleo @zao fa toa mba tsy mitohana firy ny fiarakodia .

6. blue
(
04/02/2009 08:15)
Io arany ilay nandrasako .Tsy mahazaka ny marina mihitsy ny namana.Vao miainga ny marina dia miala any ny jadona .Jereo ange izany famaliny e
ambadika ary ny hevitra mikasika ny fivavahana fa tsy ato.
Aoka itsy ty resaka filalaovana fivavahana ato anaty politika ity.
Aleo ny fivavahana hijanona ho fivavahana ary ho an'ny mpivavaka
Hono hoa r'ise ity , mba nankaiza daholo hoa ireny fiara immatriculé 77 be dia be ireny no toa tsy ahitana na iray aza mba mivezivezy eto @ tanàna e .Sa mahana ny mpanao ratsy ......
Mieritrereta ihany fa mbola tsy tara e
Mba rariny ve hoe vaky ny magro dia tapitra tsy misy PPN eto Madagasikara;mba mieritrereta ihany namana a .

7. mmmhh
(
04/02/2009 08:17)
Sssssssssss.
Ary ambadika ary ny hevitra mikasika ny fivavahana fa tsy ato.
Aoka itsy ty resaka filalaovana fivavahana ato anaty politika ity.
Aleo ny fivavahana hijanona ho fivavahana ary ho an'ny mpivavaka
ho an'ny mpivavaka ny fivavahana, fa le Ra8 mintsy anie no tena mampifangaro ny fivavahana @ politikany e, efa hatao fomba fiady le fivavahana, ny FFKM moa de saribakoliny mintsy, mody fivavahana no hanakomana ny tromba ratsiny, :twisted:
8. tsiafoi1
(
04/02/2009 09:29)
1 Timothée 2 : 1
J'exhorte donc, avant toutes choses, à faire des prières, des supplications, des requêtes, des actions de grâces, pour tous les hommes,
1 Timothée 2 : 2
pour les rois et pour tous ceux qui sont élevés en dignité, afin que nous menions une vie paisible et tranquille, en toute piété et honnêteté.
1 Timothée 2 : 3
Cela est bon et agréable devant Dieu notre Sauveur,
Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.

9. xxx
(
04/02/2009 09:43)
TONGA INDRAY NY FOTOANA HITENENAKO RANKIZY
---Ny fanaovana ny pactes diabolik an de miainga amin Fifanarahana sy fivavahana aminy (demon)aloha
---misy ny Fifanarahana arakaraky ny halehibeazan'ny zavatra angatahina sy ny azonao homena azy
---ka rehefa tapitra ny fifanarahana (pactes diabolique) de ho alainy tsikelikely amzay ny azy (demon) raha tsy hoe manavao fifanarahana vaovao indray ilay olona angaha
---mangalatra ny isa masina (7 , 3 isan' i Jehovah Andriamanitra ary ny 6 isan'ny maizina)) io pactes atao io
---izany hoe misy isa fito na telo tonga tao matoa efa manomboka akaiky ny fahataperana raha tsy manavao contrat ndray ilay olona
----isa 7 na 3 mety ho 7 taona na 7 volana na 7 andro
ANJARANAO ARY NO MIERITRERITRA FA TSY MANARATSY OLONA INTSONY AHO ,

10. andrywui
(
04/02/2009 09:47)
Fito taona nitondrana zay i Prezida ! hi hi hi zay kah nokakerin'ny amboa kely tiany zany !! fa honohoa ry xxx maninnn no tsy ny isany 6 no ampiasainy fa ny isa 7 sy 3 ? ka tsy tezitra amzany ve Jehovah ?
11. xxx
(
04/02/2009 10:41)
Fito taona nitondrana zay i Prezida ! hi hi hi zay kah nokakerin'ny amboa kely tiany zany !! fa honohoa ry xxx maninnn no tsy ny isany 6 no ampiasainy fa ny isa 7 sy 3 ? ka tsy tezitra amzany ve Jehovah ?
Ka ny devoly anie maka tahaka ny hataon'i Jehovah e, mba hahavery dia ny mpanara-dia azy.