NY TAFIKA ETO MADAGASIKARA
1. ragaldybe
(
04/02/2009 08:37)
EFa lasa fanao indray zany izao ny miantso ny tafika hirentirenty eny ankalamanjana ary lazaina fa manohana sy mankasitraka ny zavatra ataon\'ny antokon\'olona iray.
Ohatra raha nandray ny fitondrana Ingahy Ravalomanana dia nisy andianà Jeneraly izay nitonotena fa mankasitra izay fitondrana vao mijoro izany.
izao indray dia nilaza omalyu Ingahy Andry Rajoelina fa nisy Jeneraly sy kolonely hanao fanamiana mirenty ho avy eo amin\'ny kianjan\'ny 13 mai amin\'ny sabotsy ho avy izao .Izany dia entina hilazana amin\'ny vahoaka fa na ny tafika aza dia manaktelina izao fihetsehana izay tanterahan\'ny Maire Antananarivo renivohitra sy ny namany izao.
Aiza no tena misy ny fifehezana eo amin\'ny tafika.
Aiza ny \"discipline\" izay lazaina fa fototra ijoroan\'izany tafika izany
Moa ve tsy efa ao anatin\'izany fifampifehezana izany ny fanajana sy fiandanina amin\'ny ara-dalana na ny \"légalité\".
Raha tsy manaraka an\'izany ny miaramila iray na manamboninahitra izay na vatany dia mazava ho azy fa avy hatrany dia azo enjehina sy aiditra fonja saingy tsy nisy zany HATRAMI\'IZAY fa samy manao ny danin\'ny kibony avy ny rehetra eto.
Asa fa toa ny \"vatany\" angamba no tena iharan\'izany fifehezana miaramila izany fa tsy ny rehetra
ka aiza marina ny tafika no mipetraka e :?:
fa raha tena tafika manaraka ny fifiampifehezana ara tafika eran\'izao tontolo izao toa tsy hisy an\'izany mihitsy sa hafa ihany eto Madagasikara sy Afriak fa ahitana izao karazana fandikana lalana marobe izao ary dia odiana tsy hita
na koa hoe rehefa izahy v no madika dia taitra nareo nefa anie zahay ka efa nitaominareo hanao izao ihany taloha
ka raha izay manana hazoin damosina ve ny tafika :?:
raha izay dia tsy manara dalana izany zareo ireo nanomboka efa ela :!:
:wink:

novalian'i Andribe ny 04/02/2009 13:34
2. xxx
(
04/02/2009 09:16)
he! he! he! O ragladinybe a !!! enao ve mihevitra fa mihevitra fa hisy tafika ho eny izany ?? le bandy ratsy tarehy be manao securité ireo no ampanaovina tenue ana colonel sy general de basy !! fangah misy sahy misambotra anreo zany ny tena tafika na manao anzany aza ry lerony???? fa ho hitanareo eo fa bodega fopla daoly no hita eo am sabata
3. nyavo2000
(
04/02/2009 10:06)
Bodega sandoka marina na ireo efa retraité no milahatra mianatra manao matso eo.
Tsy hisy manamboninahitra amperin'asa hanao an'izany mihintsy eo n'inona firehany, tsy toe-tsaina nampianarina tany ampianarana izany.
Izany no famitaham-bahoaka ataon'ny TGV ve!
Re zao fa misy foana ny recrutement na vatandehilahy : 75.000 F/ j no karama
mamono tena, be dia be ny recrutement eny soanierana, ankadimbahoaka sns..

4. ravatorano
(
04/02/2009 12:36)
aza hitako aza mahita ahy !
za koa aloha tsy mino hoe hisy miaramila tena amperin'asa ho tonga eny sady zareo v hamono tena amin izany eo :-D

5. xxx
(
04/02/2009 13:05)
an an an ka !! tsy maharaka kou laisany zany ! ho avoaka avy ao Antanimora sy Tsiafahy hono i Coutity Assoulant sy Balbin sy Jly Fidy sy Jly Ralaikoa de ry zalahy no hilahatra eo !! fa toa i Prezida ihany ane ono o hamoaka andry zalahy zany e!! de ny vao2 henok farany vao teo zao de toa oe ho avoaka kou ono iPety de izy no hatao P.M alou mandra-pa anga zany alou amle hanova gvrnment io! Fa i Voninahitsy alou no efa tena sur fa ataon'ny Prezida conseil tech-ny zany tao filankevitry ny ministra tamin'ny maraina tao!
6. patrick2002
(
04/02/2009 13:17)
Efa hita fa mivaha ny miaramila amin'izao fotoana ,efa hatraminy ela io t@ androny radidy fa vao maika mihamafana ny raharaha tsy voafehy intsony ny ordre militaire t@ fitondrany ra-8 ,ohatra iray no homeko anao .
@ miaramila dia tena hajaina izany promotion izany ,ny samy promotion mifanaja ,ny promotion zandriny tsy maintsy manaja ny zokiny ,tsy maintsy hankatoavina io @ fanomezana fahefana ao @ miaramila ,ohatra raha misy 13 eme promotion ny chef de corps ny adjoint-ny tsy ho 9 eme promotion mihintsy , raha 10 eme promotion ny chef d'etat major ,dikany ny miaramila am-perinasa malagasy tsy tokony hisy 9 eme,na 8eme ,na 7 eme promotion intsony satria ny chef d'etat major no komandy ambony indrindra @ tafika ,
Ravalomanana tsy te halala fa dia izay tiny eo no homeny place.

7. Andribe
(
04/02/2009 13:24)
tena nde hilatsaka prermier ministra koa za lety eee :-D :-D :-D :-D :-D
8. Andribe
(
04/02/2009 13:29)
tena nde hilatsaka prermier ministra koa za lety eee :-D :-D :-D :-D :-D
9. Andribe
(
04/02/2009 13:34)