ISIKA VAHOAKA MIHINTSY NI VENDRANA

1. xxx ( 04/02/2009 07:16)
Dia tena hita mazava toy ny vay an-kandrina izao fa isika vahoaka Malagasy mihintsy no VENDRANA!!!

DE OLONA ROA VE TOKONY HAMPIKOROTANA FIRENENA IRAY MISY MPONINA 20 MILLIONS?????

Hita mazava fa mpanararaotra FAHEFANA izy roa lahy ireo.
MANAIKY VE ISIKA VAHOAKA????
Ny iray MPANAO BOTOLO, ny iray BE MARENINA

GADRAO I TGV SY RA8 fa ts ilainay.
novalian'i zoulou ny 05/02/2009 04:30
2. blue ( 04/02/2009 07:33)
Zany refa tsy manao VISITE MEDICALE :lol: rehefa alohan'ny hirotsaka filoha .
Firy izay ny filoha handicapé nifandimby teo .Rehefa tsy JAMBA, dia MARENINA , ngamba mbola hifidy filoha handicapé mental koa @ manaraka .Na filoha kala iray sy klou :lol:
3. xxx ( 04/02/2009 08:27)
Ny olona le mamono tena @ fitiavana hitady sezan'ireo oul ireo no tena vendrana amiko, na i Ra8 io na i Andry,
nga enao hitany akory reefa tonga @ fanjakany izy? vao miha-mihinan'ny fatiny daholo,
Inona no tsy hananan'ireo mpitondra? ary ireo madinika nitolona ho azy inona no mba hananany? nga hitany e, tambazana vary 02kg de mangina no anarany,
4. MANAKASINA ( 04/02/2009 08:56)
tena marina izany ; isika vahoaka no tsisy saina, aton'izy 2lahy fitaovana, nga hatramin'izay misy mpitarika grevy maty, fa isika vahoaka foana no maty , izy avy eo mahazo seza de manadino, mba misaina ry gasy havako
5. jasa ( 04/02/2009 09:10)
ny vahoaka tsy vendrana fa ianao irery no vendrana. fa ny vahoaka mangetaheta fahafahana. ka asakasak'izay hamitaka ny vahoaka. io ry zalahy ny fahatsorana no tena zava-dehibe. rehefa tsotra mandeha ny zavatra rehetra. :x :x :x :x
6. andrywui ( 04/02/2009 09:10)
Ny TGV tsy nisy eritreritra hitady toerana izany hatramzay fa niajannn tam fandraharahana tsotra sy ny e/se foana fa nony natao atsojay ny Injet tsy navela hapetraka ny panneux de pub ,nongotana ze mba voapetraka ,de niakatra ho azy to anaty tao le hambo sy alahelo amin fanaovana tsinotsinnn ,, nefa ra tadidinareo de tsy mbola nisy andry tgv heno tam politika zany tamin 3taona lasa, fa noterena hamaly izy rehefa nitsakitsahina lava teo !! de ra ianao no teo amin toerany de aona ?? zavatra notadiavin'ny mpitondra ane io e!! na anga ny azo tenenina kokoa de tsy ra8 no nanao atsojay azy fa ireo mpisolelaka aminy no tena nanipy oditrak'ondro taminy!!! izao efa miatra ny ranombary ka tsa misy hevitra koa fa de miareta petsa
7. tsiafoi1 ( 04/02/2009 09:14)
Demande rejetée par la HCC

Ny gidragidra (rà mandriaka sy aina latsaka) izay no issue farany tsy maintsy hotanterahin'i TGV sy ny tariny mba handrombahana ny fahefana

Manomboka eto de manainga antsika vahoaka mba hitandrina tsara, tsy ho tafalatsaka ao anaty fandriky ny devoly, izay efa lian-drà tanteraka.....

Samia mivavaka mafy! JEHOVAH O, SAKANO NY RIVO-PANDRAVA SY MPANAKORONTANA, FA ANDRIAMANITRA MAHERY ENAO
8. xxx ( 04/02/2009 09:17)
ny vahoaka tsy vendrana fa ianao irery no vendrana.


Ka maninona no voariraran'ny mpanao politika raha tena mahay ianao???
Hitsotra @ inona no ataonao????
9. xxx ( 04/02/2009 09:22)
tsyafoi kely toa latsa bavaka mitsy re!!! tsary misy anzany rà mandriaka zany eo tsyafoi fa aza matahora ah !!! iza kou ny Malagasy iditra amzany samy Malagasy hifamono izany !!! ra tsy hoe anga ka misy olona tonga de hotifirina ankitsirano be fahatany fotsiny zao eo vao mety hitroatra ny olona!! ny malagasy mantsy be fo be ka ra misy voan'ny bala amin fo tsisy antony sy mba firesahana akory eo akaikiny eo de mety hitroatra ny olona!! fa ra ny oe hitarika higidraka zany tsary misy manao anzany eo tsyafoi a!! kroà moà ! iza ary aho o?
10. tsiafoi1 ( 04/02/2009 09:54)
iza ary aho o?


xxx ô! Afapo

tsyafoi kely toa latsa bavaka mitsy re!!!


Tena ilaina tokoa ny mivavaka manoloana ny toe-javatra toy izao, eny na de manoloana itony écran itony aza.... Jereo ange ity e ! :

1 Timothée 2 : 1
J'exhorte donc, avant toutes choses, à faire des prières, des supplications, des requêtes, des actions de grâces, pour tous les hommes,

1 Timothée 2 : 2
pour les rois et pour tous ceux qui sont élevés en dignité, afin que nous menions une vie paisible et tranquille, en toute piété et honnêteté.

1 Timothée 2 : 3
Cela est bon et agréable devant Dieu notre Sauveur,

11. zoulou ( 05/02/2009 04:30)
tsiafoi1:

Demande rejetée par la HCC

Ny gidragidra (rà mandriaka sy aina latsaka) izay no issue farany tsy maintsy hotanterahin'i TGV sy ny tariny mba handrombahana ny fahefana

Manomboka eto de manainga antsika vahoaka mba hitandrina tsara, tsy ho tafalatsaka ao anaty fandriky ny devoly, izay efa lian-drà tanteraka.....

Samia mivavaka mafy! JEHOVAH O, SAKANO NY RIVO-PANDRAVA SY MPANAKORONTANA, FA ANDRIAMANITRA MAHERY ENAO

mba alefaso lavidavitra hoa le fandinihana, ny gejandra8 no nahatonga izao rehetra izao, izaho tsy hilaza eto intsony oe inona avy ireo fa efa voalaza tany aloha tany daholo fa mba anjaranao ny tena mijery ny zava-misy, sa ianao le zanaka deputé na minisitra ka le faly mihinina ny karama be fotsiny fa tsy mahita ny fijalian'ny vahoaka. ra tena te hamakafaka marina dia aza ny ivelambelany fotsiny no jerena fa halalino hatr@ fakany, ekeko ange fa nanao làlana ohatra Ra8 saingy ny contrepartie n'izay no inona hoy ianao "TIKOLAND" . anao no misaina fa aza de minana ambolony fotsiny, voarebireby aminn'ny fanangolen'dra8 dia ntsooooo!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2086