aleo asiany
1. bazylou
(
05/02/2009 13:10)
ao rehefa lehibe tsy amantsaina e!!! efa diso tafahoatra le fangoronkarena tsy rariny sy fitiavan tena
novalian'i xxx ny 06/02/2009 07:48
2. penguin
(
05/02/2009 13:15)
Elah mihintsy no nilaza hoe TGVendrana io vao nirotsaka ka hijapy train vé zany sa hanaja tena ?
3. xxx
(
05/02/2009 13:47)
io r'zalah, na aona na aona. na iza na iza no eo. isika MALAGASY mihintsy, tsy ankanavaka no tokony hiova a.
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO NDRAY=SY NY MANARAKA REHETRA
Zay foana no hitranga eto @tsika, raha tsy miova hatrany ifotony, na ny fanaovana politika io, na ny toe-tsaina io, ny retraretra mihintsy é.
tsy i lafrantsa, tsy i zamerika, tsy i rainiboto, tsy iza, tsy iza, no afaka hanova antsika. FA ISIKA IRERY IHANY. ny hafa mpanakorotana, satria isika manaiky hakorontana. ndana ngé mbo korontany reo, raha tsy asa fotsiny é? raha sahy koa moa, hahaha.
na ovaina tahak'n'inona eo aza ny contitution, na hanaiky fa ny president @zao fotoana d lanim-bahoka tokoa, ka tokkony harovana hatr@farany. rehefa tsy hiova isika, d ny eo ihany no eo.
mbo fampieritreretana é!!!
na hangoron-karena i ra-ann, na hitrongy vao homana i ra-ann. ho aiza eo sika é? refa tsy hiova isika, d zany fona averimberina eto

4. nyavo2000
(
05/02/2009 14:14)
le bazylou dia hita mihintsy fa misy ra BEMIRANGA mikoriana aminy...lohana Jiolahimboto
5. xxx
(
05/02/2009 14:14)
Aleo ho fay any e, mbola ny vahoaka no tezitra aminy fa rehefa ivadihan'le devoliny io ho hitantsika eo,
zao aloha ny vahoaka voakaikitry amboa kely tiana no manao azy,
Fa reefa izy indray kosa no hivadian'le devoly tiany, ha hah aha eo isika mahita izy
MINOA FOTSINY IHANY fa tsy maintsy hisy farany ny zava-drehetra.

6. nyavo2000
(
05/02/2009 14:26)
Ny Jiolahimboto no tezitra @ sy ny mpanao bizna fahiny e! very fihinanana f'izay manaraka "norme" no tafita e!
Ny ahy indray rehefa informel dia aleo na hahantra any aza tsy raharahako satria izahay mandoa hetra ara-dalana ny sasany mitady ho fetsy amin'ny bizna fotsiny

7. xxx
(
05/02/2009 14:34)
Ary TIKO, MAGRO, MANA ,........ ohatrinona ny trosan'ny fanjakana aminy, mba firy millard
mody ny vahoaka madinika aty poretina aloavy ny trosa.

8. tsiafoi1
(
05/02/2009 14:40)
Chiffres d'affaires TIKO - MAGRO - .... quelques milliards par minute, sady tonga de produits consommables daolo. Vola miodina aingana. Zany ny business aminy fa raha mahay manao fa tsy mialona ny an'ny hafa....
9. patrick2002
(
05/02/2009 15:43)
hasivo concurrence fa tsy ianao ihany no hi monopole ny rehetra oh!
Izay ihany ny ahy .Iza no tsy mikakaina hanaovany ra-8 azy ny mpanao bizna malagasy .
Miteny anao izaho ray tao anatiny arivo victime -ny ra-8 i Andry TGV ,izy ihany no sahy mijoro tsy maniky lembenana an'i ra-8 ka dia mankahery azy izaho ary manohana azy.

10. xxx
(
06/02/2009 07:48)
Ka izy irery ihany aminy no mendrika ny hanakarena koa, eo ianao ry gasy kely, ze manana orin'asa moa de minannn rah tsy azy de miditra actionnaire ao izy , rah tsy izay de an'i Lalao, na actionnaire ao Lalao,