Ampidiro aloha ny tenimiafina
JIRAMA sy AIR MAD
1. rixes
(
05/02/2009 10:43)
mitovy mintsy ny olona misy eo @reo orinasa ireo , ny vazaha DG sy tariny mikarama volabe fa ny mpiasa mihinan'i amafiny , io fotsiny fa mbola betsaka ny olana any ambadika any .
2. zazany
(
05/02/2009 11:18)
mandehana miasa any an-dafy de amizay koa mbô mikarama be ianao eh! Any ianao mba manana avantage ohatry ny ex-patrié rehetra.
Fa raha tsisy diploma aloha de mahaiza mionona an
3. xxx
(
05/02/2009 13:54)
zazany:
mandehana miasa any an-dafy de amizay koa mbô mikarama be ianao eh! Any ianao mba manana avantage ohatry ny ex-patrié rehetra.
Fa raha tsisy diploma aloha de mahaiza mionona an
ampiako kely raha tys misy diplaoma mandehàna mianatra tsy mahamenatra angamba izany =D> =D>
4. xxx
(
06/02/2009 13:19)
5. mmmhh
(
07/02/2009 08:48)
6. bazylou
(
02/04/2009 20:27)
tsy mapihomehy e!!! ^^ ^^