tsy politika zao eee

1. Noue ( 05/02/2009 13:04)
[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i563511_zazamaditra.bmp[/IMG]

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i Noue ny 08/02/2009 21:10
2. kelly13 ( 05/02/2009 16:47)
:roll:
3. ni81 ( 05/02/2009 17:38)
:°)
4. Noue ( 05/02/2009 19:37)
tsy azonareo ve io sary io ee ??? maditra hono tsinona i tgv kooo :-D :-D :-D
5. ni81 ( 05/02/2009 19:44)
tsy azonareo ve io sary io ee ??? maditra hono tsinona i tgv kooo
aiza zany sary izany? :roll:
6. Noue ( 05/02/2009 20:20)
fa inona akia no hitandry ao eee ??? ny aty amiko aloha dia sarin'i tgv kapohin'i ravalo eee ! oatrireny zaza maditra mahazo fessée ireny akia aa
7. sitlo ( 06/02/2009 17:59)
mafana ny andro any aminareo eh :-D :-D
8. ni81 ( 06/02/2009 18:32)
fa inona akia no hitandry ao eee ??? ny aty amiko aloha dia sarin'i tgv kapohin'i ravalo eee ! oatrireny zaza maditra mahazo fessée ireny akia aa
angamba aho efa tokony hanao solomaso loupy dia atao +18° raha izany! :?
9. kelly13 ( 06/02/2009 19:23)
ni81>zay nge no naha :roll: ahy e, affichage de l'image impossible ono bof
10. ni81 ( 06/02/2009 19:38)
ni81>zay nge no naha ahy e, affichage de l'image impossible ono bof
nataoko fa zà aza no mila manao solomaso quadriple foyer koa :lol:
11. Noue ( 06/02/2009 19:39)
tena mba mahagaga ahy zany aaa ! y aty aloha dia tena io ilay sary eee! ao oe alefako eto indray????

[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i565293_zazamaditra.bmp[/IMG]
ary io ?? mivoaka tsara mantsy ilay sary aty amiko eee

12. ni81 ( 06/02/2009 19:41)
io vao mazava sady misy kintana mihitsy :-D :-D
13. mmmhh ( 07/02/2009 08:37)
Le voalohany "affichage de l'image impossible"
Le faharoa "fotsifotsy be" tsisy n'ininnnnn
:(
14. sitlo ( 08/02/2009 10:48)
:-D :-D :-D
asio hafa indray koa
15. Koditra ( 08/02/2009 19:15)
Noue oà tsilaina mananiany olondebé eo. Sao dé ...., zà kosa kalou tsy sahy mipakopa anao ôtran'lé @lé sary Ra8 sy TGV tinao aseho iny eh. :-D
16. Noue ( 08/02/2009 20:04)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img3.imageshack.us/img3/8844/zazamaditrayy2.png[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img3/zazamaditrayy2.png/1/][IMG]http://img3.imageshack.us/img3/zazamaditrayy2.png/1/w385.png[/IMG][/URL]

ary io eee ??? io kosa angamba mivoaka tsara ooo ??
17. Noue ( 08/02/2009 20:05)
Koditra:

Noue oà tsilaina mananiany olondebé eo. Sao dé ...., zà kosa kalou tsy sahy mipakopa anao ôtran'lé @lé sary Ra8 sy TGV tinao aseho iny eh. :-D



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
18. heidi ( 08/02/2009 20:11)
KA ZAO MITSY NO tokony hataon'iz mitsamy fa ny tsy vahoka no eligelenina amin'ny promesy pokaty
19. Noue ( 08/02/2009 21:10)
tokony io mahintsiny no natao hatramin'ny voalohany zany aaa :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3456