Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ainamiamina, milahatra araka ny daty
ainamiamina
(
23/11/2010 18:23)
Mitady gasy mipetraka any SUISSE
Salama daholo isika,
Izaho de monina eto Madagasikara, manambady, manajanaka roa kely, ka mikasa ny hifindra any Suisse. reko fa toa misy azo atao tsara any, fa saingy tsy dia mazava amiko loatra ny ...
tohiny
novalian'i sjef ny 14/01/2011 23:14
ainamiamina
(
12/05/2010 14:28)
mitady gasy miasa sy mipetraka any Afrika Atsimo
Salama daholo Tompoko,
Mikasa ny hitady vola any Afrika Atsimo aho fa tena tsy mahalala ny ambony sy ny ambany mikasika ny fomba rehetra mikasika izany, ka mba maniry ny hisera amin'ireo malagasy efa...
tohiny
novalian'i bazylou ny 19/05/2010 17:52
ainamiamina
(
05/02/2009 16:50)
fazahoana papier rapida
Mba manitikitika ahy ahoana no fomba ahazoana papier rapida, misy mivarotra ve izy ireny, na eto antoerana na any ivelany. Dia ohatrinona?...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/04/2009 20:28
ainamiamina
(
01/02/2009 13:45)
mitady gasy monina na mahalala any Pays Bas
Salama daholo isika,
Izaho de monina eto Madagasikara fa mikasa ny hifindra any hollande. reko fa toa misy azo atao tsara any, fa saingy tsy dia mazava amiko loatra ny andinindininy. Ka mba maniry ny...
tohiny
