Salama daholo isika,
Izaho de monina eto Madagasikara, manambady, manajanaka roa kely, ka mikasa ny hifindra any Suisse. reko fa toa misy azo atao tsara any, fa saingy tsy dia mazava amiko loatra ny andinindininy. Ka mba maniry ny hifandray amin'ireo gasy monina, na manana traikefa amin'ny mombamomba ny fiainana rehetra any suisse.
Dia misaotra mialoha.
ity ny mailaka ko: miharytradingfaly-at-gmail.com
Betsaka ny zvt azo atao aty Europe ry ainamiamina!za aloha tsy any Suisse fa efa nandalo tany aho fa ohatra ny sarotrarotra ihany!Rehefa en règle tsara ny papier andehanana dia mety daholo izay atao,mazotoa de aza mora kivy fa tsara ny hevitrao