Liste des messages

Liste des messages, inserés par sjef, par ordre de date
sjef ( 16/04/2011 18:28)
work office
Mitady fanampiana indray re zay mba mahalala, fa ny ordi -ko nisy fotoana simba, de efa vita izy @zao saingy, nanjavona ny "work office", kanefa toa lafo be ny mividy. Sao misy mahalala re raha misy g... suite
répondu par raherigna le 27/04/2011 18:13
sjef ( 15/04/2011 20:08)
logiciel...
Iza mba mahalala logiciel , azo anaovana copie music avy @ ao @ youtube. Misaotra anareo mialoha,... suite
répondu par raherigna le 21/04/2011 17:38
sjef ( 12/02/2011 13:28)
lovation de vacances
Mitady trano ahoafa+ voiture ao Fianaratsoa, pour 15j.... suite
répondu par MIMA1 le 24/02/2011 14:34
sjef ( 12/02/2011 13:27)
mitady location de vacances
Mitady trano misy ranomafana+ voiture ahoafa Fianaratsoa ville, pour 15j.... suite
répondu par MIMA1 le 24/02/2011 14:31
sjef ( 14/01/2011 23:26)
connection sans fil.
manao ahoana daholo. Ny ordi-ko manana problem: 1-ny connexion sans fil tsy mety mandeha. 2-rehefa en connecte zah de miadana be, ela vao mipoitra ny zavatr tadiavina. manahy zah sao de virus no mahaz... suite
répondu par joax20 le 25/01/2011 06:42
sjef ( 14/01/2011 22:52)
Aiza misy billet mora Hamburg-paris?
Mitady fanampiana @ zay mahalala. Inona kay no compagnie mora indrindra raha avy eo Hamburg hakany Paris¨? Misaotr mialoha e.... suite
répondu par dadamary le 05/04/2011 08:52
sjef ( 05/01/2011 21:20)
connection sans fil.
Mangataka fanampiana @ zay mahay re tompoko: 1- ordinateur portable tsy afaka manao connexion sans fil, ino re no mahatonga izany? 2-mbola ordinateur io ihany miadana be rehefa manao connexion aminy, ... suite
sjef ( 04/10/2008 12:51)
mbola mikasika ny lhl ihany.
Manahoana daholo! Tsy maninona zah na ho latsainareo eto @ serasera tsy raharahahako . Fa zah misy zavtr mahagaga ahy @ vadiko foana, isaky ny avy niasa izy de sex foana no tadiavina amiko, de rehe... suite
répondu par fijo le 06/11/2008 23:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0145