connection sans fil.

1. sjef ( 14/01/2011 23:26)
manao ahoana daholo.
Ny ordi-ko manana problem:
1-ny connexion sans fil tsy mety mandeha.
2-rehefa en connecte zah de miadana be, ela vao mipoitra ny zavatr tadiavina.
manahy zah sao de virus no mahazo azy io, sa ahoana hoy nareo?
Inona re no tokony hataoko.
Marihina fa w. vista no ampiasaiko.
Misaotra mialoha ho an'zay mamaly.
novalian'i joax20 ny 25/01/2011 06:42
2. nilex ( 17/01/2011 13:57)
slt,le ordi ve mandeha tsara tsy miraikidraikitra sa ahoana,raha any mantsy dia efa miraikitra dia mila amboarina,izay vao miresaka connexion internet .Miankina @ ilay type de connexion anao koa aloha io fa raha @ le maivana dia milatsaka e,firy ny vitesse de téléchargement anao amin'izany ,raha izay mantsy dia mety tsy ho avy amin'ilay machine izany fa any amin'ilay opérateur internet mihintsy no mila miresaka e ,mahereza e
3. raherigna ( 20/01/2011 10:30)
verifieo alou ny conection. fa ny carte sans fil tompoko de tsy mapiraikitra ordi mintsy
4. nilex ( 20/01/2011 12:48)
tsy azonao angamba le resaka tompoko,tsy ny connexion no mampiraikitra ny ordi fa rehefa miraikitra ny ordi dia mila amboarina aloha fa manjary miraikitra daholo ny rehetra.Rehefa manokatra net ianao ohatra dia miraikitra toy ny zavatra rehetra e.
fa rehefa ambany koa ny debit n'ny connexion nao dia miraikitra io fa tsy haingana izany an,arakaraka izay choix nao ihany io t@ voalohany
5. raherigna ( 20/01/2011 12:57)
zay zany
6. joax20 ( 21/01/2011 14:35)
Premièrement alou an le connection sans fil wifi ve sa wimax sa cdma sa ino?. D raha mis partage de connexion d norma ra miraikitra
7. sjef ( 23/01/2011 20:07)
-sans fil wifi le izy.
- ny ordi miraikidraikitra , tsy mandeh tsara.
- Ino no tianao ho lazaina @ le hoe partage de connexion?
8. vahiny2004 ( 24/01/2011 09:00)

inona ny config ny ordi nao ? CPU mémoire ?
Vista manirikiry :-) mila CPU/mem matanjaka be vao mandeha tsara izy
Raha ovainao XP io mety mandeha haingana kokoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.191