NANDROBA FANANANA INDRAY NY TGV SY ANDRY RAJOELINA OMALY

1. nyavo2000 ( 05/02/2009 11:03)
de fantatra izao fa tsy hoe olona manao dérapage ny mpandroba avy amin'ny TGV fa tena nirahina mihintsy ary i Andry no mpaniraka.

Olona roa tompon'andraikitry ny tsena eto aloha no voaroba fananana rehefa notafihin'ny MILISIN'I Andry RAJOELINA.

Rahonana ny hovonoina izy ireny amin'izao.....

Tsy tahotra tsy henatra intsony amin'izao ny toetran-JIOLAHIMBOTOn'i Andry e!
novalian'i xxx ny 07/02/2009 08:01
2. ARINOFY ( 05/02/2009 11:23)
efa iaraha-mahita ny loham-boto ataon'iny lava sanga lucky luke iny fa tokony hanohitra @ zay ny vahoaka maro an'isa tsy tia korontana sy ra mandriaka.Za alo mahita fa raha voasambotra iny de hilamina i M/car.Amin'ny andro isamborana azy no mety hisy tabataba fa refa reraka ny mpitokona de hijanona.Tsy tahak'izany ve ny fisamborana an' i Roland ratsiraka e.Tena fanetriben'ny firenena mihitsy raha ity TGV ity sy ireo jiolahimboto mpanaraka azy.
3. Pilato ( 05/02/2009 12:06)
Tena manakoako otran'ny tsikobokobondanitra mits ny anaranareo ry nyavo2000
mainka moa fa ny andry ARINOFY izany, tena tsara hany izany raha nofy.
FA SAINGY IZAO :
siora ve nareo fa marina reo voalazanareo reo ????
Raha nisy ordre de mission avy amin'i Andry Rajoelina na procuration avy aminy, na raha nisy Enregistrement fiable, ka tena feon'i Andry Rajoelina manamarina ireo voalazanareo teo aloha ireo dia TSY HO ENY AMIN°NY 13 MAI INTSONY AHO.
Fa raha mbola VAVAN°NY MPANATY RA KENA toy izao de tsss
hita mits oe tsy TGV fa aleo tsy lazaiko !
4. madamakely ( 05/02/2009 12:12)
nyavo2000:

de fantatra izao fa tsy hoe olona manao dérapage ny mpandroba avy amin'ny TGV fa tena nirahina mihintsy ary i Andry no mpaniraka.

Olona roa tompon'andraikitry ny tsena eto aloha no voaroba fananana rehefa notafihin'ny MILISIN'I Andry RAJOELINA.

Rahonana ny hovonoina izy ireny amin'izao.....

Tsy tahotra tsy henatra intsony amin'izao ny toetran-JIOLAHIMBOTOn'i Andry e!

d'efa mitampina inona ary ny sofindry Nyavo no de hatsimbadika ny resaka heno, de tena mapme mitsy.

5. Dmon ( 05/02/2009 12:28)
nyavo2000 : tena marina ilay vaovao? misy porofo ve? satria mantsy araky ny vaovao henoko omaly izay misy porofo dia ny TIM no nanakarama olona (Anosibe, Ampefiloha, 67HA, bandy mpikotrana maromaro) hiditra ao anatin'ny famoriam-bahoaka teo mahamasina dia avy eo hanakorotana ny tanana.

averiko eto indray aloha fa izaho dia tsy momba an'iza2 fa spect. fotsiny, nefa mba liana fotsiny @ ze vaovao miseho eto.
6. ARINOFY ( 05/02/2009 12:39)
Tsy mahagaga raha pro tgv enao ry pilato fa pontio pilato ane lay nanombo an'i Jeso tsy nanan-tsiny teo @hazo fijaliana e.Koa izao fandrombana sy fandorana fananann'olona izao ve tsy nanomboka t@iny lundi noir iny?Moa nisy fanananan'i tgv simba ve na may?Moa tsy Andry tgv ve no nilaza fa mpitolona iny bandy voatifitra teny @ MBS iny?Koa nisy MBS may ve raha tsy nankeny @MBS ireny pro lucky luke ireny?Za alo de mahita fa betsaka loatra ny jiolahimboto ao @ mpanara-dia an'i Andry lucky luke e.Izy mpitarika aza moa manao bodongerona sy miantsy ady koa aiza ny mpanaraka azy no tsy tahak'ireny daholo ny toetrany.Mba jereo ane fa efa nihena kely ny isan'ny mpanaraka azy teo.Nefa vao nanely tsaho ny journaliste ny radio viva (ilay lalatiana iny) oe misy mamaky ny birao eny tsimbazaza de efa ireny nirodorodo ireny indray ny mpanaraka azy izay miandry korontana fotsiny.
7. xxx ( 05/02/2009 12:46)
Aza manely tsaho eo e, omeo ny porofo aiza ny source, :x :x
8. nanih ( 05/02/2009 12:55)
milay zany ka, mandroba angah moa ratsy
9. penguin ( 05/02/2009 13:24)
Tsisy mandroba sy hamono tena fa ny tsy faly aminao no mamely anao. Miasa ary mitady fanampiana eran-tany hanantanterahana ny asa vé dia ho simbaina indray ? Ireo tsy faly mahita ny zava-misy no manimba tsy iza fa ny olona trihin'ny TGV.
10. kaiky1 ( 05/02/2009 14:00)
Raha toa ka nandroba izy de sambory e!Ny mahagaga anie dia hoe ho samborina nefa tenenina foana izany fa eeeee!
Mba toerana hifandimbiasana izany ny voaroba e!
Alina mampanana ny tsy manana e! :)
Fa na eo aza izany Tsy tsara le mandroba na iza na iza, saingy aleo mba hamarinina tsara ilay resaka vao avoaka fa manelingelina ny sainy olona fotsiny.
11. nyavo2000 ( 05/02/2009 14:07)
Ry madmakely koa ve aloh eto Dago sa any ivelany be filaza fotsiny e!

Jereo ny gazety androany ( midi, Tribune....), hita amin'ny webn'ireo gazety ireo koa angamba.

Ze mihaino radio MADA dia naheno ihany koa fa nitelefaonina direct teo ilay olona victime

Mato miteny eto dia misy porofo fa tsy miblabla ohatran'ny TGV akory

Oh tran'ny nafenimpenina mantsy ity vaovao ity fa mahagaga...

madamakely:

nyavo2000:

de fantatra izao fa tsy hoe olona manao dérapage ny mpandroba avy amin'ny TGV fa tena nirahina mihintsy ary i Andry no mpaniraka.

Olona roa tompon'andraikitry ny tsena eto aloha no voaroba fananana rehefa notafihin'ny MILISIN'I Andry RAJOELINA.

Rahonana ny hovonoina izy ireny amin'izao.....

Tsy tahotra tsy henatra intsony amin'izao ny toetran-JIOLAHIMBOTOn'i Andry e!

d'efa mitampina inona ary ny sofindry Nyavo no de hatsimbadika ny resaka heno, de tena mapme mitsy.





12. xxx ( 07/02/2009 08:01)
Nyavo a, mbola tsy hainao nga ny Miandry an'i Dadatoa RavaloNAO? :-D :-D :-D :-D :-D
Efa mahita ny tsy mety hataony izao tontolo izao,
efa tsy ny vahoaka Malagasy intsony,
Ny vahoaka malagasy anie ny ankamaroany tantsaha e, ireny no mbola azonao fitahina fa tsy ny firenena Matanjaka,
Ny vahoaka Malagasy mbola azonao rebirebena, fa rah olona nahita fianarana tsy ho azon'lah @ zany e,

Mijery ny ataonao zao tontonlo izao Ra8 ooooooooo
Efa hitan'ny oul ny Fika malotonao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.123