tsy mazava

1. MANOUWAY ( 06/02/2009 17:54)
in no tena hifanenjahana; eto hifamotika foana ve; azafady zao ary namaky vaovao ny aty saingy tsy mazava ny tena marina; taiza marina no tena nahazoanao io;: maizina......... zao ary no tena ifandraisana tena misy preuve ve ireo zavatra ataonao io de mba omeo valiny mahafapo zah! rehefa namaky ny teny ny tenako dia tsy mazava miiitsy za ngamba efa dizina naturelle sa efa tsy haiko satria efa mamo daholo ny olombelena. Ra manao an" io za de tsy afaka mifalaly aminao saingy te hahalala ny marina; Ianao de mitovy hevitra amiko fa tsy tia ny fanakorontanana. ok an ! I love you
novalian'i ndenn ny 07/02/2009 08:10
2. xxx ( 06/02/2009 17:58)
MANOUWAY:
in no tena hifanenjahana; eto hifamotika foana ve; azafady zao ary namaky vaovao ny aty saingy tsy mazava ny tena marina; taiza marina no tena nahazoanao io;: maizina......... zao ary no tena ifandraisana tena misy preuve ve ireo zavatra ataonao io de mba omeo valiny mahafapo zah! rehefa namaky ny teny ny tenako dia tsy mazava miiitsy za ngamba efa dizina naturelle sa efa tsy haiko satria efa mamo daholo ny olombelena. Ra manao an" io za de tsy afaka mifalaly aminao saingy te hahalala ny marina; Ianao de mitovy hevitra amiko fa tsy tia ny fanakorontanana. ok an ! I love you

tsy mazava
3. Noue ( 06/02/2009 18:09)

politikan'inona aloha ity eee ? misy fahadisoan-toerana kosa angamba eee

4. dadasy ( 06/02/2009 22:41)
MANOUWAY:

in no tena hifanenjahana; eto hifamotika foana ve; azafady zao ary namaky vaovao ny aty saingy tsy mazava ny tena marina; taiza marina no tena nahazoanao io;: maizina......... zao ary no tena ifandraisana tena misy preuve ve ireo zavatra ataonao io de mba omeo valiny mahafapo zah! rehefa namaky ny teny ny tenako dia tsy mazava miiitsy za ngamba efa dizina naturelle sa efa tsy haiko satria efa mamo daholo ny olombelena. Ra manao an" io za de tsy afaka mifalaly aminao saingy te hahalala ny marina; Ianao de mitovy hevitra amiko fa tsy tia ny fanakorontanana. ok an ! I love you

=)) =))
Mampatsiahy ahy an'le soratsoratra teny @ rindrina tao an-tanana fahiny hoe "aizanyzanakofivondonanasairanazatsisysakafo"!!! sy ny sisa! ny tiako ambara? Tsy mazava ze voalaza!
5. xxx ( 07/02/2009 01:09)
MANOUWAY:

in no tena hifanenjahana; eto hifamotika foana ve; azafady zao ary namaky vaovao ny aty saingy tsy mazava ny tena marina; taiza marina no tena nahazoanao io;: maizina......... zao ary no tena ifandraisana tena misy preuve ve ireo zavatra ataonao io de mba omeo valiny mahafapo zah! rehefa namaky ny teny ny tenako dia tsy mazava miiitsy za ngamba efa dizina naturelle sa efa tsy haiko satria efa mamo daholo ny olombelena. Ra manao an" io za de tsy afaka mifalaly aminao saingy te hahalala ny marina; Ianao de mitovy hevitra amiko fa tsy tia ny fanakorontanana. ok an ! I love you

efa dizina marina! tsisy azo izay lazainao!
6. klitika ( 07/02/2009 04:30)
Nga misy degre koa ny rano any aminareo ry MANOUWAY?
7. xxx ( 07/02/2009 07:08)
MANOUWAY:

in no tena hifanenjahana; eto hifamotika foana ve; azafady zao ary namaky vaovao ny aty saingy tsy mazava ny tena marina; taiza marina no tena nahazoanao io;: maizina......... zao ary no tena ifandraisana tena misy preuve ve ireo zavatra ataonao io de mba omeo valiny mahafapo zah! rehefa namaky ny teny ny tenako dia tsy mazava miiitsy za ngamba efa dizina naturelle sa efa tsy haiko satria efa mamo daholo ny olombelena. Ra manao an" io za de tsy afaka mifalaly aminao saingy te hahalala ny marina; Ianao de mitovy hevitra amiko fa tsy tia ny fanakorontanana. ok an ! I love you

ôtran'ny firesak'olona mamo zany firesakareo zany ry MANOUWAY an ! ts'isy azo ! maizina be mitsy le izy ! tsisy mahazo ny tianao hambara! dôzy dôzy angah zato izy kléeee!

8. ndenn ( 07/02/2009 07:39)
xxx:

MANOUWAY:
in no tena hifanenjahana; eto hifamotika foana ve; azafady zao ary namaky vaovao ny aty saingy tsy mazava ny tena marina; taiza marina no tena nahazoanao io;: maizina......... zao ary no tena ifandraisana tena misy preuve ve ireo zavatra ataonao io de mba omeo valiny mahafapo zah! rehefa namaky ny teny ny tenako dia tsy mazava miiitsy za ngamba efa dizina naturelle sa efa tsy haiko satria efa mamo daholo ny olombelena. Ra manao an\" io za de tsy afaka mifalaly aminao saingy te hahalala ny marina; Ianao de mitovy hevitra amiko fa tsy tia ny fanakorontanana. ok an ! I love you

tsy mazava

Ahoana ny fahasalamana ry Manouway a, ny tsy mazava aminao dia ny fiasàn\'ny tsy fahatakaran\'ny mpanao politika malagasy ny enjeux économique miantehitra @ i MADA izay tadiavin\'ireo multinationales marobe eran\'izao ntotolo izao ,samy te hiaro ny tombontsoany izy ireo ary tsy misy maharatsy izany ,fa saingy ny fomba hitandrovany azy no tsy dia rariny loatra ,rehefa mampanjàka ny position dominante loatra izy ireo dia voaforitra ny ankamaroan\'ny antoko politika sy ny mpanao politika gasy kely.Ny porofo dia maro be no efa naseho fa ianao angamba sous-perfusion naturelle ka tsy dia nahatsapa izany .Ireto ny porofo : PETROLE , URANIUM ,INTELLIGENCIA , AGRICULTURE , MEDICINE NATURELLE ,SOCIETE SUPERIEURE,RICHESSE NATURELLE SURPOPULATION ,CATASTROPHE NATURELLE ,DESASTRE SOCIO-PSYCHOLOGIQUE ,CRISE ECONOMIQUE ,si on developpe et étale toutes les explications ,on reviendra au début des discussions qui se sont dérouler sur serasera depuis son avénement ,et on recommence encore un long procéssus.Santé et bonheur à toi.Veloma.

9. xxx ( 07/02/2009 07:51)
POLITIKAN'ADALA NO ATO MARINA...
TSY ALEON'I MANOUWAY MANDE ANY @ 18????
Tena mety ny any no mahazo ze tianao ambara. :wink:
10. ndenn ( 07/02/2009 08:04)
xxx:

POLITIKAN'ADALA NO ATO MARINA...
TSY ALEON'I MANOUWAY MANDE ANY @ 18????
Tena mety ny any no mahazo ze tianao ambara. :wink:

Fa dia ahoana kosa izany ra 30 (xxx) , tadidio ny aretina parkinson ,ny alzheimer ,ny attaque cérébrale ,sns ,raha efa nahita olona victime an'ireo ianao nefa mba nanana ny naha olona anao ihany taloha dia mba ahoana ny valiteny omenao ? Tsy lasa manao hoe agztbd fgftyuojkeg sdgztyogmg jjnsouzoj fotsiny ve ? na koa olona mba nirevy pi kely, na coke kely, na héro kely ,na krack kely ,na daina kely ,tsisy mahadiso izany amiko fa ny fitsaràna tsy manadihady no tena tsy voa intsony ankehitriny.Ohatry izao ataonao izao.
8O :?
11. salopard ( 07/02/2009 08:06)
très intelligen('e) kosa i MANOUWAY an!

efa mazava fa "TSY MAZAVA NO TITRE" ka inona indray ary. Mazava be izany.

Bonde toute façon message codé ireny ry zalahy a!

decodé-ko @ manaraka, fa mila polisy scientifique, "les experts de manhattan vao tafa

sy ampy dôzy aloha e sao misy any,
sniff
tchouf.......
12. ndenn ( 07/02/2009 08:10)
salopard:

très intelligen('e) kosa i MANOUWAY an!

efa mazava fa "TSY MAZAVA NO TITRE" ka inona indray ary. Mazava be izany.

Bonde toute façon message codé ireny ry zalahy a!

decodé-ko @ manaraka, fa mila polisy scientifique, "les experts de manhattan vao tafa

sy ampy dôzy aloha e sao misy any,
sniff
tchouf.......

Trop conditionné amiko ra salopard
:?: :{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1785