inona no atao hoe miaraka? lahy sy vavy

1. xxx ( 06/02/2009 13:58)
inona no atao hoe miaraka? lahy sy vavy
manao firaisana ihany ve vô azo ato hoe miaraka?
2. xxx ( 06/02/2009 14:14)
Andramo aloha le fiarahana de ho voafaritrao hoe inona marina le miaraka fa raha ny marina de n'inoninona de iraisana ( izay no tokony hampiaraka azy )
3. princesseN ( 06/02/2009 14:59)
tsy votery kah!arakarak'ilay olona miarak iany f refa mfanktia d miaraka zay ny dikany
4. Mirananirina ( 06/02/2009 15:03)
fa tsy rehefa misipa ve dia efa miaraka e.Na tsy misy firaisan aza
5. xxx ( 06/02/2009 15:05)
za manko sipa vierge de miaraka amin'olona za de izy ôtrany te hanao fôna zany.De za tsy mety ( tsy te hosimbainy za) satria za mieritreritra fa tsy vôtery hanao firaisana rehefa miaraka.Mila mifankalala toetra tsara alo satria zahay vô 2 mois no niaraka.De izy tsy mety fa za zany hono tsy tia anazy matoa tsy mety manao.Nefa de tena tiko lôtra izy ka tsy tiko hirotoroto ny anay roa;
6. Mirananirina ( 06/02/2009 15:17)
Fomba ny bandy rehetra izany,taminy izaho mbola vierge koa dia nisy nanao ahy toa izany.Dia nisaraka tokoa izahay,satria tsy tiako ny fomba fiteniny azy.Raha tsy mety ianao dia misaraka.
efa nandalo fiainana maro ,ihany aho,fa ianao angamba mbola tanora kely.Fa aza manaiky rebirebeny aminy izany.Mahandrasa hoe fa mbola ho avy izany
7. xxx ( 06/02/2009 15:25)
Mirananirina>>> tena ny fiteniny mits no tena mahakamo ! marian ny anao!
hoz izy hoe "de tsy hanao zany! de inona fontsiny no iarantsika rao! tsy aleo misaraka!

zany no fiteniny! firaisana ara-nofo no raison d'etre ny fiarahana aminy;
8. princesseN ( 06/02/2009 15:33)
non non ma cherie!elao zany bandy zany,tena tonga za d directe b miteny an'le iz amnao satria zany no fikan'bandy mahazo d miala,ka raha tratrany eo enao d veloma lava ka na enao az alahelo eo ftsny!
9. heidi ( 06/02/2009 16:22)
xxx:

inona no atao hoe miaraka? lahy sy vavy
manao firaisana ihany ve vô azo ato hoe miaraka?


izaho aloha tam mbola tovovavy mpitovo .... raha nanao sipa dia pas kestion izany manao firaisana izany..... fa dia niaraka tam fitiavana madio mangarangarana.... mamy anie izany fiarahana izany e! fa ny tsikaritro dia tsy naharitra foana ilay fiarahana satria ny andry zalahy raha vao miaraka dia io firaisana io no takiany aminao sinon barakay mandeha any am sipa hafa manaiky anzany izy, de zay foana ny blem-ko tamzany


:? fa ts dé no rarahiko loatra zé lasa de misolo hafa...... :-D
10. sitlo ( 06/02/2009 16:57)

Izay tiana atao fa ny olona mahita tenenina foana. Fiainanao io, rehefa tsy tia hiray ianao dia dakao ny kilimitiny.

11. Mirananirina ( 06/02/2009 17:28)
Mirananirina>>> tena ny fiteniny mits no tena mahakamo ! marian ny anao!
hoz izy hoe "de tsy hanao zany! de inona fontsiny no iarantsika rao! tsy aleo misaraka!

Raha izay no tianao hoe dia tanteraho.Misy mitsapa koa anie ny bandy sasany e,indrindra raha mbola tanora ianao:mora pehana ve ity sipa ity.
Raha tsy tianao ny hisaraka aminy dia teneno hoe:Aleo isika hiaraka aloha avy eo mandeha ihany ny firaisana,omeo fotoana aho hieritreretako
12. naughtyboy ( 07/02/2009 07:15)
voalazany mirana
Fomba ny bandy rehetra izany,taminy izaho mbola vierge koa dia nisy nanao ahy toa izany.Dia nisaraka tokoa izahay,satria tsy tiako ny fomba fiteniny azy.Raha tsy mety ianao dia misaraka.


fanitsina,an3 aza atao oe ny bandy rehetra kosa an, za kalo de tsy ao anatiny io nefa bandy , ilay miaraka amiko @ izao oh. de tsy hanao otrany akoho fotsiny zany fa mifankatia izahay ary hajainay tanteraka izany fifandraisana izany na tsy mora aza ,manana ny hajany izy ary za ko manana ny valerako de tsisy olana aminay fa fifanajana zany de norma be izany .Ka io miankina @ ts1.1fa tsy voatery itovy akory refa bandy e ;-) :-D
13. peta83 ( 07/02/2009 09:03)
Ity le tonga @fitenenana oe ze maaritra vadin'andriana , fa refa tiany njy jveu dire oe tena tiany, andriny fona ky io an!fa zan 2mois njy zan ko alo tsy poinc e, sad nfiraisana ara-nofo 1 @vevavy d mila favononana tanteraka satry tsy maitsy ho avy le hoe ny vatandry mitsy no mitaky le firaisana am'zay.Iny izy no tena milay.koz an! 8)
14. naughtyboy ( 07/02/2009 09:23)
eka ozy patience est la mère de toute virtue ...ka anisany miandry tantana ihany za e :-D :-D
15. Mirananirina ( 07/02/2009 13:57)
naughtyboy

eny ary fa tsy ny bandy rehetra
16. naughtyboy ( 08/02/2009 03:24)
o.k mirana a,ary misy ko aza mifamadika @ ty resaka ty oe tsy miaraka akory izy mitsamm nefa mifampitsaingoka aty @ sisiny za kalo efa nahita e :roll: :°)
17. Mirananirina ( 08/02/2009 13:02)
Ary ireny mipaika makorel ireny ahoana indray:miray fotsiny fa tsy miaraka ve,
18. naughtyboy ( 08/02/2009 18:46)
tsy haiko kalongany fa mbola tsy nipeka makorel zany za mety ho zay zany :roll: za manokana kalo de mitovy hevitra @ oul1 tato izay nilaza oe zv azo tsotra @ safosafo v de ho vidiana lafo ... ony oa fa ndry ty v ry mirana tsy mbo te ahita lelà virja otranà za kalo de mbola tsy tany fa aza lazaina an'iza2 :-D :-D tanjemo fa maso mijery tsy mitondra mody an sao de bevaka eo avy eo :-D aza tezitezitsa fa varotsa tsy raikitsa tsy maharatsy fihavanana an :-D
19. ari.malala ( 09/02/2009 07:05)
xxx:

za manko sipa vierge de miaraka amin'olona za de izy ôtrany te hanao fôna zany.De za tsy mety ( tsy te hosimbainy za) satria za mieritreritra fa tsy vôtery hanao firaisana rehefa miaraka.Mila mifankalala toetra tsara alo satria zahay vô 2 mois no niaraka.De izy tsy mety fa za zany hono tsy tia anazy matoa tsy mety manao.Nefa de tena tiko lôtra izy ka tsy tiko hirotoroto ny anay roa;



matetika akia ny olona te hahazo ftsn no manao anizany a! rehefa milaza moa iz fa ts hiraka amindry intsony d aza mitazona! aza manaiky par dépit fa honenindry mandrakizay!
20. Mirananirina ( 09/02/2009 10:34)
ony oa fa ndry ty v ry mirana tsy mbo te ahita lelà virja otranà za kalo de mbola tsy tany fa aza lazaina an'iza2 tanjemo fa maso mijery tsy mitondra mody an sao de bevaka eo avy eo aza tezitezitsa fa varotsa tsy raikitsa tsy maharatsy fihavanana an
*
Hay ve ianao mbola virja e 8O 8O 8O mivantraka mihitsy ny vomasoko.
Izaho aloha tamin'izao 16 ans no voa,kely veta e.eritrereto hoe efa impiry izay,36 ans aho izaho :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2145