inona no atao hoe miaraka? lahy sy vavy
21. ni81
(
09/02/2009 10:37)
*
Hay ve ianao mbola virja e mivantraka mihitsy ny vomasoko.
Izaho aloha tamin'izao 16 ans no voa,kely veta e.eritrereto hoe efa impiry izay,36 ans aho izaho
22. bounany
(
09/02/2009 10:48)
ny miaraka de tsy vôtery hanao firaisana avy hatrany satria tsy io rery ny fomba azo ampisehoana ny fitiavana olona anakiray FA betsaka be: ohatra miaraka manao activités hafa, activités mahasoa sy mety hoe hanitan-tsaina!
ny bandy revô mitaky firaisana @ sipa fôna surtout ka vierge le sipa de il faut pas trop s'emballer.Satria ny bandy raha manaja, in-dray mande miteny fontsiny le sipa hoe "ôka alo ka......."de miandry izy !zay le hoe ze ti mahandry!
Revô firaisana ara-nofo no raison d'être ny fiarahana de tsy azo antenaina ny hampaharitra an'le izy!

23. gabidemony
(
09/02/2009 11:25)
Mifankaty,Mifampizara ny manta sy ny masaka.
Miaraka,mitambatra ho iray ara-tsaina,fanahy ary miafara @ vatana
Porofo ety ivelany maneho ny olona miaraka aminao hoe tena tia.
Miaraka,mitambatra ho iray ara-tsaina,fanahy ary miafara @ vatana
Porofo ety ivelany maneho ny olona miaraka aminao hoe tena tia.
24. naughtyboy
(
11/02/2009 07:19)
mirana > an3 tsy olana nge izany oe taonanao zany raha le olona sahaza ny fitiavanao no sendra anzany,na impiry na impiry fa le oe nivontirika ny masonao no tena na :-D norma tsara kalo za fa tsy oe alien kah :-P
25. kotobekibo
(
11/02/2009 10:56)
Miakina @ tsirairay io , ny fanaovana RS tsy midika hoe fandotoana ,
Fa ilay RS tena mibahana b eo @ fihainan'ny olombelona , ary antony 1° mampisaraka ny ol , eny fa na ny mpivady vita soratra aza .
Tsy afenina fa samy mahazo tsirony @ io sy tia an'io dôly anie na ny lahy na ny vavy e!
ka tsy d hitako hoe aiza ny olana @ ilay RS raha tsy hoe forcer-na angamba .

26. ari.malala
(
12/02/2009 06:32)
kotobekibo, ekena fa samy mahazo tsirony fa ts ny RS kosa no atao raison d'être ny fiarahana (amiko manokana) d ingratitude kou le hoe nahazo d miala!