COURTS/SCORE/MAGRO/SHOPRITE

1. naritsimba ( 06/02/2009 14:42)
Toy izao ny fiovan'ireo Slogan taorian'ny fahavakisana sy fandoroana:
Aleo mba hasiana fitsikiana fa dia politika foana ve.
COURTS
Taloha: Mampivoatra isan'andro
Ankehitriny: Mampivoatra indray andro

MAGRO:
Taloha: Vatsy ho antsika
Ankehitriny: Vaky ho antsika

SCORE
Taloha: Mora de m'sourire
Ankehitriny: Maka dia m'sourire

SHOPRITE
Taloha: Ny mora indrindra hatrany
Ankehitriny: Ny mora alaina hatrany

Misaotra tompoko!
novalian'i ndenn ny 07/02/2009 08:19
2. xxx ( 06/02/2009 14:47)
tsy mahita atao le boriky lahy ty!
3. penguin ( 06/02/2009 14:49)
Samy mora alaina na ny sain'ny vahoaka aza hany ka samy misavoam-boana ary tsy matotra izany. Mpanaran-drenirano no betsaka.
4. bozyboleta ( 06/02/2009 15:01)
TGV= Tia Gidragidra sy Vakitrano
5. lemenakely ( 06/02/2009 15:07)
penguin:

Samy mora alaina na ny sain'ny vahoaka aza hany ka samy misavoam-boana ary tsy matotra izany. Mpanaran-drenirano no betsaka.



Dans les royaumes des aveugles les borgnes sont rois hoy ny namana iray izay ato !...
6. andrywui ( 06/02/2009 15:49)
kay le noheveriko oe:
COURTS/SCORE/MAGRO/SHOPRITE andao ho amboarina indray ! efa naiky hiazakazaka be aho oe andao Rainilita!! akamako ty amzany kay resak' babakoto fotsiny ndana mahazoary de ndana miainga any
7. princesseN ( 06/02/2009 15:51)
tsita tsony ty r'zareo ah!zao ono no misy sy voktra aty dago eh!
8. yvonKEL ( 06/02/2009 17:04)
enao efa razokibe io ra xxx aza manopa oul sa tsy fantatry dadabe ny atao hoe boriky
9. Noue ( 06/02/2009 17:40)
inona no tena tian'i naritsimba hatongavana eee ??
10. belakely ( 06/02/2009 19:43)
manala azy dia mimeme e! :lol: :lol: :lol:
11. xxx ( 07/02/2009 07:46)
Shoprite shoprite nannanananan
Shoprite shoprite ny Mora alaina hatrany.

Tsy ratsy ka :^)
12. ndenn ( 07/02/2009 08:19)
Iza no hanonitra ny simba sy potika ,izay ihany . :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0697