inona no tsy tinareo @ lehilahy?
1. xxx
(
06/02/2009 14:52)
inona no tsy tinareo @ lehilahy?
TSY MI-TENIR COMPTE ENDRIKA SY BIKA FA LE TOETRA @ AKAPOBENY.NY FOMBA FOMBAN-DRY ZALAHY.
TSY MI-TENIR COMPTE ENDRIKA SY BIKA FA LE TOETRA @ AKAPOBENY.NY FOMBA FOMBAN-DRY ZALAHY.
novalian'i kamongo ny 25/02/2011 08:02
4. heidi
(
06/02/2009 18:41)
ika: nada, kedal! nein, no! rien :-D :-D :-D :-D
ny ahy tsy de ny bogossité ny loatra no manitona ahy am bandy fa ny toetrany ary ny personalitény e! ny fomba firesaka raha vao miresaka amiko fotsiny de efa fatako hoe mety amiko ity
:-D
injinja moa fa mpandainga sy ny be fikafika :^)
mandreraka be fa misy bandy hoie hitadiavana vady hono izy raha misy namako any ho any anefa lery be fikafika be de halako de aleoko tsy manolotra fa tssssssss :-P fone anakitelo hono nenazy de raha miu sonne ny iray ka eo ny sipa iray de pihina ny iray ôriiiiii ôraaaaaa blablabla

7. heidi
(
06/02/2009 19:52)
ikaretsaka:
razermain izany no poinsa aminao le
iza ndray zany ra zermain zany????
kelly13: mampitahy ahoana aky izany???? OHATRA HOE:....
8. ni81
(
06/02/2009 20:00)
razermain izany no poinsa aminao lef'angaha iny ry ika tsy efa lasa a! :?
9. pssid02
(
06/02/2009 20:14)
ny mpandainga le mandray anao ho paoma iny, nefa tsy poire akory:wink:
de le efa miaraka aminao zao nefa ny maso mbola any ankaratra
de le manafina zavatra!!tsy laitrako!
de le efa miaraka aminao zao nefa ny maso mbola any ankaratra
de le manafina zavatra!!tsy laitrako!
10. ikaretsaka
(
06/02/2009 20:42)
heidi koa tara tour 1 foana... le bandy mpiasabe ireny no atao hoe zermain!
11. heidi
(
06/02/2009 20:56)
:-D :-D :-D :-D TSARY VOAKO IRENY ka! Z0 TSIN TSY MPIASA BE !
oul mitovy feeling amiko ihany 8-)
oul mitovy feeling amiko ihany 8-)
12. ikaretsaka
(
06/02/2009 21:41)
Ka ny zvtr tsy mitovy indrindra no miaraka fa raha ny nitovy de tsy koi ny lhl samy lhl miaraka
13. heidi
(
07/02/2009 09:06)
an an an! zvtr am lafiny hafa ka ekeko fa raha olona bonaika be izany tsy miady am piesiko :-D
14. Mirananirina
(
08/02/2009 13:15)
Ny lhl tena tsy tiako dia ny manenjika vhv hoe makorel.
mpandainga moa efa voalaza etsy ambony.Indrindra ilay manao sarimbavy mifosa etsy sy eroa.
mpandainga moa efa voalaza etsy ambony.Indrindra ilay manao sarimbavy mifosa etsy sy eroa.
15. fenouhy
(
08/02/2009 16:13)
de tsy tiako ny lhl mametrapetra @ fotoana hifanaovana na @ inona izany na @ inona fa mandreraka , ianao miandry azy efa tsy mahapetraka intsony nefa izy tsy matsiaro akory ny antony andrasanao azy nefa ianao efa nanantena be
:(
:(
17. bounany
(
09/02/2009 09:44)
Ny tsy tiko @ lelah de izy le mampitaha ana @ sipan'ny talo tany; ny vevivavy nefa samy manana ny maha izy azy! samy manana ny personnalité!
18. xxx
(
09/02/2009 10:27)
Ny lehilahy maloto :-( Misy mipôzy be nefa tsy miborosy nify ohatra ... beurk !
Ny vantard ! Ato am-piasana ato izao misy tena mahatsiravina ahy ny mijery azy fa vantard ratsy . Je suis ceci , je suis celà ...
Ny vantard ! Ato am-piasana ato izao misy tena mahatsiravina ahy ny mijery azy fa vantard ratsy . Je suis ceci , je suis celà ...
19. ni81
(
09/02/2009 10:43)
Ny vantard ! Ato am-piasana ato izao misy tena mahatsiravina ahy ny mijery azy fa vantard ratsy . Je suis ceci , je suis celà ...:-D :-D
Ny tena mahatsiravina dia ireo lehilahy be vava hoe : i anona efa niaraka tamiko, dia haratsiany eo ilay vehivavy hoe toy izao sy toy izao iny; nefa taloha nahita azy sy niaraka taminy ohatry ny tsy ho faty ireny ery. :(