inona no tsy tinareo @ lehilahy?
41. ni81
(
10/02/2009 20:29)
nefa reny lava volotratra sy volonkeloka reny miitsy no amle oui, mahafakandro...iny tsinona afaka arandrana refa tsisy atao iny...bangoina, asina bigoudi....:-D :-D
42. heidi
(
10/02/2009 20:40)
38. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 10-02-2009 21:02:57
Lohateny : Re : inona no tsy tinareo @ lehilahy?
Voalaza teo :
ny lehilahy mahihitra velona anefa mba mahita apoaka ihany kanefany izy amin'io mpanararaotra ny hafa dainnnn be!
tsy azo...
omeo ohatsa hoe?
ohatra hoe rehefa mahandro sakafo de ferana faran'izay kely ny sakafo hanin, raha manasa vahiny dia savy dia mpirimina ny ambiny kanefa rehfa mande any amin'ilay olona nasainy io izy dia mitondra boite mody feno hanina izy mitsy no mangataka ,
ohatra koa hoe mande resto dia mba tsy hadovana vola betsaka dia mikafiry manotany rano am robinet ho sotroina eo ambony latabatra satria hono lafo ny boisson any am resto, fa juste manararaotra ny mihinakanina fotsiny
pfffffff halako be! tena misy ireo an! na mande de manararaotra misakafo hatram farany na tsy mande de ao antrano no mihinana izay lany
43. mamanzain
(
10/02/2009 20:50)
salut daholo ny namana!
ny ahy indray aloha tsy dia any amin'ny bika sy endrika sy volon-tratra sns, volom-pika ihany no tena tsy mety amiko fa rehefa gallant ny lehilahy matetika tsara fanahy foana, satria ny gallanterie tsy foronina fa ao anatiny io. tsy mety amboarina.eny e! mahakamo be aloha ny miaraka amin'ny lehilahy voretra fa anjarantsika vehivavy foana ny manitsy ny anjarantsika(na vady io na sipa). ilay lehilahy maimbo toaka koa aloha rehefa izy irery no maimbo toaka mandreraka fa rehefa miaraka mamofona kely izay tena m'lay e! mampanitatra ny tokony atao aza iny indraindray. raha tokony ho tsotra lasa special ny zvtra atao. arakaraka aloha io e! toa mitovitovy ihany daholo ny olana sy ny tsy tiana fa vavan-kisoa misy sira io dia tokinao hihinana azy ihany. mandram-pihaona daholo e. mazotoa sy mahavanona izay atao daholo. :D :) 8) :lol: :P :wink: :!: :?: :idea:

45. ikaretsaka
(
10/02/2009 21:02)
ohatra hoe rehefa mahandro sakafo de ferana faran'izay kely ny sakafo hanin, raha manasa vahiny dia savy dia mpirimina ny ambiny kanefa rehfa mande any amin'ilay olona nasainy io izy dia mitondra boite mody feno hanina izy mitsy no mangataka ,
zany kosa ve tsy revina sipa ...mitazona rezimm? 8)
46. kotobekibo
(
10/02/2009 21:23)
Zà izao lé lhl , tena lé macho b tsy mandray ravindena ireny mihitsy fa miandry tolora-potsiny . Azo leferina v ? :-D
oaiii!!! nefa njy tia internet b d ahoana koa izany ? :-P
soanja:
Ny lehilahy tia internet, tele be loatra dia tsy tiako mihitsy. Soa aloha fa tsy tia Serasera ny ahy ny lahilahiko fa raha tsy izany angamba dia asa fotsiny! :-D :-D :-D
oaiii!!! nefa njy tia internet b d ahoana koa izany ? :-P
47. soanja
(
11/02/2009 00:00)
kotobekibo:

Tiako ny vadiko raha matotra , hendry kokoa noho izah. Dia izy mampiatsiahy ahy rehefa somary varimbariana amin-javatra aho. Tiako koa izy raha toa tsy mitovy zavatra atao amiko. Dia amin'izay mifameno izahay.
48. kotobekibo
(
11/02/2009 01:05)
soanja:
Tiako ny vadiko raha matotra , hendry kokoa noho izah. Dia izy mampiatsiahy ahy rehefa somary varimbariana amin-javatra aho. Tiako koa izy raha toa tsy mitovy zavatra atao amiko. Dia amin'izay mifameno izahay.
zà manaiky an'io teneninao io fa kosa mila mitovy fijery @ ankapobeany , gouts , tanjona ohatra ....fa raha tsy izay d tsy hiaraka hanorina na hanao zvt mihitsy ,
amiko izany ny mpivady na ny mpifankatia d tokony hitovy fijery à 80% d mifameno ny 20% fa tsy ny mifanohitra @ izany .
Ary ny hevitrareo ?
49. soanja
(
11/02/2009 01:39)

Ekena tanteraka mihitsy. Ny tanjona dia tokony ho iray. Ny fijery dia tokony hifanojo sy hiara mirohotra amin'izany tanjona izany. Ny zavatra ataon'ny tsirairay dia tokiny fifandanja foana amin'ilay tanjona. Fa kosa tsy voatery hitovy. Afaka mivelatra kokoa ianareo roroa raha mivalampatra ny valam-piraketan'ny sain'ny tsirairay amin'ny zavtra isan-karazany. Mananjavatra horesahina sy hohalalinina ny tsirairay ary mivoatra mifandraika amin'izany. Mifampianatra ary mifanasoa.
Raha toa ka tia manjono aho ,ohatra, dia izy hanohana ahy amin'izany fanjonoana izany saingy tsy voatery hipetraka hivalaketraka eo izy fa sady lasa mijery gidro izy na maka sary no miverina eo miteny izay remby hitany moa zah hitantara amin'ny karazan-trondro azoko. Samy nahita nahazo rivotra anefa izahay amin'io moa samy afaka nifanakalo izay azo tany ho fahafinaretan'ny tsirairay. Ilana firesahana ny fifandraisana.
50. heidi
(
11/02/2009 06:06)
44. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 10-02-2009 22:02:12
Lohateny : Re : inona no tsy tinareo @ lehilahy?
Voalaza teo :
ohatra hoe rehefa mahandro sakafo de ferana faran'izay kely ny sakafo hanin, raha manasa vahiny dia savy dia mpirimina ny ambiny kanefa rehfa mande any amin'ilay olona nasainy io izy dia mitondra boite mody feno hanina izy mitsy no mangataka ,
zany kosa ve tsy revina sipa ...mitazona rezimm?
tena radin ka! mahihitra velona.... :-D
51. heidi
(
11/02/2009 06:08)
NY AHY KOA tiko raha maha-fehy aahy tsara fa raha tsy maha fehy ahy de tsy tiko loatra :roll:
52. ikaretsaka
(
11/02/2009 07:00)
Tiako koa izy raha toa tsy mitovy zavatra atao amiko. Dia amin'izay mifameno izahay.
raha mitovy tanjona io dia azo hiafiana ihany..
izay ilay ataon'ny ntaolo hoe izay tsy mahay sobika manao fatram-bary, samy mitovy le field fa ny branch no samihafa!
ohatra tsotra hoe raha samy mozika ohatra ka na tsy mitovy ny zavatra tendrena aza , izy sodina, izaho gitara ohatra... da rehefa misy annonce notes dia mba mifameno eny, asanao diese kely eo..de mba kopy izy!
fa raha tena atsimo sy avaratra io hanahirana ihany.. na ny hifampizara ny zavatra ataonao aminy azy aza... ny 1 afo ny 1 rano... tsisy zava banona fa ze ataon'ny 1 leman'ny 1!
@ fomba ahoana no hahafahako miresaka ny dosage-na betons sy ny momban'ny armaturen'ny design vaovao nataoko (miditra ara teknika) @ olona mpanao gateaux ohatra?
53. ni81
(
11/02/2009 07:29)
fa raha tena atsimo sy avaratra io hanahirana ihany.. na ny hifampizara ny zavatra ataonao aminy azy aza... ny 1 afo ny 1 rano... tsisy zava banona fa ze ataon'ny 1 leman'ny 1!:-D :-D
@ fomba ahoana no hahafahako miresaka ny dosage-na betons sy ny momban'ny armaturen'ny design vaovao nataoko (miditra ara teknika) @ olona mpanao gateaux ohatra?sarotra be ny ahitana olona tena mitovy firehana amin'ny tena koa! :roll: afo sy lasantsy izany! tonga dia miara midedadeda:lol: mba aleo kosa atao hoe rano sy vary e :D
54. kotobekibo
(
11/02/2009 11:12)
ikaretsaka:
@ fomba ahoana no hahafahako miresaka ny dosage-na betons sy ny momban'ny armaturen'ny design vaovao nataoko (miditra ara teknika) @ olona mpanao gateaux ohatra?
mety lesy izany a!
fa mila azavain'élah tsikelikely aminy hoe raha b loatra anie ny rano na ny fasika ....ao anatin'ny dozin'ilay beton d tsy mamokatra .
Azo atao foana ny miresaka ny mombamomba ny fahasahiranan'élah na ny fifalian'élah tany ampiasana , ohatra hoe ny an'i lé Zily diso fatra foana .....
Azo atao koa ny mitantara aminy tsikelikely hoe ahoana ny resaka armature izany .
Toy ny football ohatra , mety tsy mahay ny lalàna izy fa ref resahin'élah hoe nanao foot izahay ary misy bandy iray tsy mipasy baolina mihitsy fa mijijy irery foana .... kôpy izy avy eo fa mila afifampi-pasiana izany ny baolina .
57. bounany
(
11/02/2009 11:59)
orona:
wa wa wa doly nefa lasa adala vao tsisy lhl
mahatsiaro vô kiana angah zato izy kléee!
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
ny zavatra rehetra dia samy misy mahatsara sy maharatsy azy aby; point fort sy point faible; avantages sy inconvénients.Evident be! Ary za mino 100% fa nareo lelah kou mba miresaka momba anay vehivavy: de mijery an'ireo roa reo! Tsy misy maharatsy ny miresaka ny zava-misy. Ny manaratsy be fahatany no tsy mety.
58. ni81
(
11/02/2009 12:53)
ny zavatra rehetra dia samy misy mahatsara sy maharatsy azy aby; point fort sy point faible; avantages sy inconvénients.Evident be! Ary za mino 100% fa nareo lelah kou mba miresaka momba anay vehivavy: de mijery an'ireo roa reo! Tsy misy maharatsy ny miresaka ny zava-misy. Ny manaratsy be fahatany no tsy mety.ekena 100%
59. soanja
(
11/02/2009 15:13)
orona:
wa wa wa doly nefa lasa adala vao tsisy lhl
Tsy voatery ka. Mifameno isika na lahy na vavy. Ny tena izy aza anie dia ny fahaizana mahaleo tena tsy misy lehilahy, dia bonus fotsiny nareo rehefa misy eo. Ny hadalana tsy avy amin'ny tsy fahampiana ny iray fa ny tsy fahaizana mandamina ny tsy fisiana.