inona no tsy tinareo @ lehilahy?
61. ikaretsaka
(
11/02/2009 22:42)
Ie...ohatra hoe na lava be aza ka tsy mamofona fa voasasa tsara noho ilay sola mitana fofona be ireny
Na le coverevana fofona hafa mainka mi enhance ilay fofona fa tsy mamono azy
Ohatra hoe raha mamofona ohatran trondro le izy de tsy ny fanasivanna vanille na voninkazo hafa mamofona hafa no hahafaty ilay fofona fa zavatra tsotra ...voasary makirana ohatra....
Ohatra hoe raha olona actif sy saroti tsemboka de mba tokony le a base na citrus na boise ireny ny ranomanitra anaovany fa ireny mamono ilay fofona.. noho ilay ranomanitra epice sy fleuri... lasa samy manana ny fofona le vatana sy le ranomanitra de mainka mifangaro de...eeew be

62. ari.malala
(
12/02/2009 07:09)
halako am lehilahy koa ilay ts mandray ravindena fa miandry tolorampotsiny! tena grrrrrrrrrr
63. ni81
(
12/02/2009 07:52)
halako am lehilahy koa ilay ts mandray ravindena fa miandry tolorampotsiny! tena grrrrrrrrrr:lol: :lol: Tena mahafantatra olona mihitsy aho nanao toy io, fa na eo akaikiny eo aza dia maniraka ilay vadiny izy hoe: aiza aty io zavatra io e! Tsy mba mikitika raharaha na dia tsy hihinan-kanina eo aza izy mianakavy raha tsy manao ireo vadiny aman-janany.
64. soanja
(
12/02/2009 07:57)
ikaretsaka:
Tiako koa izy raha toa tsy mitovy zavatra atao amiko. Dia amin'izay mifameno izahay.
fa raha tena atsimo sy avaratra io hanahirana ihany.. na ny hifampizara ny zavatra ataonao aminy azy aza... ny 1 afo ny 1 rano... tsisy zava banona fa ze ataon'ny 1 leman'ny 1!
@ fomba ahoana no hahafahako miresaka ny dosage-na betons sy ny momban'ny armaturen'ny design vaovao nataoko (miditra ara teknika) @ olona mpanao gateaux ohatra?
Ny tanjona ihany no milalao amin'io ka. Raha rano sy afo dia tsy hitovy tanjona mihitsy tsinona. Ny fialam-boly no tena tiako resahina ary ambony.
Ny asa indray dia tsy misy olana mihitsy na pilote na avion azy izy de zah mpitondra sambo dia tsy misy maharatsy azy velively raha hitanay ny fotoana ifampiresahina sy hifampiraketana.
Ny fifampizarana ihany no mahatsara ny fiarahana.
65. atonamia
(
12/02/2009 14:10)
Za mahita we n zav reetra azo amboarina daholo: tsy miborosy nify? reefa azonao izy forcer-o, maimbo sigara asivo ranomanitra ray barika d afaka zany, lava volo kelika? rehefa ambanana basy v izy tsy hiharatra.
Ny tiako lazaina d we zany rehetra zany mety azo amboarina daholo satria resaka fizika fa ny gravy d n zav aterak n personality ananany, nanabeazana azy sns.
Fa ny zav ray tena tsy zakako d le lelah mety hoe tia reny ihany fa tsy mba mampiseho an'zany satri zany bandy d tsy natao hampiseho fa n fampisehona an le izy d n vhv ihany n tokony hanao azy.
grrrrr

66. ni81
(
12/02/2009 21:32)
Za mahita we n zav reetra azo amboarina daholo: tsy miborosy nify? reefa azonao izy forcer-o, maimbo sigara asivo ranomanitra ray barika d afaka zany, lava volo kelika? rehefa ambanana basy v izy tsy hiharatra.=)) =))
68. ari.malala
(
13/02/2009 08:17)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
ni81 mba aty amko manao anizany fa avelako eo kle! hihih marina mou :-P
ni81 mba aty amko manao anizany fa avelako eo kle! hihih marina mou :-P
69. ni81
(
13/02/2009 08:34)
ni81 mba aty amko manao anizany fa avelako eo kle! hihih marina mouka tsy hita akia fa izay angamba ny azy no fanehoam-pitia e!:lol:
70. kotobekibo
(
13/02/2009 20:04)
ari.malala:
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
ni81 mba aty amko manao anizany fa avelako eo kle! hihih marina mou :-P
d hoe izay izany v le hoe " sa maison est là " ( d eo ny tranony ) =))
71. ni81
(
13/02/2009 20:28)
d hoe izay izany v le hoe " sa maison est là " ( d eo ny tranony ):-D :-D
73. kotobekibo
(
13/02/2009 21:23)
Mampivoaka ireo teniteny foana ity taranja ity an!
Je ne ris pas le danger ( tsy mihomehy looza ) zà , an'ilay bandy . :-D :-D :-D
Je ne ris pas le danger ( tsy mihomehy looza ) zà , an'ilay bandy . :-D :-D :-D
76. vale
(
15/02/2009 18:29)
xxx:
Papoose:
lava volonkelika koa HALAKO BEUUU
nefa reny lava volotratra sy volonkeloka reny miitsy no amle oui, mahafakandro...iny tsinona afaka arandrana refa tsisy atao iny...bangoina, asina bigoudi....
:^) :^)
:lol: :lol: :lol: :lol:
77. vale
(
15/02/2009 18:38)
kotobekibo:
Mampivoaka ireo teniteny foana ity taranja ity an!
Je ne ris pas le danger ( tsy mihomehy looza ) zà , an'ilay bandy . :-D :-D :-D
hihihihihihihihi
78. vale
(
15/02/2009 18:41)
Ny ahy ny tena tsy tantiko am lhl ny tsy miborosy nify, ny lava volokelika sy ny maibo tongotra, beuuuuuuuurrrrrrrrk!!
Tsy tiko koa izy rehefa be teniteny iny, diso exigeant be ireny tena tssss, mitady ny parfaite anefa izy amin'io tsy tonga lafatra akory ah!! :x
Tsy tiko koa izy rehefa be teniteny iny, diso exigeant be ireny tena tssss, mitady ny parfaite anefa izy amin'io tsy tonga lafatra akory ah!! :x
80. ni81
(
17/02/2009 08:04)
ni81, fitiavan-tena izany kle!ka izany mihitsy akia fa efa zatra ilay vehivavy vadiny dia ny tena mijery no sahirana e! :)