inona no tsy tinareo @ lehilahy?

81. Papoose ( 17/02/2009 23:06)
kii volo v de mahafankandro???
82. mion ( 06/03/2009 06:57)
Tsotra fotsiny ry vehivavy ah,
1°- Ny toetra tena tsy de tsara @ lehilahy de ilay tsy manana capacité ahafantatra ny tena mba tena fanirianareo vehivavy, na tsy manana volonté hanao izany. @ voalohany 'premier rencart) raha vao tsy manana capacité d'attention aminareo izy, refa ennuyeux ka tsy voa maîtriser-nareo izay situation de efa ipitsiho fa ratsy be ny toetra ambadika ao. Il vaut mieux être seule que mal accompagnée.
Ny lehilahy manana ilay qualité lazaiko teo de manana ireo toetra tsara voatanisanreo ireo daholo. Mba ti aho eto. Tandremo anefa fa misy koa ny fausses promesses

2°/Tandremo anefa fa intuitif be ny lehilahy manana io toetra tsara lazaiko io ka raha mbola hibirioka etsy sy aroa enao de aza mbola miditra aminy alou .

3°/Tandremo koa fa misy ireo lehilahy MAHAFEHY (zany hoe tsy tena toetrany le izy) io toetra io, omeko ohatra akaiky nareo ;).Manipulation no endrika isehoany (ny tena marina indiscernable ny maha samihafa azy). Ny lehilahy mahafehy fa tsy manana ilay toetra dia tena dangéreux mais à la fois vulnérable affectivement dia ireo manana personnalités maromaro.

4°/Tsy misy ho lazaiko ankoatra ireo
83. kamongo ( 25/02/2011 08:02)
Slt,
Marina aki ny an dry! tena farany zai mahasosotra ny lehilahy radin.ny ahy ny tena tsy zakako ty lehilahy tsy manome vola na raha vô fantany oe misy ambim bola any @ ndry d takiana @ fomba an kolaka fôna. Zany oe lehilahy ts mba gallant fa d zai ts hanaovana dépense iany no tanjona. Tsy mba mis argent de poche fa d lasa mpanisa centime ny tena.
Tena mankaleo be!
heidi:

44. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 10-02-2009 22:02:12
Lohateny : Re : inona no tsy tinareo @ lehilahy?
Voalaza teo :
ohatra hoe rehefa mahandro sakafo de ferana faran'izay kely ny sakafo hanin, raha manasa vahiny dia savy dia mpirimina ny ambiny kanefa rehfa mande any amin'ilay olona nasainy io izy dia mitondra boite mody feno hanina izy mitsy no mangataka ,


zany kosa ve tsy revina sipa ...mitazona rezimm?

tena radin ka! mahihitra velona.... :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091