inona no tsy tinareo @ lehilahy?

21. hana ( 09/02/2009 13:53)
salama daholo ny namana ô
ny ahy tsy tiako ilay lehilahy miandry karakaraina ohatry ny zazakely. Dia mody fanina be tsy mahita hoe misy raharaha mila atao rehefa izy irery no ao an-trano. Ianao vao tonga na tsy ao indray no anontaniany hoe fa inona ny sakafo?
22. ni81 ( 09/02/2009 14:03)
tena halako ny lhl miseho macho
ho avy eo ry zareo hiaro tena @ io an! :-D
23. Papoose ( 09/02/2009 15:42)
lava volonkelika koa HALAKO BEUUU
24. princesseN ( 09/02/2009 16:00)
Papoose>>ary neveriko fa za rery no ts tia an'reny aky!

ny lhl voretra no tena mb ts tantiko mints,tokony mb matsapa tena ny lhl oe ts vhv iany no tokony adio!
f ny ahy ko ts tiako ny lhl égoïste,ny ts mba mahalala manaja vhv mints misy mpisipa zany eny an-dalana na ef hitany le lhl mitondra entana zao ar le sipany ts mba ampiany mints
25. Mirananirina ( 09/02/2009 16:02)
Ny lhl manataka vhv koa tsy tiako mainty an.Ara bola io.
Misy tsy menatra akory hoe:za mba omeo vola,hividiano anizao aho sns........
26. Papoose ( 09/02/2009 21:37)
princesseN .....tena marikoriko ka!

lhl mitavozavoza koa tsy reveko sy zalou isaky ny ray mandingana
27. ari.malala ( 10/02/2009 06:52)
efa presk voalazanareo dool le zavatra ko :-P fany tena ts zakako am lelà d le iz av misotro toaka no ndeha hanoroka! beurkkk! fona ian kle :-P
28. soanja ( 10/02/2009 07:47)
Ny lehilahy tia internet, tele be loatra dia tsy tiako mihitsy. Soa aloha fa tsy tia Serasera ny ahy ny lahilahiko fa raha tsy izany angamba dia asa fotsiny! :-D :-D :-D
29. lovelyri ( 10/02/2009 12:45)
za ko ts tia lhl b volo-tratra :^)
30. princesseN ( 10/02/2009 15:37)
ari.malala:

fany tena ts zakako am lelà d le iz av misotro toaka no ndeha hanoroka! beurkkk! fona ian kle :-P


fa ny lhl maimbo sigara ko aky tena mandrerak b ah!surtt miampy toaka!!!tonga d marikoriko b!
31. ikaretsaka ( 10/02/2009 15:38)
Zava boaharin atra ireny volo ireny ko.... rehefa voakarakara de tsy manahy
32. ni81 ( 10/02/2009 16:37)
hoy papoose
lava volonkelika koa HALAKO BEUUU
azo esorina iny rehefa tsy tiana raha manaiky izy :D

hoy lovelyri
za ko ts tia lhl b volo-tratra
ireny toakoa ve misy manala sa ahoana? :-D

hoy ika
Zava boaharin atra ireny volo ireny ko.... rehefa voakarakara de tsy manahy
toa azo ekena koa anefa io
:lol:
33. ikaretsaka ( 10/02/2009 17:38)
ni: rehefa tsy mamofona sy manelingelina izy (na ianao manokana na ny manodidina anao) na lava volo na solaloha na mohawk na rasta na brown fa tsy resaka halako bika fotsiny.. amiko tsy olana loatra
34. heidi ( 10/02/2009 19:00)
NY LEHILAHY BE FELONANA tsy am lafin'ny fitiavana fotsiny fa rabefa mitsy dia halako mahatsiravina be indrindra moa fa somary sarimbavy izay.....

NY LEHILAHY KIZITIMBELONA koa tsy mamely, kompliké be
35. ikaretsaka ( 10/02/2009 19:18)
raha ireo toetra lazain'i heidi ireo aloha amiko dia ny mijery hoe inona ro mahatonga azy manao ireo toetra no jereko voalohany..
dia alamiko arak'iny ny move ko :wink:
36. heidi ( 10/02/2009 19:49)
alaharo koa aza hoe hijerevako azy :°)
mbola ampiko iraika indray
ny lehilahy mahihitra velona anefa mba mahita apoaka ihany kanefany izy amin'io mpanararaotra ny hafa :-D dainnnn be!
37. kotobekibo ( 10/02/2009 19:53)
Ojyyy!!!! ny toetsako dôly zany voalaza ato izany !
Looooza !!!! soa ihany fa tsy nanjay anjara ! :-D :-D :-D
38. heidi ( 10/02/2009 19:59)
maty aho baba ! :{ :{ :{ :-D
39. ikaretsaka ( 10/02/2009 20:02)
ny lehilahy mahihitra velona anefa mba mahita apoaka ihany kanefany izy amin'io mpanararaotra ny hafa dainnnn be!

tsy azo...
omeo ohatsa hoe?
40. xxx ( 10/02/2009 20:08)
Papoose:

lava volonkelika koa HALAKO BEUUU


nefa reny lava volotratra sy volonkeloka reny miitsy no amle oui, mahafakandro...iny tsinona afaka arandrana refa tsisy atao iny...bangoina, asina bigoudi....
:^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078