Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kamongo, milahatra araka ny daty
kamongo ( 12/10/2011 18:14)
Fanampiana havambady! moa v DROIT sa FAVEUR omena ny fanampiana?
Faly miarahaba ny namana rehetra! Mba misy zavatra tena tsy azoko amin ity fanambadiana ity. 1). Ny havambady rehefa zatra tolorapotsiny dia mieritreritra oe droit-ndry zareo lé omena fôna. Ka tsy ... tohiny
kamongo ( 12/10/2011 14:00)
Ny fanampiana havambady vé DROIT-ny sa FAVEUR omena azy?
Faly miarahaba ny namana rehetra! Mba misy zavatra tena tsy azoko amin ity fanambadiana ity. 1). Ny havambady rehefa zatra tolorapotsiny dia mieritreritra oe droit-ndry zareo lé omena fôna. Ka tsy ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 08/11/2011 23:54
kamongo ( 22/03/2011 21:35)
lehilahy mahihitra be
Bjr daôly, Hono hoa ry vevavy namana, efa sendra lehilahy mahidy b v nareo? izy tia nef tena ts manome lelavola mintsy, d aôna ny fahazahoanareo an izany? Tsy zany manko fa ilay niaraka t@ko talou ... tohiny
novalian'i papala ny 07/06/2011 11:43
kamongo ( 10/03/2011 15:42)
Rano be calcaire any France, mamparary v?
Samala, Saika mba hanonontany aho oe mamparary v ny misotro rano @ robinet any france. Misaotra mialoha @ valiny. Bises daôly. a+... tohiny
novalian'i bichette ny 09/05/2011 15:36
kamongo ( 23/02/2011 15:03)
marina ve fa hoe maha mal chance ny miaraka @ taranaka andevo?
Bjr daholo, tsy zany fa misy meilleure amieko manambady taranaka andevo vô veti2, d ts navelan ny RARneny izy fa oe maha mal chance hono. @ko aloha ts mitombina io principe io ! Inona ny hevitrareo??... tohiny
novalian'i avyany ny 21/05/2015 11:33
kamongo ( 16/02/2011 15:59)
olona tena madio nefa maimbo helika
Misy zavatra tena mahagaga, misy namako zai tena madio ary mampiasa produit koa nef dia mbol maimbo helika fôna. Inona no torohevitra ho azy?... tohiny
novalian'i Ratoa ny 25/03/2011 20:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071