olona tena madio nefa maimbo helika

1. kamongo ( 16/02/2011 15:59)
Misy zavatra tena mahagaga, misy namako zai tena madio ary mampiasa produit koa nef dia mbol maimbo helika fôna. Inona no torohevitra ho azy?
novalian'i Ratoa ny 25/03/2011 20:10
2. vale ( 16/02/2011 20:38)

[quote=kamongo]
Misy zavatra tena mahagaga, misy namako zai tena madio ary mampiasa produit koa nef dia mbol maimbo helika fôna. Inona no torohevitra ho azy?
------------
efa mampiasa produits mbola maimbo ihany?, sarotra ihany izany, fa mety mila mi-gérer ny émotion-ny koa izy, mi-transpirer bebe kokoa mantsy ny oul rhf be ny émotions na négative io na positives, ka mety avy amin'izay koa, asa mety misy anana conseils mahomby angamba ny namana sasany, ny produits ihany no fanafodin'ny transpiration tsy ho lasa fofona, ankoatrizay mety hoe ve tsara ilay px ampiasainy, misy mants (hita am publicité ireny) maharitra h@ 24h, tontolo andro izany tranquille ilay oul, ka asa re!
3. kamongo ( 17/02/2011 07:50)
ie efa nampiasa maro izy efa lany haiky mintsy. lé 72 h narta vao2 reny ndrai zao no ampiasaina fa d ts d mahafa po. zay marina ngamba satria izy olona mora nerveuse.
merci @ torohevitra.
vale:


[quote=kamongo]
Misy zavatra tena mahagaga, misy namako zai tena madio ary mampiasa produit koa nef dia mbol maimbo helika fôna. Inona no torohevitra ho azy?
------------
efa mampiasa produits mbola maimbo ihany?, sarotra ihany izany, fa mety mila mi-gérer ny émotion-ny koa izy, mi-transpirer bebe kokoa mantsy ny oul rhf be ny émotions na négative io na positives, ka mety avy amin'izay koa, asa mety misy anana conseils mahomby angamba ny namana sasany, ny produits ihany no fanafodin'ny transpiration tsy ho lasa fofona, ankoatrizay mety hoe ve tsara ilay px ampiasainy, misy mants (hita am publicité ireny) maharitra h@ 24h, tontolo andro izany tranquille ilay oul, ka asa re!
4. vale ( 17/02/2011 20:14)
de rien!! tsy fantatro fa mino za fa tena izy mora nerveuse izay mihintsy angamba, ny fahatezerana matetika koa miteraka an'io, fa io koa anie tsy misy olombel tsy misy fofona izany, zavatra naturel fa aza atao asainy manimba ny sainy izany, eny e, marina alou fa mahamenatra ilay cas satria misy fofona dol, anefa izy madio,fa ny voretra tsy misasa ihany matetika no handrensana anazy, mila calme izy, izay ihany ngamba ny fanafodiny! ;-P
5. Belle ( 18/02/2011 02:43)

asaivo andramany ny alamo ka rehefa tsy mahomby io dia tena zavatra hafa ny mahazo azy...
6. kamongo ( 18/02/2011 07:49)
Efa nanao alamo izy fa ts maharitra satria tsemboka dia miala ny alamo dc ts maharitra ela ny fiasana. tena mety zvtra hafa marina ny manjo azy
Belle:


asaivo andramany ny alamo ka rehefa tsy mahomby io dia tena zavatra hafa ny mahazo azy...
7. arialy ( 21/02/2011 11:19)
asaivo mividy Etiaxil fanao am helika, eny am pharmacie no misy anio, sady manamaina sy mi réguler ny ranok'elika no manala fofona, traitement izy io, semaine voalohany atao isan'andro, 2ème sem mielanelana 1andro, avy eo 2andro sns ...
8. kamongo ( 21/02/2011 11:29)
Misaotra betsaka @ torohevitra.
Hasaina handramany ndrai io d ho hita eo ndrai ny tohiny.
arialy:

asaivo mividy Etiaxil fanao am helika, eny am pharmacie no misy anio, sady manamaina sy mi réguler ny ranok'elika no manala fofona, traitement izy io, semaine voalohany atao isan'andro, 2ème sem mielanelana 1andro, avy eo 2andro sns ...
9. kamongo ( 28/02/2011 13:31)
Misaotra betsaka anareo t@ torohevitra!! Tena mahasoa ilay ziy!
merci bcp!!

kamongo:

Misaotra betsaka @ torohevitra.
Hasaina handramany ndrai io d ho hita eo ndrai ny tohiny.
arialy:

asaivo mividy Etiaxil fanao am helika, eny am pharmacie no misy anio, sady manamaina sy mi réguler ny ranok'elika no manala fofona, traitement izy io, semaine voalohany atao isan'andro, 2ème sem mielanelana 1andro, avy eo 2andro sns ...

10. Ratoa ( 25/03/2011 20:10)
Asaivo misotro rano misy voasary makirana izay tantiny sy matetiteika (2ora) na in-teo isan'adro izy. Indrindra raha vao mifoha iny fa mi-réguler ny transpiration ny citron. Matoa koa misy fofona dia misy "fermentation" ka tsara raha ny tenany iray manontolo no kobaniny amin'ny alamo.Ny alamo koa mi-réguler ny transpiration. Fa ao ambany helika koa soro-pady satria tsy tratry ny rivotra madio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.531