zaza maditra ny tànà

1. MANOUWAY ( 06/02/2009 18:25)
Za velona raha mbola velona ianareo rakizy aza misaramianakavy
2. Papoose ( 06/02/2009 22:48)
tsy azoko tsara!ahoana tsara hoee??
3. kotobekibo ( 10/02/2009 17:27)
zà koa tsy kopy hoe velona ny inn sa ... :-D :-D :-D
4. xxx ( 11/02/2009 06:23)
Fa zay maty zany aleo ho faty any satria tsy akiziny na fianakaviany? Fa raha sanatria moa ka hoe ny iray amin'ny fianakaviany no nisy maty teny de ahoana ? Mbola hiteny hoe ny hadalàny foana ve sa gadrao fa mpamono olona sns? .....Tsy ela amin'azy manko ny managadra olona ary ny fonja koa mbola malalaka.
Miaraha ory @zay ory
5. kotobekibo ( 11/02/2009 10:07)
xxx:

Fa zay maty zany aleo ho faty any satria tsy akiziny na fianakaviany? Fa raha sanatria moa ka hoe ny iray amin'ny fianakaviany no nisy maty teny de ahoana ? Mbola hiteny hoe ny hadalàny foana ve sa gadrao fa mpamono olona sns? .....Tsy ela amin'azy manko ny managadra olona ary ny fonja koa mbola malalaka.
Miaraha ory @zay ory



izao izany lé hoe ref'ory nareo d ory zahay .
D raha vô mody ( ravim-body ) nareo d mody koa zahay :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2041