Hatsangano ny governemantan'elah ary é.
1. penguin
(
06/02/2009 14:51)
Miandry ny governemanta vaovao izahay ary tapaho daholo ny lohan'ny AREMA nivadika TIM raha sahy ary.
2. rahiratra
(
06/02/2009 15:06)
Ny arema nivadika tim no nampalemy ny tim noho izany loka aza no omena an'ireny. Tsisy tapa-doha izany.
3. nyavo2000
(
06/02/2009 15:24)
Dia hita raha gouvernement mahefa
gouvernement de la RUE publique
4. princesseN
(
06/02/2009 15:49)
nyavo2000:
gouvernement de la RUE publique
:-D :-D :-D :-D
5. andrywui
(
06/02/2009 15:50)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.1488