du jamais vu dans le monde , record mondial isika

1. diamondra27 ( 06/02/2009 16:31)
tena tafiditra ao am guiness tsika am zao toe-draharaha izao
il y a 2 présidents pour un des pays le plus pauvre du monde

de hisy fifidianana fokontany hono e

ka iza ny olona hifidy , dia ahoana koa no atao maimaika ny fifidianana, herinandro no durée

ka iza izany no tena manankery amin'ny fitondrana e ra8 sa tgv
novalian'i ndenn ny 06/02/2009 21:18
2. diamondra27 ( 06/02/2009 16:34)
http://www.tvplusmadagascar.com/

tena lalaovin'ny mpanao politika fotsiny ny tanindrazana
3. sitlo ( 06/02/2009 17:10)
tsy ny mpanao politika ihany
4. diamondra27 ( 06/02/2009 17:23)
fa iza koa
5. sitlo ( 06/02/2009 17:26)
izay tsy hendry
6. vale ( 06/02/2009 18:30)
:-D :-D :-D :-D
7. ndenn ( 06/02/2009 21:18)
Très astucieux comme solution aux problèmes actuellement , ça pourrait être très génial à condition que les 2 manichéens s'entendent sur la voie à suivre .On peut toujours essayer , y a pas de mal .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0604