Miverina indra ny tetik'ady Ndremanjato
1. xxx
(
09/02/2009 17:35)
Nanomboka ny savorovoro 1972, 1991, dia ity eto 2009
Dia ampiasaina foana ilay tetik'ady entina vonoina ny olona mba hisintonana ny sain'ny mpanara-maso avy any ivelany
13 Mai 1972. Ny mpianatra no natao fahana niatrika ny GMP
10 aogositra 1991, ny vahoaka nentina natao sorona teny Iavoloha, rehefa avy eo izy ihany no namerina an-dRadidy
6 Febroary, nentina indray ny vahoaka haka lapa eny Ambotsirohitra, izay fantatra fa lapam-panjakana.
Ny tena mahavariana dia rehefa i Ndremanjato no eo amin'ny fanoherana dia be hatrany ny maty. Nahoana no atao sorona ho an'ny fitadiavan-tsezan'ny Ndrema ny vahoaka? Satria ve ireo no zanak'Atra ety an-tany sa ireo no iza?

novalian'i Andribe ny 09/02/2009 20:02
3. xxx
(
09/02/2009 17:55)
:°) tsotra ny teniko ataovy fady toy ny manam-bzdy znzbzvy ndremz mianakavy fa vao miaka loza b ambony ny tany,tandremo, :-D
4. xxx
(
09/02/2009 18:24)
Ka i Ndrema niaraka t@ mpitondra t@ reny. Dia rehefa nahita tsy nety intsony ny seza, dia mody nanao nampalahelo dia niteny hoe "nopoizin-dRadidy eh"
6. xxx
(
09/02/2009 19:26)
i Ndremanjato zany raha araky ny fahitako azy dia eternel oposant!
betika niaraka t@ mpitondra dia betika manohitra! inona moa ny seza ambony indrindra azony teo amin'ny fitondrana hatramizay? president hcc?
akfm kdrsm no tena nisolelaka an'i deba taloha dia avy eo nivadika dia namorona ity oe herivelona rasalama, dia tsy nahazo seza tao @ zafy dia nivadika ka nanongana an'i zafy albert dia niverina t@ ratsiraka nony tafaverina ratsiraka, dia izao indray dia lasa manohitra an'i ra8! i Ndremanjato no azo atao filohan'ny mpanohitra
30ans dans l'opposition , il sera jamais president
il est temps de raccrocher mon pasteur, t'es pas taillé pour devenir president et tu fous la merde partout;

7. xxx
(
09/02/2009 19:53)
xxx:

Ingahy Pasy tsy manana zavatra atao afatsy ny manango-karena , asa mbà mahagaga ihany 30 ans ve dia mbola tsy voky ihany ? N importe quoi