Amara Essy !

1. marozevo ( 09/02/2009 17:20)
Diso ve ny tadidiko ?... Tsy Rangahy io ve ilay efa teto tamin'ny 2002 ? Raha ny hevitr'i Rangahy io anie no narahina tamin'iny dia efa enina i Mcar é. Nefa moa lasa efa tsy tsaroana izany... vaovao izao ny fiainana fa tsy 2002 intsony fa izaho no tara.
novalian'i Fanjaibe ny 11/02/2009 04:03
2. xxx ( 10/02/2009 00:51)
Tsy misy ilana azy ny taranak'andrevo toa ireny ,tsy mitondra afa- tsy fanafitohinana ,conseil d'ami trés précieux .
3. Andribe ( 10/02/2009 01:05)
Anisan' ny minisitr' i Houphouet Boigny i léry io raha tsy diso aho .Silamo iringiriny sady taranak' andevo be manadala .Ampahatsahivo azy ry tsamy ny eloka vitany dia samy mipitika ô . SHHHHHH!!!!
4. Fanjaibe ( 11/02/2009 04:03)
Eisy, akama bonne an'i Ra8 io fa zaz taitra isika mianakavy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0724