zao no atao we fanjakan'ny baroa
1. AnA
(
09/02/2009 15:52)
http://www.topmada.com/2009/02/09/nouvelle-video-andry-rajoelina-et-monja-roindefo-envoient-leurs-partisans-sur-ambohitsorohitra/
novalian'i Noue ny 09/02/2009 18:21
2. Mirananirina
(
09/02/2009 16:24)
marina izany.Aleo izahay hifidy izay tinay fa tsy misy mipetrakaho azy izany e
3. belaza
(
09/02/2009 16:41)
ary efa fantatririzareo pitarika fa hitifitra ny miaramila fa mbola narosony ihany ny vahoaka an tena mpamono olona le DJ tsisy saina iny,
5. ralalaina
(
09/02/2009 17:00)
ianareo manoratra eo ambony ireo olona tsy mipetraka aty madagasikara akory fa variana manao solafam-bazaha any ivelany dia mirediredy Ra8 no tena mpamono olona
6. ni81
(
09/02/2009 17:02)
ianareo manoratra eo ambony ireo olona tsy mipetraka aty madagasikara akory fa variana manao solafam-bazaha any ivelany dia mirediredy Ra8 no tena mpamono olonajereo moa ity toe-tsaina koa? :(
9. Noue
(
09/02/2009 17:20)
ralalaina:raha tsisy ny mpitarika, raha tsisy ny didy jadona, raha tsisy ny nilaza t@ ireo vondron'olona sy nampirisika oe TSISY HATAHORANAREO FA NY TAFIKA DIA MIARAKA AMIN-TSIKA, raha tsisy ny fandikana lalàna dia TSY NISY NY VON'AINA
ianareo manoratra eo ambony ireo olona tsy mipetraka aty madagasikara akory fa variana manao solafam-bazaha any ivelany dia mirediredy Ra8 no tena mpamono olona
10. marozevo
(
09/02/2009 17:31)
Ilay vidéo eo amin'ny jerena eto moa natao montage rahateo, fa raha dinihina izay voalaza ao dia hita fa KITOATOA e. Aiza ve dia anontaniana hoe "halaina sa tsy halaina"... dia mihoraka ny vahoaka... dia hoe "Handeha haka ny lapa izany isika". Ny vahoaka efa tsy nahadinika rahateo... hita hoe zavatra maivana e... nefa moa dia iny no niafarany... Mampalahelo ny vahoaka fa mora ambakaina... mora ambakaina... satria efa mafy ny manjo azy...
Melohiko i TGV sy i Monja... melohiko koa i Ra8... melohiko satria samy tompon'andraikitra amin'ny rà latsaka izy ireo.
Melohiko i TGV sy i Monja... melohiko koa i Ra8... melohiko satria samy tompon'andraikitra amin'ny rà latsaka izy ireo.
11. Noue
(
09/02/2009 18:21)
marozevo:indrisy
Mampalahelo ny vahoaka fa mora ambakaina... mora ambakaina... satria efa mafy ny manjo azy...
