Nilahatra ampilaminana ireo olona niakatra teny andapa
1. badboy
(
09/02/2009 17:41)
Ny minisitry ny défense, @ alalan'ny fialany @ ilay sezany, no manambara fa tsy ekeny ny fitifirana ireo malagasy iray tanindrazana aminy!!!! Mpiray tanindrazana izay nilahatra ampilaminana arak'ity vidéo france 24 ity!! http://www.france24.com/fr/20090209-madagascar-ministre-defense-cecile-manorohanta-demissionne-repression-manifestation
Tsisy sommation, tsisy oaraoara fa tonga de ratata!!
Ka naleony niala toy izay ho iray tsikombakomba @ ilay fitondrana liandra

novalian'i andrywui ny 10/02/2009 08:55
2. marozevo
(
09/02/2009 17:48)
"En signe de protestation"... volaza ao amin'ilay vidéo io. Midika koa izany fa na ny gouvernement aza efa misara-bazana.
Fa ity nasolo azy ity vao maika ho loza. Jereo ange eh... Mpanolo-tsaina ara-miaramila tao amin'ny présidence Rangahy io talohan'izao nanendrena azy izao. Izany hoe anisan'ireo nampitifitra izany io tamin'ny sabotsy teo... Izao hiaro indray, hono. Sa ministre de la défense contre les Malgaches angamba io manomboka izao.

3. zama91
(
09/02/2009 18:08)
koa maninona raha navela niditra tao @ palais mihitsy eh,dia iza indray no hilaza fa an'iza ny faute
4. Noue
(
09/02/2009 18:16)
zama91:azo atao nga zany eee ???
koa maninona raha navela niditra tao @ palais mihitsy eh,dia iza indray no hilaza fa an'iza ny faute
5. zama91
(
09/02/2009 18:25)
interdit izany, nefa izay ny intetion ny mpitarika teny fa tsy sitting izany,efa vaky barrage mihitsy,raha tsy nitifitra ny miaramila dia nifanitrakitro tao anaty palais tao dia firy indray no maty .
6. heidi
(
09/02/2009 18:28)
forcing no nataondreo teny e! tsy ampilaminana fa nifanosika be mitsy hita am video.....sady efa nanao be fitetika hoe raha vao vaky ny barrage dia handroba indray isika atao maivoka ny magazin sy ny trano manodidina ho dorana ny lapa :^) izay ny specialité alou hatramzao , tolona hono zany, vao maika mampahatra ny tenany
7. booboo
(
09/02/2009 18:40)
...dia mbola ho tohizana hatr@ farany hono io " tolona " io !
Lay farany angamba zay hahakila firehitra sy hahapotika tanterika an'Ant/vo, tsy hampisy kaly, hahafeno ny fasana, hana-donto ny taranaka satria tapaka foana ny fianarana, sns.
Tsy mampalahelo intsony fa mampiteny hoe " manodiava hatr@ taranaka fara aman-dimby " ...

8. badboy
(
09/02/2009 18:42)
Raha tena hoe handroba ve ireo dia tsy ireo miaramila taty ivelany no nitifitra??????
Ireo miaramila taty ivelany aza nitsoaka satria natahotra ny ho voatifitra!! Ary raha toa ka tena tsy nisaina ireo olona ireo dia ireo miaramila teo akaikiny tonga dia namboariny saingy tsy izay ilay izy fa ilay tao andapa nahazo baiko dia ratata!!
Ireo tety ivelany na nahazo baiko aza dia naleony tsy nitiftra satria tsy mbola nisy ninoninona natahorana!!!!
Izao no tena fanjakan'ny baroa tsy manaiky tsy tiana fa mifikitra mafy @ ilay seza na dia efa hita izao aza fa tsy voan'ny kil tsony!!!
:evil: :evil: :evil: :evil:

9. heidi
(
09/02/2009 18:44)
ka zay no antony hanomezako latsa ani'reo sahy mamono tena tsy ampisainana.....marina raha menatra ny tena maheno ny vaovao am radio aty ivelany aty! menatra ny atao hoe malagasy miady hanina....
10. badboy
(
09/02/2009 18:53)
Ka matoa mitroatra dia efa tsy zaka intsony!! Raha mbola zaka niafina teo ihany!!
Misy, hatr@ ireo fianakaviana manana ny ampy nefa tsy mifandray @ fitondrana, no manaiky fa tsy lasa intsony fiainana eto @ tanàna!! Ny karama zara raha 20€ par mois, ny lasantsy nefany 1.40€ ny litre!!! Aiza intsony ny hiainana @ izany satria ny vidin'entana dia miankina be dia be @ vidin'ny solika!! Dia izao!!
Ny tena tiako hahatongavana dia ireo mahasahy mampiseho andalambe no hita milahatra, fa ireo tsy manaiky ilay fitondrana koa maro izay any antranony!!
Ka tsara ny fampisehoana ny tsy fanekena ny zavamisy eny andalambe, satria raha samy hiletika any antranony dia tsy hisy hiraharaha hoe inona no misy fa lazain'ireo mpitondra fa hoe "manaiky matoa tsy miteny"!!!!
Ka antso avo no atao ireo izay mahasahy milahatra : AZA MIHEMOTRA FA IANAREO NO MAMPISEHO NY HEVITR'IREO REHETRA IZAY TSY MANAIKY NY FITONDRANA MISY @ IZAONEFA MIAFINA ANY ANTRANONY!!
AZA MIHEMOTRA SATRIA HO ZARY TSISY TAMBINY IREO RA LATSAKA T@ HERISETRANDRAVALOMANANA!!
MILA ANAREO NY FIRENENA!!!!!!

11. heidi
(
09/02/2009 19:11)
9. Mpandefa : badboy [ Valio ] 09-02-2009 19:53:51
Lohateny : Re : Nilahatra ampilaminana ireo olona niakatra teny andapa
Ka matoa mitroatra dia efa tsy zaka intsony!! Raha mbola zaka niafina teo ihany!!
KA HO HITANTSIKA EO ny fitondran'i tgv na ny filoha manaraka fa dia ho toy izay ihany hatrany hatrany, tsy ho zàka ihany no anarany dia lasa lamaody ny fandrombàna ny fandorana sns..... tsy solution izany....
12. heidi
(
09/02/2009 19:15)
Ny tena tiako hahatongavana dia ireo mahasahy mampiseho andalambe no hita milahatra, fa ireo tsy manaiky ilay fitondrana koa maro izay any antranony!!
KA IZAY INDRINDRA, ny gasy hendry dia mijanona any antranony miandry ny fitondrana manaraka , miandry izay filoha afaka hatolotry ny daholo be fa hande ho baikon'ny ity tgvendrana dia ho lasa tota kely mpandroba daholo.....FA Angaha izany no atao hoe tolona hanatsarona ny fari-piainana....IZAY ALOHA no hita maso nivaingana tam fanombohana ity tolona tolona sy fanonganampanjakàna ity dia ireny hita taratra ireny fa fandrombàna ankitso rano be izao fanararaotana fangalarana fanimbàna zvtr sns......raha milahatra fotsiny mitaky ny zo ampilaminana moa maninona hoatra ny any am firenen-kafa fa dia miady otran'ny volavo
13. zama91
(
09/02/2009 19:24)
badboy:
Raha tena hoe handroba ve ireo dia tsy ireo miaramila taty ivelany no nitifitra??????
Ireo miaramila taty ivelany aza nitsoaka satria natahotra ny ho voatifitra!! Ary raha toa ka tena tsy nisaina ireo olona ireo dia ireo miaramila teo akaikiny tonga dia namboariny saingy tsy izay ilay izy fa ilay tao andapa nahazo baiko dia ratata!!
Ireo tety ivelany na nahazo baiko aza dia naleony tsy nitiftra satria tsy mbola nisy ninoninona natahorana!!!!
Izao no tena fanjakan'ny baroa tsy manaiky tsy tiana fa mifikitra mafy @ ilay seza na dia efa hita izao aza fa tsy voan'ny kil tsony!!!
:evil: :evil: :evil: :evil:
tsy saika handroba fa handoro ohatran'ny rnm eh efa mahazatra io
14. heidi
(
09/02/2009 19:41)
Raha tena hoe handroba ve ireo dia tsy ireo miaramila taty ivelany no nitifitra??????
ka tsy efa niafara tam fitifirana ve satria avy avy be ihany ny fiavian'izy ireo....
Ireo miaramila taty ivelany aza nitsoaka satria natahotra ny ho voatifitra!! Ary raha toa ka tena tsy nisaina ireo olona ireo dia ireo miaramila teo akaikiny tonga dia namboariny saingy tsy izay ilay izy fa ilay tao andapa nahazo baiko dia ratata!!
KA ENDRASANA ho tafiditra ve kosa vao hi ra tatata
raha tsy nisy ny fandrombàna sy ny fanapotehana ary ny fangalarana tam herinadro talohan'io dia mety mba nilefitra ny miaramila sy ny olona lazaina fa nibaiko tao an,dapa
ka faty tedavina de mihonona hono e!
15. heidi
(
09/02/2009 19:44)
Izao no tena fanjakan'ny baroa tsy manaiky tsy tiana fa mifikitra mafy @ ilay seza na dia efa hita izao aza fa tsy voan'ny kil tsony!!!
ka ny fokonolona ihany no te hifidy azy eo! nikatra teo amin'ny fitondràna ara ofisialy izy dia miala ara ofisialy ihany koa fa tsy ny jiolahimboto mpanao bodongerina sy ny fanjakan'ny mpanao totakely na baroa no hanongana azy e!
ity tgv aza tsy filoha akory fa izy tenany no nanondro azy ho filoha jereo ity fisehosehoany koa indrindrz fa i ravalo voafidy filoha kosa tsy hifikotra ve ????
16. Andribe
(
09/02/2009 19:59)
tsimaintsy atao ampilaminana ko iza no andeha hikikiaka rehefa hamono tena :-D :-D :-D :-D
17. andry44
(
10/02/2009 02:53)
Normal be aloua raha nametra-pialana ny ministry ny défense e!efa ireny ny dégât... fa ty praiministra jeneraly tsy mety tonga saina ty no tena mahakivy...asa ohatrinona no karama omen-dra8 an'nedala io?(raha misy mahalala mba valio :^)
Tsy ny miaramila tao anaty lapa ihany anie raha ny voalaza no nitifitra fa nisy niratata koa avy aty @ tranon'ny minitera akaiky teo,ny hotel de louvre, ny trano avo manodidina teo de nanao vono moka arabakiteny ny tety ambany e!Mampahonena......
Ny nanome baiko??ny ..........
Raha ny hevitro @ resaka politika eto @tanàna ty de izao:omena ny miaramila ny fitondrana aloua mandritra ny 6 mois na 1 an (efa nanao fanambarana ny @zany koa moa ny plus haut gradé @ndry zareo tao @ radio Don Bosco omaly atoandro 09/02/2009). Miaramila crédible sy vonona hanompo ny tanindrazana amin-kitsipo sy fahamendrehana no ilaina ihany koa fa tsy toy ny sasany voalaza tery ambony tsy mahatsiaro tena.
Mametraka ny lalana @ fanaovana politika sy ny lalana vao² mikasika ny dfifidianana ry zareo ao anatin'izany. tsisy resaka politika mihitsy mandritra zany. Ny vahoaka kosa maka saina tsara sy mandinika mandritra izany hoe iza no hofidiako refa tonga ny fotoana.
Raha vao tsy mipetraka ny lalana @fanaovana politika + fanovana ny lalana @ fifidianana + sanction sévère ho an'zay mandika izany de toy izao foana no manjo ity firenena malalatsika ity! mandroso 1m de miemotra 3m miady ho gisitra foana!!!

18. zandikely
(
10/02/2009 03:59)
Mendripidera ny fihetsik'ilay Ramatoa!
Tena mety ny azy, tsy azo atao ny hilalao ain'olona zany.
Izao ange vao mazava tsy nanao sommation mihitsy ry zalahy fa tonga dia nitifitra olona, olona efa lavo mifanampy ny sasany mbola tifirindry zalahy.

19. ninimalala
(
10/02/2009 04:10)
Mba mandinika moa Heidi io ? ra mijanona any antrano doly ny gasy endry toa anao miandry fitondrana manaraka mihevitra ve enao fa ho afaka eo @ toerana ny mpanao tsindry azo lena mba valio oe za ? Tonga ny fifidianana manaraka izy ihany no lany satria novidina vola ny vato, toa ny t@ andron-dratsiraka io e, lany lera mifidy fa za ihany no eto. Critique tsy maintsy misy ra misy ny tsy mety, tolona efa t@ fanjanahantany no nisy, donc tsy maintsy tonga eny zay leo fa tsy hiandry anao any antrano any. Za tsy mpakeny na mankato ra8 na tgv na ratsiraka fa kosa tsy manakina fahatany ny hafa fa mahatsapa ny ao anatin'ny sainy.
20. zoulou
(
10/02/2009 04:48)
Ho ahy aloha carnage iny tamin'ny sabotsy iny. dia nanaraka ny nataondradidy de a à z ravalo, tena mbola pire aza angamba. manaraka izany tsy ho tonga @zao ny zava-misy ra nanaraka ny teniny Ra8 "Hiala aho raha 200 milahatra hanala ahy", aiza anefa izany. tokony hiala izao de izao Ra8 mba tsy hitomboan'ny ra mandriaka, efa heno siotsio mantsy izao fa hiakatra ny antandroy, ny avy any Manakara, hitady ny fatin'ny havany izay toa efa natao amin'ny fosse commune eny atsimotsimo eny, dia inona no hitranga? efa hita koa ny camions feno miaramila lasa any atsimo any, asa an hanao barazy ireo olona any amin'ny faritany hiakatra aty ve? ny tokony ataon'izay hiakatra eo aloha dia ny mamolavola lalam-panorenana vaovao izay tsy azon'ny filoha ho voafidy eo hovana araka izay mahamety ny fiainany eo, @zay ny filoha hiakatra tsy maintsy hanaraka an'io.