Logique ny Atoa Manorohanta @ maha-vehivavy azy satria ny vehivavy dia sentimental. Tadidiko ny namako vehivavy iray raha nalain'ny mpisam ny rojony ka rehfa nifanenjehana ilay mpisam dia tratra ary netina teo aminy ary teo no nofaizin'ny olona ary saika maty mihintsy dia izay indray no nalahelo ary niteny hoe "aza vonoina izy".
Amiko sommation tsy hasakana ireny olona ireny ary verbalement efa nisy ny sommation ary ny mpitrika no nahafatatra azy mialoha ka tokony nampihemotra ireo olona taritiny. DISO IZAY NITONDRA IREO OLONA IREO TENY AMIN'NY FARITRA MENA ARY NY STRATEGIE MILITAIRE DIA TSY AZONAO DISOANA SATRIA I RAJOELINA NY OMALIN'IO ZAVATRA IO DIA NILAZA FA MISY TAFIKA SY JENERALY MANARAKA AZY DONC LOGIQUE LE STRATEGIE DE PREVISON HOE SAO HANAFIKA RY RAJOELINA.
IZA NO NAMONO NY OMBY ILAY TOMPONY NITONDRA AN'AZY TENY @ ABATTOIRE VE SA ILAY TAO @ ABATTOIRE NANDRASARASA AZY ?