ao aloha hisaina kely oe

1. Noue ( 09/02/2009 20:26)
franchement, tena tsy azoko mahintsiny ny fikan'ity TGV ity eee!

-Nitaomany ny vondron'olona handromba, hamaky, handoro, hanimba sns

Firy ny isan'ny olona namohy ny ainy t@ zany ? may kila , voahitsakitsaka


Moa ve nanao fihetsika izy oe ndao ho entina eny mahamasina ireo fatin'olona ireo na oe ho entina eny @ place du 13 Mai ??? nonnnn !!! satria nahoana ????

satria fantany tsara fa azy ny fahadisoana nitarika an'ireo olona handromba sy hamaky ireo saingy :-$ tsy ankiteniteny io aaaa!

Firy moa ny maty t@ iny ???

ensuite , « Le général Dolin avait dit dans le haut-parleur que les militaires étaient nos amis donc on s’est avancés sans penser qu’ils allaient tirer ».

satria io no notatatatain'TGV t@ vondron'olona koa oe tsy misy hatahorana fa miaraka @ tsika ny tafika sy ny miaramila ka tohizo hatrany eny na ny hidirana eny @ lapa aza !! manao forcing !!

avy eo indray ireny ny zavatra niseho , firy indray no namohy ny ainy ?? satria nandika lalàna t@ io zone rouge io !!! nisy ny fifampifitirana , tsy hay intsony oe iza no nitifitra ( ny ekipany koa nefa anisany satria taiza no nahazahoany basy ??)

dia inona indray re ny fika atao mba ahazahoana ny fon'ny vondron'olona izay efa mihena andro aman'alina eee ! nde lazaina oe ho avy i ratsiraka , klet'ieeeeeeeeee tsy raikitra io fa trops extravagant !! dia ao aza lazaina fa ho avy i Rossy eeee ! klet'ieeeeeeeee !! tsy tonga indray i Rossy

ka inona indray aza no fika atao eee ??? nde ho entina eny mahamasina ny razana !! okay zany ! fa avy eo dia aleo koa ho entina eny @ avenue du 13 Mai

Nanantena ny olona mba ahita ny endriny feno halahelo !! indrisy tsy hisy io !!

Mitady solution ny rehetra hatrany ivelany , inona indray ity atao ???

Début de tractations mais Andry Rajoelina pose ses conditions avant tout dialogue klet'ieeeeeeee !! tsy hisy dialogue mahintsiny hono raha tsy tanteraka ny faniriany eeee !!!

La journée d’aujourd’hui a été plus calme. Andry Rajoelina est toujours venu sur la place du 13 Mai en présence de ses sympathisants. L’heure était d’abord au recueillement puisque les dépouilles des « martyrs de la transition » étaient présentées à la foule. Heureusement aucun débordement n’a été observé cette fois-ci, la foule est restée calme. Très vite cependant, la manifestation est redevenue politique puisqu’Andry Rajoelina a continué à tirer à boulets rouges sur le président Ravalomanana. Il compte d’ailleurs le traduire en justice et ne s’arrêtera qu’à la « victoire finale ». C’est dans ce sens qu’il appelle à la grève générale demain mardi et à la poursuite des manifestations sur la place du 13 Mai jusqu’à la prise du pouvoir.
http://www.topmada.com/2009/02/09/debut-de-tractations-mais-andry-rajoelina-pose-ses-conditions-avant-tout-dialogue/

asakasak'izay mbola mety sy hanaiky ho manipuléna eeee




novalian'i Andribe ny 09/02/2009 21:06
2. Andribe ( 09/02/2009 20:33)
O ry Noue a :-$ :-$ :-$ :-$ lasa lava be le izy fa samy tsy misaina zao no eo fa samy lany bala =)) =)) =)) =)) =))
3. Noue ( 09/02/2009 20:38)
klet'ieeeeeee !! Andribe kooo :-D :-D :-D :-D :-D kay tena lasa lavabe ilay izy ktiieeeee :-D :-D :-D :-D :-D
4. Andribe ( 09/02/2009 20:47)
ataovy fohifohy manjary tsy mamaky tsony le olona fa efa mihoatra ny sanga ny fandehanjavatra :^) :^) :^) :^) :^)
5. Noue ( 09/02/2009 21:00)
ieee ! ka ilay izy anie manoratra ianao dia milaza zay tianao hambara dia tsy hita intsony oe efa lava be ahoana moa izy zay sa ahoana eee ??? :^) :^) :^)
6. Andribe ( 09/02/2009 21:06)
Noue:

ieee ! ka ilay izy anie manoratra ianao dia milaza zay tianao hambara dia tsy hita intsony oe efa lava be ahoana moa izy zay sa ahoana eee ??? :^) :^) :^)


ka sady mametrampanontaniana ianao no manome valiny kosa no sady lasa lava beeeeee

:roll: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0782