vehivavy sy ny leadership
![](https://avatar.serasera.org/0d387426f578f524f21c1bff75f78213.jpg)
1. simplex
(
10/02/2009 14:06)
ahoana ny fiheveran'lisany an'ireny vevavy manana sens du leadership ireny, genre hoe manana poste de responsabilite be izany ary tena miady @ heviny be mintsy...
fiadanana be ve?
izy doly no mandray ny decisions sy izay kozy manahirana rehetra sady variana any @ izay ataony any dia toi mba libre tsara @ bandy akama sy ze revy miainga...
calin calin refa reraka izy :P
gidragidra be ve?
mafiloha be sady manao je sais tout be... tsy manana authorite intsony fa dia izay reviny sisa no atao...
kanefa otran'ny milay ihany an. Tzipi Livni izao tena pozin'ny tena tigresse be klelika eee :P
ouh la la
novalian'i ikaretsaka ny 13/02/2009 17:35
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
2. xxx
(
10/02/2009 17:09)
Zah genre le voloany fa zany oe raha elah mitetitetika ny hiadana be zany d mety ho nofinofy ngambany :-p ; d mitetika ny oe zoma maraina v d efa manomboka ny week-end :b:b:b
calin calin zany lesy tsy ampy a :-p, mba oe resto , sorti, spectacle ahay oe......:b:b:b :D
calin calin zany lesy tsy ampy a :-p, mba oe resto , sorti, spectacle ahay oe......:b:b:b :D
![](https://avatar.serasera.org/8aa966c315ce49c5ef44920da25908b8.jpg)
3. kotobekibo
(
10/02/2009 21:04)
Tsara ilay vhv maka fanampaha-kevitra @ izay tokony ho azony hatao ( zvt tsotsotra ohatra ) fa tsy miandry atoro lava izao ( initiantive ) fa @ zvt lehibe kosa mba mifanakalo hvt aloha e!
Toy izany koa ny lhl fa tsy ny vhv ihany .
Ny hoe b diploma na b karama injay izy , tsy blem izany amiko . Ref mahay mifanaraka tsara ny compte ao antrano , aiza no olana ?
Bonus izany amiko .
Toy izany koa ny lhl fa tsy ny vhv ihany .
Ny hoe b diploma na b karama injay izy , tsy blem izany amiko . Ref mahay mifanaraka tsara ny compte ao antrano , aiza no olana ?
Bonus izany amiko .
![](https://avatar.serasera.org/3e0904b5b3fab48d82ea42fa8598873e.jpg)
4. naughtyboy
(
11/02/2009 09:51)
za kalo efa nahita fa tsy mbola sendra tafaraka @ reny character manko izy ireny ,ra iny Tzipi Livni iny (lohandohany @ mossad zao fotoana)zao de extreme b loatra ,raha social na political context de tsy olana fa raha oe resaka couple na fiainana andavan'andro de ny balance-ny force 2 ihany no tsara, teamwork ihany no izy lay amiko
![](https://avatar.serasera.org/8aa966c315ce49c5ef44920da25908b8.jpg)
5. kotobekibo
(
11/02/2009 10:44)
kotobekibo:
...... atoro lava izao ( initiantive ) fa @ zvt lehibe kosa....
initiative no tiako lazaina e! mihinan-datsaka aza misy vary hono :-D
![](https://avatar.serasera.org/0d387426f578f524f21c1bff75f78213.jpg)
6. simplex
(
11/02/2009 12:34)
xxx,
nga zoma hariva fotsiny isan\'andro isan\'andro :lol:
:b:b:b
kotobekibo,
eny e
ekeko tanteraka
fa ilay izy lasa otran\'ny hoe manoro be loatra indray no tsy milay... ilay voakiredy eo imason\'ny fianakams na hoe bandy akama ouh la la divorce avy hatrany :)
noty,
ka ilay fiaraha miasa mintsy no tsy dia hisy intsony refa sahirana @ asany any izy... devoara sisa no betsaka :-D
;-)
![](https://avatar.serasera.org/8aa966c315ce49c5ef44920da25908b8.jpg)
7. kotobekibo
(
11/02/2009 15:01)
simplex:
fa ilay izy lasa otran'ny hoe manoro be loatra indray no tsy milay... ilay voakiredy eo imason'ny fianakams na hoe bandy akama ouh la la divorce avy hatrany
Ka raha tsy hain-tsika kosa v le zvt nefa mba hainy d inn no olana , tsy zara aza v natorony d tsy gaiaka be ref eny imason'ol hafa ,
Fa ilay mifamaly na mifampikiredy imason'ol aloha tsy lasako e! na fianakam's io na namana na ol tsy fantatra aza ( eny antsena ohatra )
Any antrano no atao ny fifanazavana .
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
8. soanja
(
11/02/2009 16:02)
simplex:
ahoana ny fiheveran'lisany an'ireny vevavy manana sens du leadership ireny, genre hoe manana poste de responsabilite be izany ary tena miady @ heviny be mintsy...
fiadanana be ve?
izy doly no mandray ny decisions sy izay kozy manahirana rehetra sady variana any @ izay ataony any dia toi mba libre tsara @ bandy akama sy ze revy miainga...
calin calin refa reraka izy :P
gidragidra be ve?
mafiloha be sady manao je sais tout be... tsy manana authorite intsony fa dia izay reviny sisa no atao...
kanefa otran'ny milay ihany an. Tzipi Livni izao tena pozin'ny tena tigresse be klelika eee :P
ouh la la
Raha ny fahitako azy, zah vehivavy, dia betsaka ny lehilahy nobeazina tao anaty fiadidina lehilahy ka sarotra aminy ny ahita ny mifanohitra amin'io.
Ary matetika io no hitany dia miady mafy izy hikatsaka ny toerana heverina fa tokony ho azy nefa dia diso izy satria ny leadership dia tsy entin'olon-tokana fa mpandrindra mahay izy.
Ny fahaizana fizarana andraikitra no porofo voalohany ahalalana fa ananan'olona iray ny leadership. Ny faharoa dia ny fahaizana mifanakalo hevitra (serasera, communication). Tafiditra ao anatin'io ny fitsinjovana ny hafa. Raha tsy ananan' io dia tsy mbola leader izy fa mbola eo ampianarana ho tonga any.
Aza hadino anefa fa betsaka ny olona mametraka ny olona iray ho leader-ny satria ry zareo rahateo malefaka fihetsika, malemy eritreritra ary tsy vonona handray andraikitra kokoa noho ilay tokany dia iny no omeny azy fa tsy midika anefa izany fa any amin'iny olon-tokana iny ny fahaizana mitondra ny baolina.
![](https://avatar.serasera.org/3e0904b5b3fab48d82ea42fa8598873e.jpg)
9. naughtyboy
(
11/02/2009 18:13)
ozy simplex
ka ilay fiaraha miasa mintsy no tsy dia hisy intsony refa sahirana @ asany any izy... devoara sisa no betsaka
izay mintsiny le ilaina firahamiasa ilaina refa samy godraka ny kandra iny ka ..
ny safosafo sy tambitamby etsy manginy fotsiny,ny devoara njay tsy olana fa ny adidy ony tsy an'olondratsy,norma b zany:wink: :-D

![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
10. ari.malala
(
12/02/2009 06:46)
mazàna ny lehilahy tsy manaiky ilay hoe ny vehivavy no leader ko! macho loatra tsin ary ny toetsaina nanabeazana ny lehilahy malagasy hatrizay ilay hoe lohan'ny fianakaviana, mandidy manapaka sns, d ts zakan'ny eritreriny raha ny vevavy no mandray initiative fa tonga d voakilasy ho akohovavy maneno :-P
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
11. ikaretsaka
(
12/02/2009 22:56)
Misy zavatra tsy hain delahy ny mi lead azy de misy zavatra tsy haim bevavy ny mi lead azy e
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
12. soanja
(
13/02/2009 01:47)
Misy karazany roa ny leadership ka: Ny transactional leadership ary ny transformational leadership.
Ny transactional dia mila ambaratongam-pitondrana, mitaky fahaizana mahazo valiny mahafapo, sady manara-maso/ mitondra ny rafitra sy ny fiodin'ilay zavatra atao/ fitondrana.
Ny transformational kosa mametraka ny mpanaraka azy ho isan'ny mpandray anjara mavitrika sy mitovy lenta ka ny izy roa na maromaro dia mampivoitra fahaiza-miaina sy fikirizana ao anatin'ny tanjona iray iombonana.
Ny voalohany dia mampalaza ny lehilahy ary ny faharoa kosa dia tena fanaon'ny vehivavy.
Misy toetra anefa ny fanarahana ny leadership ka an'ny lehilahy matetika dia miseho amin'ny hoe Agentic qualities izay firobohana amin-kasahiana sy ny fitondrana ny baolina irery izay mampiseho herisetra, hambo-po, fahasahiana sy ny manjaka. Ny an'ny vehivavy kosa dia communal ka io dia matetika mampiseho toetra malefaka, mamindrafo, malahelo ny hafa, sy ny mifanampy.
Ka ny olana dia rehefa manao io communal io ny vehivavy mpitondra dia miezaka ny rehetra milaza fa tsy ampy ilay tosika ary tsy hahavita azy izy. Nefa kosa raha vao maka ilay position lehilahy agentic izy dia tonga de heverin;ny rehetra hoe tsy tia miserasera sy ratsy toetra no miseho milay.
Eo no mahasarotra ny fitondram-behivavy satria manalasala ny tokony hitondrany ny baolina. Ny mety aloha hitako dia ny fifikirana amin'ny tanjona ihany dia izay manelanelana manelingelina eliminena daholo satria amin'ny farany dia valiny na ny fivoakany asa vita ihany no itsaran'ny daholo be anao.

13. ikaretsaka
(
13/02/2009 06:00)
ny ahy indray dia hoe aleo samy hipetraka @ fahaizany fa tsy hoe competition ity akory! misy raha tsy vitan-dahy dia misy raha tsy vitam-bavy de na inona na inona dia aleo samy milamina @ izay
Ny mivalan-drano mipetraka izao ohatra tsy vitako lehilahy raha tsy miaraka avalana aby le raha azo avalana rehetra ! de tsy hi Lead amin'izany mihitsy ny lahy
na ny vavy tsy hivalandrano hitsangana koa!
raha misy be saina hoe vita izany.. dia efa :-D sy hafahafa @ spektatera ihany!
Ny mivalan-drano mipetraka izao ohatra tsy vitako lehilahy raha tsy miaraka avalana aby le raha azo avalana rehetra ! de tsy hi Lead amin'izany mihitsy ny lahy
na ny vavy tsy hivalandrano hitsangana koa!
raha misy be saina hoe vita izany.. dia efa :-D sy hafahafa @ spektatera ihany!
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
14. soanja
(
13/02/2009 15:37)
ikaretsaka:

Ika o> Raha hifanandrina i Ika amin'ny fivalanan-drano mitsangana miaraka amin'ny vehivavy dia ho gaga Ika fa hisy handresy anao lavitra ry zareo any amin'ny faritra tsy tononina ao Mada. Mihaiky ny fahaizan'ireo aho ary tena tsy misolitika fa efa vokajikajy sy voarindra ary ao anaty fotoana haingana. Saingy ny mampalahelo ahy fosiny dia lasa mifangaro hakamoana ilay izy satria lasa tsy mandeha lavitra r zareo fa ambadiky ny trano toy ny fanaon'ny lhl ka zary miampy ny fahalotoana efa mianjady.
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
15. ikaretsaka
(
13/02/2009 16:31)
Efa hitako le manao salovana ireny ka... fa le mipataloha ery @ pissoir no tiako lazaina
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
16. soanja
(
13/02/2009 17:05)
Okay Ika. Mazava tsara mihitsy. Atody amam-bato amin'ny mpitsangana ny mpipetraka raha ny fitsanganana no atao fifaninanana ka. Saingy raha hiverina amin'ny leadership kosa isika dia mivonona ianareo lehilahy fa horaisin'ny andriambavilanitra ny fitantanana manomboka amin'ny izao vanim-potoana izao ka haharitra satria hita fa tsy namokatra ianareo, lhl nandritra izay nisian'ny tany izay fa matetika ny korontana no azo satria mafy loatra ny disaky ny hambom-po sy ny fitiavan-tena angamba no azoko lazaina.
Mila manova filamatra isika!
Mila manova filamatra isika!
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
17. ikaretsaka
(
13/02/2009 17:35)
Le hoe raisina fitantanana amiko tsy mety... matoa noharian janahary ho samihafa ireo dia misy andraikitra sy zavatra samihafa tantanany aby. Za manokana dia manaiky fa misy sehatra leadership tsy hai dehilahy fa haim biavy (vice versa)... raha an-trano fotsiny de ny resaka fitantanana ireo mpiasa mpanampy @ fikarakarana tokantrano ohatra... tsy haiko loatra ny mi deal @ mpanasa lamba sy mpahandro de matetika voafitaka sy voararaotra ny lahy... savony lany sahady e...pinces very e,savoka e ,fa kosa raha ny resaka gardien sy ny fikarakarana ny alika (de garde fa tsy de salon) sy ny secu,sy ny fiara de hitako fa be ny vavy fitahin'ilay tokony hobaikoiny, sifflet very e, laissen alika tapaka e, zanak'alika namisy antsokosoko lazaina fa maty sy very e,piece na daba tsy simba de atao hoe simba de omeo vola e .
Marina fa misy ny extraordinaire sy ny exeption fa @ ankapobeny io...
Dia ny fahendrena azoko de tsary mitsabaka any @ ranon'ilay hafa sy ny valany rehefa tsy te ho be olana.
Marina fa misy ny extraordinaire sy ny exeption fa @ ankapobeny io...
Dia ny fahendrena azoko de tsary mitsabaka any @ ranon'ilay hafa sy ny valany rehefa tsy te ho be olana.