MPIASAN'NY MBS

1. naritsimba ( 10/02/2009 10:06)
Dia variana indray koa ny tena raha nahare fa sady efa nomena ny TVM sy RNM ny fitaovan'ny MBS dia terena handray an'ireo mpiasa ho mpiasam-panjakana indray izy ireo, asa @ fomba ahoana?

Nahagaga ihany koa ny nahafahan'ny fanjakana nandoa ny karaman'ireo mpiasa ao @ citic, suprem center, trading center angaha izy ireo mpiasam-panjakana no volam-panjakana no nandoavana azy? 250000ar (1250000fmg) isan'olona no naloa ho an'ny olona 1000, raha jerena @ maso tsy miangatra izany dia tokony izay ihany koa ny karama farany ambany eto madagasikara

Izany fitantanana rehetra izany dia midika fa jadona no atao. ARy iza moa no mahita izay vola voahodinkodina tany ambadika tany?

Ho hitantsika eo ihany ny tohiny.
novalian'i xxx ny 10/02/2009 14:39
2. andrywui ( 10/02/2009 10:10)
mandidy de homana !! otrio ataony amin'ny volampanjakana io mihitsy no nanaovany afadrakotra ny firenena hatraminizay !! tsisy fifampiresahana amin mpiara miasa zany fa statut fotsiny reny !! ny azy de io MANDIDY DE HOMANA io ihany ééé ! de otrnlé avion ihany !
3. xxx ( 10/02/2009 10:39)
andrywui:
mandidy de homana !! otrio ataony amin'ny volampanjakana io mihitsy no nanaovany afadrakotra ny firenena hatraminizay !! tsisy fifampiresahana amin mpiara miasa zany fa statut fotsiny reny !! ny azy de io MANDIDY DE HOMANA io ihany ééé ! de otrnlé avion ihany !

Andrywui > Enao milaza fa Mandidy de Homana i Le8 , zah ndray mahita fa MIHINANA izy vao MAHANDRO, ataony aloha araka izay fiheverany azy dia rehefa tratran'ny pression internationale vao mitady hevitra hanazavana an'itsy sy iry.
Rah ny resaka fitaovan'ny MBS nomena ny TVM ndray de ny fahitako azy ny mba hahafahany mivalapatra @ fandaharana izay tiany atao, satria azy ny fitaovana e, ohatran'ny telephone sy puce ihany io, rah ahy ny phone nefa anao ny puce ao anatiny tsy misy mahasahy mampifila na enao na izaho.
Jereo ange inona mba fandaharana alefany eo? TSY MISY, ohatr’ireny hoe tany milamina be Madagasikara, na hanafina aza ry zareo ny eran-tany mahita ihany. Fa ny gasy kely any ambanivohitra no mampalahelo (izay maro an’isa @ gasy) voafahana lainga.
Ny mpiasan’I MBS atao mpiasam-panjakana? Satria ve zanak’I Dada? Fangaha TVM an’Dra8 no de sahy miteniteny foana tahak’izany izy? Ho hitan-tsika eon y tohiny e,
4. xxx ( 10/02/2009 10:45)
Didy jadona sy ze tiany ihany fa tsy misy fifampierana sy fifandamianana zany !!
de lasa tsy mandoa ny karamanireo mpiasa ny MBS ireo tsony zany izy fa de ny volambahoaka sy ny volampanjakana no ataony tantely afadrakotra ao ndray handoavany azy ! azon'ny olona manambola hatao koa ane ny mivdy emetteur de hilaza ko zany oe ty Tvm sy Rnm de za no mibaiko azy satri ana ty !! sa afaka miglabona tsara koa zao fa re eratany ny tvm ,rnm ,otran manome tsifoifoy!! tokony alainy any ny azy fa mora koa ane ny emetteur e!!
5. molota ( 10/02/2009 10:52)
aona ry TGVendrana isany tsy mbola mitondra fôna V nareo Vendrana é :twisted: za manko mba tah ahita Vendrana mitondra kohkoh!! :-D :twisted:
6. xxx ( 10/02/2009 10:55)
za ndray mbola te ahita anareo mpamono olona sy ny mpankasitraka azy ireo hitondra konkoh ! :-D :evil: :evil:
7. xxx ( 10/02/2009 11:00)
TSY MAINTSY MIALA NY ANARAN'IO LE8 IO :-D :-D :-D :-D :-D
8. molota ( 10/02/2009 11:01)
amin'ny manaraka mba mandehana daoly ireo tgVendrana ireo mb manao sorona ho an' i Andry fa aza B resaka eto fotsiny é :-D :twisted:
9. ralalaina ( 10/02/2009 11:05)
ho avy zay r lety fa aza matahotra ela
10. xxx ( 10/02/2009 11:07)
mbola i ra8 alou zao no mpanao sorona olona (zaza na olondehibe) ry akama fa moramora a aza avadika ny tantara fa ra8 no mpanao pactes satanik eo Alarobia ! izy no mila rànolona maro hitazonany io fitondrana io!! tsy mbola ampy azy ireo zaza 29 nalainy tam 26janvier teo ireny fa mbola mila izy !
11. molota ( 10/02/2009 11:10)
Andry TgVendrana oa no namono an'ireny sorona nataony tgvendrana hangalana seza ireny éééééééééé aza zéfa oaaa :-D :twisted:
12. xxx ( 10/02/2009 11:24)
MOLOTA == de dictature toa andrainy ihany letsy elah kà ! tsa misy lohany fa de hitsiny any fotsiny toy ny soavaly hi! hi! hi!
13. molota ( 10/02/2009 11:30)
izay filazan'ialahy azy na soavaly na in na in tsy an' lah zany fa mba mandehan koh oa leisany B taim-bava eto mb manao sorona tgvendrana :-D :twisted:
14. andrywui ( 10/02/2009 11:34)
de aza mitrerotrerona aza e! fa nifoka ve elah mialohan'ny niditra teto e!
sa nitodian'ny rànireo olona novonoina sahady de nipika tao ny loha
15. molota ( 10/02/2009 11:40)
:twisted: :twisted: koh ra tsy hoé bemolanga tgvendrana Z koh!! refa elah V mikozy dé tsy olàna fa refa izahay dé hoé nifoka, ra tsy elah mitsy no lasa sorona zay Z vômety mipika ry letiaaaa :twisted: :-D
16. andrywui ( 10/02/2009 11:47)
sorona innn ihany ary ty handefasanlah ahy ty ry molota ?? ho vonoinlah ko ve zany za ?? de hiampy iany ane zany ny rànolona ho babenlaisany !!! sa tena tianlah be mitsy ve rà nolona latsaka sy le mamono olona e
17. molota ( 10/02/2009 11:57)
asaivo ataon'ny AndryTGV ao anatin'ny tgvendrany ry leity ny olona novonoiny ah!! Tanora Gaigy Vendrana miitsy AndryTGV MPAMONO OLONA. ny mampalahelo dia omena 25000 fmg lé vahoaka dia lasa manao sorana ndryiiiii elah koh omena dia hanao soronaaa ah!!!! :-D :twisted:
18. andrywui ( 10/02/2009 12:02)
raha vola no resahinlah ny ahy aza tsy laniko !! fa ny rànireo olona nalatsakareo ireo no aza avilivily ny resaka fa miantona eo ambony lohanareo ireo !
19. xxx ( 10/02/2009 12:14)
molota > efa tsy zaka le zavatra de avelao.
aza omena tsiny re i molota fa mety efa somary mikiky kely ny lohany ao, sady ny zavatra fohana tsy tanty, ny ran'ireo oul nalatsaky ry zareo esty andaniny.
Zahay ndray tsy maintsy ho eny @ 13 may ka, zahay aloha tsy misy manao sorona zany fa hataon'le Ra8 sorona ho an'ny devoliny angaha de izay ndray zavatra hafa,
Fa firy mintsy ny oul tadiavin'Le8 ty vonoina vao hitsahatra izy e, vidiana lafo be mintsy le seza nifanambian'izy ny devoliny an?
20. molota ( 10/02/2009 12:21)
TGvendrana mpizara vola 25000fmg ho an'i Bandy izay vonona hanao sorona ho an'azy tgv Gadraina fa Mpamono olona sady mpanimba zavatra :twisted: :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0626