MPIASAN'NY MBS

21. xxx ( 10/02/2009 12:29)
satria ny manarama olona no talentan'ny TIM de heverinareo fa izay koa ny ataoni TGV? tsy manambola hanaramaina olona zany ny TGV, tsy miliaridera akory izy,
Ra8 no manambola hanaramainy an'ireny, volam-panjakana efa impiry nahodiny moa izay.
molota > ndana manampy daozy kely fa mivika
22. molota ( 10/02/2009 12:38)
koh ra tsy hoƩ mifoka maina otran'lah za xxx koh hanampy dozy aiza a!! ianareo no efa donto TGVendrana tsy mahita na in na inona fa olona Dahalo ambony latabatra V no ho atao PM Vendrana!! TSY MATY VOALAVO AN-KIBO :-D :twisted:
23. pimaso ( 10/02/2009 12:44)
xxx = kanosa

asehoy ny ps rehefa milaza hevitra

Ny maty efa lasa, tsy ho azontsika antsoina...

Ny velona izao dia ny fitondrana ara dalana

koa aoka izay fa tsy leon'dra vy very ny ainy ve nareo e:
24. tidegrow ( 10/02/2009 13:03)
xxx:

satria ny manarama olona no talentan'ny TIM de heverinareo fa izay koa ny ataoni TGV? tsy manambola hanaramaina olona zany ny TGV, tsy miliaridera akory izy,
Ra8 no manambola hanaramainy an'ireny, volam-panjakana efa impiry nahodiny moa izay.
molota > ndana manampy daozy kely fa mivika



iano ry xxx dia papiady olona fotsiny sady andry ianao no ravalo iza no tena marina e! andana makany fianarantsoa dia anotanio olona ny hoe iza monja randefo.ary iza no dahalo nenjehiny ratsiraka tany
25. xxx ( 10/02/2009 14:06)
Omeo frais aho fa ho any e!
26. tidegrow ( 10/02/2009 14:19)
iny ny daka sy totohondry tatazo
27. xxx ( 10/02/2009 14:39)
tsssss toa dakam-bavy sy totondrin-jaza kleeee!!!! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0923