Terrorisme
1. bozyboleta
(
11/02/2009 06:49)
Efa nanokatra lohahevitra toa ity aho talohaloha tany fa averiko indray satria dia miha-miseho hatrany ny endrik'ireo mpampihorohoro eto amin'ny tanàna.
Isan'izany i rolly mercia izay mpanao gazety ao @ viva nitabataba ary nandrahona mihitsy.
- Ireo mandeha eny Mahamasina dia naman'ny mpamono olona, mpamosavy satria madihy ambony faty
- Ianareo artista mandeha eny koa dia miomana fa ho hitanay eo ary aza manantena fiaraha-miasa intsony fa tsy hisy akory
- Ianareo mpanao gazety dia mandehana koa eny fa ho hitanay eo.
Ny olon-tsotra raha mandeha eny dia safidiny io, angamba tsy zony ny manakana azy. Fa ireto artista sy mpanao gazety koa ve dia sakanana, asa ary asa fivelomana toy ny azy mandrahona io koa ange no ahatongavan'ireo eo.

répondu par Oay le 12/02/2009 08:11
2. Tsong
(
11/02/2009 07:03)
Ny mahagaga anie de izao e! ny vahoaka tsy asainy miasa fa mandehana ianareo mpandeha eny amin'ny VIVA sy ny INJET fa ny mpiasany ao dia miasa daholo ny azy ny fidirambolany ataony foana fany an'ny hafa tsy avelany hiditra. TERRORISTE ve! jereo ihany eo ambodivona ao amin'ny VIVA fa ao no ahitana azy isan'andro sady mizara vola no manome toromarika ny zavatra hataon'ireo Jiolahim-boto mpifoka moly
3. tsiafoi1
(
11/02/2009 07:12)
Fantatray tsara fa miasa andro aman'alina ny mpiasan'ny VIVA sy INJET, nefa nahoana ny olona no tsy havela hiasa???
MIASA de MIASA hatrany, zay ihany no lalan-tokana hivoahana @'ny crise isan-tokantrano
Rehefa mirava @'ny 12h mandeha eny Mahamasina, raha te ho eny

4. Oay
(
11/02/2009 07:14)
bozylenta ohatran'izao ihany koa ny nahazo ny artiste sy ny mpanao gazety t@ 2002 sa efa adino, azavaiko raha tsy azon'i bozylenta rehefa hanao fihetsiketsehana ny mpanohana ny mpitondra tamin'izany ka niantso artiste d nahazo ménace toa izany izy ireo fa tamin'izany d ry Marc sy ry Sareraka no mpampitahotra, io oa ny "tody tsy misy fa ny atao no miverina".ny terroriste ankehitriny d mbola ho terroriser-na afaka atsy ho atsy satria tsy mba mandinika ny tantara.Ozy anefa ilay hiran'i zoky be Malagasy blues:
Mpiarahamoninana natao ho fahavalo
Satria mitady fanovana
Nofaizina natao fay rano
Satria hono tsy tandalana
Ny lalana (lois=law) anefa lalanan'ny dahalo
lalanan'ny dahalo tsy lalanan'ny be sy ny maro...
Madagasikara indray no ataondry zalahy mahamay
Madagasikara anefa tsy avelany ho kila sy may...
izy ireo dia nipoitra t@ 1972 tao Antsirabe. Mbola ho avy izahay fa aza manahy bozylenta.

5. bozyboleta
(
11/02/2009 07:22)
Ampitoviana foana moa ty 2002 sy ny @ zao ty na dia tsy mitovy aza.
Fa tsy fampihorohoana koa akory no ahasakana ny olon-tsotra na artista na mpanao gazety tsy hanao ny asany.
Aleo moa ho hita eo hifanatrehana.

6. xxx
(
11/02/2009 07:42)
che shoir, ao @ TVMBS shika mijhery ôôôô!!!!
aza mifanompa eto, fa samy eto ambody ordi eto, ka inn no olana. aleo ho eny mahamasina zé ho eny. aelo hijann tsy hiasa zé tsy hiasa.
ny tantara tsy fanadino.
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MINHINTSY AKORY

7. Oay
(
11/02/2009 07:50)
Ampitoviana foana moa ty 2002 sy ny @ zao ty na dia tsy mitovy aza.
Fa tsy fampihorohoana koa akory no ahasakana ny olon-tsotra na artista na mpanao gazety tsy hanao ny asany.
Aleo moa ho hita eo hifanatrehana.
Fa nahoana no tsy mitovy ry bozylenta:
_t@ 2002 ve tsy nidina an-dalambe koa ny vahoaka notarihan'i Marc sy Sareraka naka fitondrana,
_tsy tonga ve d nanao didoha i Marc nanao fianianana na d mbola nisy mpitondra aza teo,
_tadidin'i bozy ve fa nandeha taty Madagasikara i Dominique De Villepin namaha ny olana.
_Ry Rossy ve tsy nahazo olona rehefa nanao toa izao nataon'ny mpitondra izao t@ ireny fotoana ireny.
bozy a aza manahy fa mino fotsiny ihany fa raha tsy misaina koa ilay Andry io d hodoran'ny olona koa ny fananany.
_jeren'i bozy anie é , tsy aiko ny fahamarinany fa nolazain'i ngahy Ratsiraka fa nangalarina sy nopotehina ny fananany rehefa niala teo @ fitondrana izy, iza no nanao an'izany? araka ny voalazany d ny mpitondra ankehitriny, d jereo fa valin'ny natao enintaona aty aoriana nodoran'ny olona ny fananan'ny mpitondra.Mbola averiko @ bozy fa na tiantsika na tsia dia misy tsy mety ataon'ny mpitondra fa ny tena mampalahelo d tsy mandray lesona sy tsy mandinika ny tantara ny mpitondra ka rehefa tonga eo @ fitondrana d mamerina sy manao ny fanaon'ny teo aloha.D ity fitondrana ity moa d fitondrana milaza fa mino an'Andriamanitra d tsarovy fa efa voalaza fa indroa havo heny @ izay natao ny valiny raha toa ka mahalala kanefa mbola minia manao.bozy mahazo teny malagasy tsara ve alou bozy é,fa inntsy mazava sa le testamenta ve tsy malaza... samoela é! fa ny soa toavina Malagasy oa d milaza fa Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina é! D aleo alou azava @ bozy kou fa Oay tsy manohana an'I Ngahy Andry Rajoelina fa raha tehanao i Oay d tonga d mirotsaka antsehatra d Oay koa dia manohitra ny fampiorohorona @ lafiny rehetra na mpanohitra io na mpitondra.Madagasikara ho an'ny Malagasy ary ny Malagasy ho an'i Madagasikara fantatr' i bozy ve io.bozy a aza minia mikipy fa hovaliana amintsika izay ataontsika é!(Isika hoy aho an! izany hoe za koa ao anatiny)

8. Oay
(
11/02/2009 07:57)
xxx:
che shoir, ao @ TVMBS shika mijhery ôôôô!!!!
aza mifanompa eto, fa samy eto ambody ordi eto, ka inn no olana. aleo ho eny mahamasina zé ho eny. aelo hijann tsy hiasa zé tsy hiasa.
ny tantara tsy fanadino.
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MINHINTSY AKORY
Tsy fahampian-tsaina ny fifanompana raha olona tsy mifankahita fa za manahy i xxx fifananjana ny eto, ny hevitra tsy mitovy fa Madagasikara d an'ny Malagasy ka mahafinaritra ny fifanakalozankevitra.
Marina ny an'i xxx ny tantara tsy fanadino.
Madagasikara ho an'ny Malagasy ary ny Malagasy ho an'ny Madagasikara.
Masina ny tanindrazako ka izay manao ratsy eo tsy afa-bela.
(Ny teny hoe tsy afa-bela d avy @ fanorona d tsarovy fa @ hendrika mahafanorona azy d tany roa ihany no misy anizany eto an-tany d Madagasikara sy Isrël =masina oa io tanindrazako io)
9. bozyboleta
(
11/02/2009 08:05)
oay>>> ho ana tsy mitovy satria t@ 2002 nisy fifidianana ary na nidina andalambe aza t@ ireny ny envergure koa tsy nitovy.
Tena tadidiko mitsy io dominique de villepin io tonga taty ary de maro no nitsena azy teny Ivato niaraka t@ sorabaventy tsy nila ny fahatongavany.
Ho avy koa i alain joyandet rahariva de hoe hitovy t@ zay ve?
Ity fiantsoana tody ty moa dia talentan'ny gasy ary matetika alainy @ hevitra ratsy fa ny ahy ndray koa dia ataoko @ lafiny tsara: "ny tody tsy misy fa ny "tsara" atao no miverina"
Dia aleo ho hita eo hoa fa andeha eny Mahamasina aloha aho fa rahariva ndray miverina eto. :lol:

10. xxx
(
11/02/2009 08:09)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA.
ny volana nampanatenain'reo ihany no mamotika azy. ka aoka tsy hifanome lagy, dinika milamina atao, de samy mahatsiaro tena.
ny tantara tsy fanadino

11. Oay
(
11/02/2009 08:18)
bozyboleta:
oay>>> ho ana tsy mitovy satria t@ 2002 nisy fifidianana ary na nidina andalambe aza t@ ireny ny envergure koa tsy nitovy.
Tena tadidiko mitsy io dominique de villepin io tonga taty ary de maro no nitsena azy teny Ivato niaraka t@ sorabaventy tsy nila ny fahatongavany.
Ho avy koa i alain joyandet rahariva de hoe hitovy t@ zay ve?
Ity fiantsoana tody ty moa dia talentan'ny gasy ary matetika alainy @ hevitra ratsy fa ny ahy ndray koa dia ataoko @ lafiny tsara: "ny tody tsy misy fa ny "tsara" atao no miverina"
Dia aleo ho hita eo hoa fa andeha eny Mahamasina aloha aho fa rahariva ndray miverina eto. :lol:
Za alou tsy afaka miteny an'i bozy hoe mitovy ny ampleur ny t@ 2002 sy ny @ izao satria ny antony d sady tsy nidina teny za t@ 2002 no tsy eny za amin'izao d mazotoa ary izany havako izany d mba ilazao vao² refa avy eny ianao an!
Momba ny fiantsona tody izay milaza fa mino an'Andriamanitra d tsy afaka miantso tody satria efa voalaza fa Andriamanitra d mandrotsaka orana eny amin'izay tiany handrotsahana ny orana noho izany sasapoana izay hiantso tody satria Andriamanitra tsy azo baikoina na vidiana vola araka ilay tenin'i Kristy manao hoe Fa mora ho an'ny rameva ny miditra @ vodifanjaitra fa sarotra ho an'ny mpanankarena ny fidirana @ fanjakan'ny lanitra noho izany dia izao aki bozy Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina d na ratsy atao na tsara atao d mivaly d ozy Liva Andrianavalona hoe valin'ny natao é.Zay fa mba hitondray vao² za refa avy eny bozy an! za mantsy tsy zanany na vinantony ka tsy hitako ny atao eny é sady tsy d mety amintsika aki bozy le mpanao ny sale boulot na ilay mpisolelaka fa i bozy ho an'i bozy moa d mampirisika an'i bozy za handeha eny mba hanohana an'i dada sa rafozana mou adinoko aki fa azafady a!
12. xxx
(
11/02/2009 08:24)
Ampitoviana foana moa ty 2002 sy ny @ zao ty na dia tsy mitovy aza.mitovy hatrany io e
Fa tsy fampihorohoana koa akory no ahasakana ny olon-tsotra na artista na mpanao gazety tsy hanao ny asany.
Aleo moa ho hita eo hifanatrehana.
13. xxx
(
11/02/2009 08:33)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA.
14. penguin
(
11/02/2009 08:37)
HO an'ilay xxx tsy ambody ordi izahay fa eo anoloana. hehehehe. Demakrasia no zahavina saingy nivadika ny mpanao gazety rolly mercia ary manery ny mpanantalenta tsy handeha hiasa amin'ny endrika hampidirany vola. Fahafahana = Fanerena amin'i "rolly mercia". Mbola tsy azo ny fitondrana dia efa miseho fa hijinja ny vary sy tsiparifary leiry sy ny tariny. Mpitaribato vilam-bava efa miseho sahady.
15. peta83
(
11/02/2009 09:03)
Ny ahy zao ra ny tiako d samy samborina i Ra8 sy Andry TGV d fantsihana @ hazo fijaliana atao otran'i Jesoa Kristy mba ho tsapandry zareo tsara hoe otran ny ahoana zany fijalian'ny vahoaka Malagasy zany, sady @ zay tsy malaelo ny andaniny sy ny ankilany.Avy eo milamina ny tany : miverina miasa ny olona, mianatra ny mpianatra sns...Satria mantsy ra ny fijeriko azy an,le andry zareo otran'ny reglemen de compte zay le hoe "resam-pianakaviana" e!d lasa fiainam-pirenena.Rovina tsika vo mba hitovy @ Amerikana hoe: Ohatra no raisiko, manao investiture i andry oh, d eo i Ra8, Ratsiraka, Zafy d avy eo izy 4 mitsam mifamihina hihihihi nofy anie zany
16. zoulou
(
11/02/2009 09:12)
penguin:
HO an'ilay xxx tsy ambody ordi izahay fa eo anoloana. hehehehe. Demakrasia no zahavina saingy nivadika ny mpanao gazety rolly mercia ary manery ny mpanantalenta tsy handeha hiasa amin'ny endrika hampidirany vola. Fahafahana = Fanerena amin'i "rolly mercia". Mbola tsy azo ny fitondrana dia efa miseho fa hijinja ny vary sy tsiparifary leiry sy ny tariny. Mpitaribato vilam-bava efa miseho sahady.
ohatry ny mapime le hoe mampiantso olona nefa sokirina hatrany ambaravarana ny olona ary terena hitondra olona hafa hihihihihi, raha matoky tena maninona raha andrasana ny nahimpon'ny olona, diso paika ra8 fa saika hampiady ny samy gasy indray kanjo nijanona ny teny aminn'y 13mai androany hahahahaha, firy camions izao ny avy any manjakandriana? sefompokotany firy moa izany ny avy any Antsirabe, ary firy ny avy any arivonimamo, sy ny avy amin'ny tanana hafa rehetra? hohohohohoh
17. tataka
(
11/02/2009 09:19)
Feno aloha i Mahamasina na sokirina io na taritina. Ho hita raha hamaky trano sahalan'ny an'i TGV izy ka eo no hitsarana ny vahoakan'ny iray.
18. andrywui
(
11/02/2009 09:35)
sady feno no hifaly zany ny mpamosavy an!!! handihy be fa nahafaty Malagasy ??? hitotorebika fa nahavita namono Malagasy !!! tsy mbola ho vita mihitsy ity tantara ity fa hitohy sy hivaly hatramin'ny farany ! ze namono olona mbola ho vonoina ,,ze mamosavy mbola hadinina amin'ny nataony !! FA ANDROANY ALOHA MANDIHIZA DE MIFALIA FA BETSAKA NY MALAGASY MATINAREO !! VA AU DIABLE
19. penguin
(
11/02/2009 09:45)
Hahahaha. Ny zava-misy no tsaraina na harary andoha ny andrywuiwuiwui na ho torana hitsangana na ho lasa adala. Tsy angano ity fa miseho ny vary sy tsiparifary ka asehoy fahita lavitra hoy sareraka hijinjana azy. Miseho ireo ny olona ka aleo ny akaman'elah no andefa ny sary eran'izao tontolo izao. Hehehehehe. Mahay mamaly ny babakoto vééé sao elah no tena izy ? Hahahaha
20. rangorivao69
(
11/02/2009 09:49)
de i madagasikara iray manontolo izany no mpamono olona ô? fa tsy ny filohan'y mpikomy sy ny lohandohany izay tsy mahatratra ny 1/100n'ny malagasy akory?