orana mampanembona

1. xxx ( 11/02/2009 08:07)
Tsaroko fôna lay olon-tiko rehefa tsy eo anilako eo ! Fa resaka resaka fa revô manorana io andro io oa tena tafakatra hatrany @ farany ambony ny fanembonako an’azy rehefa sendra tsy eo anilako zay izy! Mamy an’izaniiiiiiii ! Mahatsiarotsiaro! Mieritreritra! Manonofy ny eo anilany! Ary raha manana kredaka de tena miatso azy mitsy satria tsy zaka tsony.Na mi-chat na kou tena mi-fixer rendez-vous mitsy toute de suite.
Any enao zay e....angamba efat tena lasa lavitra be! Hoz zay ranamana 1 zay! Rahovina indray vô mba iôna, raovina enao vô mba hoavy, za efa sasatra fôna ,sasatra miandriandry anao! e e e Gôme e gôma raho zaho e!...........tsy ny haiku tsony fa bobaka.
Io orana io tena henjana ra hampanembona! Tsy haiko alo ny anareo fa ny ana zany.Mampisy inspiraka ny bandy!
2. mirianah ( 11/02/2009 09:45)
:-D :-D avia avia ra orana ô =)) =))
3. kotobekibo ( 11/02/2009 10:31)
Tena mampi-deprime mihitsy ny andro ratsy ;
@ andro ririnina sy be orana no tena betsaka ny ol mamono tena , tsy mahatanty ny onjam-pihainana intsony . :-P
4. heidi ( 11/02/2009 10:48)
NY ahy indray ahatsarovako azy dool zao zvtr retra izao :°)
5. kotobekibo ( 11/02/2009 11:16)
heidi:

NY ahy indray ahatsarovako azy dool zao zvtr retra izao :°)


hita kouh! sady mampitsiky vendrana irery izany :-D
6. mirianah ( 11/02/2009 11:25)
:lol: malaeloelo, mampatsiaro, mampisento, mampitsiky, mampanofy , maha lasa saina, etc.... :-D :-D , eisy ao ee ry fiainana e =)) =)) =))
7. fahamarinana ( 11/02/2009 11:31)
:arrow: Ny ahy ndray rehefa avy ny orana na ny la veille dia misy ilay fofon-tany kely miakatra iny,hummm,mampahatsiaro ny any aminay mihintsy (toamasina ),mampamani-te hody saingy lavitra moa ! :( (l)
8. heidi ( 11/02/2009 11:39)
efa akaiky marina ny st valentin :°)
bodabekibo: mitsiky veunjana veunH :?: :-D
9. ni81 ( 11/02/2009 11:48)
Ny ahy ndray rehefa avy ny orana na ny la veille dia misy ilay fofon-tany kely miakatra iny,hummm,mampahatsiaro ny any aminay mihintsy (toamasina ),mampamani-te hody saingy lavitra moa !
ntsooo, tena nahatsiaro an'i faha aho t@ nandeha tany rehefa niditra @ ilay ala palmier ery Melville...
Asa izay mahatadidy fa nisy hira iray izay manao hoe: raha latsaka ny orana zany havako izany, dia izaho hitomany hanembona anao... :(
10. fahamarinana ( 11/02/2009 12:02)
:arrow: ni81 :zany ve akia ,nahatsiaro ahy ve njy , ...za efa nidongy hoe mba ento nefa niavona ery njy ! :°) ...Tsaroako tokoa ilay hira io,hiran'ny oro moa ? Mety tsy misy mahalala fa nanao version hafa i Njakatiana taty aoriana.Za moa efa Ntaolo zay ka ny taloha no tavela ato anaty atidohako. (l)
11. kotobekibo ( 11/02/2009 12:02)
ni81 > hiran'i NONO v izany ? manja kah! :D
mirianah > tanjemo aza sao d mitsipaka ao :-D
heidi > hita kouh!!! otran'ny nandra b izany :-P
12. ni81 ( 11/02/2009 12:06)
Faha:Tena nahatsiaro aho marina e! Dia nisy ilay toerana fivarotana loko t@ fotoana nijanonanay tany may fa nanomboka t@ 2 maraina ny pompiers no nanomboka namono afo mandrapahatongan'ny t@ 4 tolak'andro tany ho any vao nijanona.
Hiran'i ORO tokoa, dia avy eo nohirain'i Njakatiana indray. Samy Ntaolo izany e! :-D :-D
13. mirianah ( 11/02/2009 12:07)
kotobekiko, :-D :-D refa tsy nitsipaka htramzay ngamba mety tsy haninn tchouny kou =)) =)) , ary aza mitsiky vendrana ao fa tsssss :lol: :p
ilay an i Nono ny version tiako be , aaahhhuummmhhhh milay an !!!! ;-)
14. ni81 ( 11/02/2009 12:08)
Samy ntaolo dia mahay mampiaraka tadin-dokanga :lol: :lol:
15. kotobekibo ( 11/02/2009 12:09)
mirianah > tanjemo ary sao d mitsipaka ao :-D
heidi > hita kouh !!! otran'ny nandra b izany :-P
ni81 > lé hiran'i NONO v izany ? milay iny kah fa ny hiray tena reveko d lé ENTO ATY
fahamarinana > tongava aty aminay fa misy ranomasina aty , fa ny palmier tsy d misy loatra , 8)
16. fahamarinana ( 11/02/2009 12:09)
:arrow: ary i kotobebide kay mbola geune beuhhh fa tsy mahay ORO an,taiza ndray nono nihira an'io sa nanao azy koa ve ?..
ni81 : tena samy ntaolo tsika 2 marina kah! :-D (l)
17. mirianah ( 11/02/2009 12:11)
Ni81 & Faha, ary ahona zany version any Oro na Njakatiana zany fa toa tsy haiko , sao de hira tsy mitovy aza ??? :/
18. gidrokely ( 11/02/2009 12:13)
xxx:

Tsaroko fôna lay olon-tiko rehefa tsy eo anilako eo ! Fa resaka resaka fa revô manorana io andro io oa tena tafakatra hatrany @ farany ambony ny fanembonako an’azy rehefa sendra tsy eo anilako zay izy! Mamy an’izaniiiiiiii ! Mahatsiarotsiaro! Mieritreritra! Manonofy ny eo anilany! Ary raha manana kredaka de tena miatso azy mitsy satria tsy zaka tsony.Na mi-chat na kou tena mi-fixer rendez-vous mitsy toute de suite.
Any enao zay e....angamba efat tena lasa lavitra be! Hoz zay ranamana 1 zay! Rahovina indray vô mba iôna, raovina enao vô mba hoavy, za efa sasatra fôna ,sasatra miandriandry anao! e e e Gôme e gôma raho zaho e!...........tsy ny haiku tsony fa bobaka.
Io orana io tena henjana ra hampanembona! Tsy haiko alo ny anareo fa ny ana zany.Mampisy inspiraka ny bandy!



za kounko za kounko

=D> =D> =D> =D>
19. mirianah ( 11/02/2009 12:14)
kotobekibo:

mirianah > tanjemo ary sao d mitsipaka ao :-D

efa oeeeee zah tsy mitsipaka refa tsy nitsipaka hatramzay e
:lol: mbola mi insiste eo iany :oops: sa tianao ho vonjena zah raha sanatria ... :-D :-D
20. ni81 ( 11/02/2009 12:15)
ary i kotobebide kay mbola geune beuhhh fa tsy mahay ORO an,taiza ndray nono nihira an'io sa nanao azy koa ve ?..
ni81 : tena samy ntaolo tsika 2 marina kah!
Njakatiana ihany no nihira azy fa tsy i Nono, sa i Nono tao @ tarika ORO? io no tsy fantatro
Ni81 & Faha, ary ahona zany version any Oro na Njakatiana zany fa toa tsy haiko , sao de hira tsy mitovy aza ??? :/
io hira io ihany izany e! fa ny tsy haiko ilay hoe Nono no mihira azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1105