fa ny andro fahavaratra ny ahy no tena tiko alou ee!tena tsara mints mafinaritra d tsara fona matetika ny zava-mitrnga @zay!!! :wink: :wink: :wink:
Ny fahavaratra aloha no tena milay e! maintso mavana dôly ze jerena . Miramirana dôly ny ol . Mahafatifaty ny mijery ireo tovovavy bronzéeeeee beuuu
Lasa maka ny lokon'ny sipa gasy izany . Ref fahavaratra kosa aloha d lasa manja lé vôzah e! fa ankoatr'izay an ! tsy afaka mihitsy , ny orona fotsiny no lavalava . :-P