orana mampanembona

21. kotobekibo ( 11/02/2009 12:18)
fahamarinana > Tsy haiko i ORO izany , nreo izao no zenn kely tsy mahalala an'i NONO :-D :-D :-D

mirianah > ieee , lé an'i NONO no ôrizinal
22. kotobekibo ( 11/02/2009 12:24)
mirianah:
efa oeeeee zah tsy mitsipaka refa tsy nitsipaka hatramzay e
mbola mi insiste eo iany sa tianao ho vonjena zah raha sanatria ...


zà aty lavitsa b aty fa raha tsy izany tonga tany zà hamonjy :-D :-D :-D
23. ni81 ( 11/02/2009 12:36)
fahamarinana > Tsy haiko i ORO izany , nreo izao no zenn kely tsy mahalala an'i NONO
ka raha izany no izy dia i Nono no tao anatin'ny tarika ORO t@ zay fotoana izay. :( Zen kely an! hihi
24. gidrokely ( 11/02/2009 12:51)
ni81:

fahamarinana > Tsy haiko i ORO izany , nreo izao no zenn kely tsy mahalala an'i NONO
ka raha izany no izy dia i Nono no tao anatin'ny tarika ORO t@ zay fotoana izay. :( Zen kely an! hihi



=)) =)) =)) ieu marina mihitsy zan fa saingy lery angamba no tsy tazana tao anatin'le tarika =)) omeo seza letsy za fa tsy hitan'ny mpijery feo kely io an =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
25. ikaretsaka ( 11/02/2009 13:33)
Ary I tabekibobo ary ahoana no tsa nahafantatra ny tarika oro...zahay aza zeun keky aty afara be aty aoriana kobo...

Saingy le nikarama t@ orkesitra mariazy ireny kaloha no nahalalako azy e
26. xxx ( 11/02/2009 13:55)
NIVADIKA RESAkA ARTISTA IZY ZANY LE AZA ! Hi hi hi hi hi hi :lol: :lol: :lol: :lol:
27. fahamarinana ( 11/02/2009 14:29)
:arrow: xxx 25 sy xxx mpandefa : miala tsiny be fa nivadika ilay resaka... (l)
28. ikaretsaka ( 11/02/2009 14:45)
Le orana tsy de olana loatra fa le zavozavona manerinerika iny no tena tssss
29. kotobekibo ( 11/02/2009 14:52)
tena manjombona ny andro ao ivelany ao ka tena mahatsiaro ny tovovavy serasera retra zà lé :-P
:-D :-D :-D
30. ainaheri ( 11/02/2009 18:37)
xxx:

Tsaroko fôna lay olon-tiko rehefa tsy eo anilako eo ! Fa resaka resaka fa revô manorana io andro io oa tena tafakatra hatrany @ farany ambony ny fanembonako an’azy rehefa sendra tsy eo anilako zay izy! Mamy an’izaniiiiiiii ! Mahatsiarotsiaro! Mieritreritra! Manonofy ny eo anilany! Ary raha manana kredaka de tena miatso azy mitsy satria tsy zaka tsony.Na mi-chat na kou tena mi-fixer rendez-vous mitsy toute de suite.
Any enao zay e....angamba efat tena lasa lavitra be! Hoz zay ranamana 1 zay! Rahovina indray vô mba iôna, raovina enao vô mba hoavy, za efa sasatra fôna ,sasatra miandriandry anao! e e e Gôme e gôma raho zaho e!...........tsy ny haiku tsony fa bobaka.
Io orana io tena henjana ra hampanembona! Tsy haiko alo ny anareo fa ny ana zany.Mampisy inspiraka ny bandy!



lasa lavitra kou ny anao zany an, Ny ahy ndray ny fahazazako no tsaroako ra vo manjombonjombona zany ny andro,miverina doli ny tadidy fahiny


31. heidi ( 11/02/2009 19:25)
ny anay nandanezy be mitsy io ariva io de mbola ahatsarovako azy foana :°)

bodabekibo de miaraka tsiky veunjana ihany :-D
32. Papoose ( 11/02/2009 21:02)
ny ahy ndray ny orana mampanembona ahy le katsaka andrahoina reny fa tsy de olontiana loatra!!! za mantsy be olona tiana! :°)
33. ikaretsaka ( 11/02/2009 23:07)
Ka izay mihitsy nena le hoe hifoha hivoaka @ ty petsapetsa manjavonjavona ity ve le...
34. Papoose ( 12/02/2009 15:48)
za zany te hihinana katsaka miaraka @ kolakolany (l)
35. atonamia ( 12/02/2009 15:56)
xxx:

Tsaroko fôna lay olon-tiko rehefa tsy eo anilako eo ! Fa resaka resaka fa revô manorana io andro io oa tena tafakatra hatrany @ farany ambony ny fanembonako an’azy rehefa sendra tsy eo anilako zay izy! Mamy an’izaniiiiiiii ! Mahatsiarotsiaro! Mieritreritra! Manonofy ny eo anilany! Ary raha manana kredaka de tena miatso azy mitsy satria tsy zaka tsony.Na mi-chat na kou tena mi-fixer rendez-vous mitsy toute de suite.
Any enao zay e....angamba efat tena lasa lavitra be! Hoz zay ranamana 1 zay! Rahovina indray vô mba iôna, raovina enao vô mba hoavy, za efa sasatra fôna ,sasatra miandriandry anao! e e e Gôme e gôma raho zaho e!...........tsy ny haiku tsony fa bobaka.
Io orana io tena henjana ra hampanembona! Tsy haiko alo ny anareo fa ny ana zany.Mampisy inspiraka ny bandy!



D snif snif sisa.

Hay v n bandy kou mba maatsiarotsiaro otran n zany ee? Gaga ndray za!!

Raha mba maatsiaro ana otran n zany manko le oull tiko zay d ehhh mba mety tsy maninn le orana avy fa vo maika hampitsiky.




36. soanja ( 13/02/2009 01:55)
Ny ahy indray tsy ny hoe satria avy ny orana ka hoe manjombona fa ny hoe henoko ve ny firotsany mitsitapitapy ao ambony tafotrano aho no mitaky ny saiko hihevitra zavatra isan-karazany tian'ny vatako ho tsapa.

Ny tsy hazavan'ny masoandro dia anisan'ny zavatra iray takian'ny vatantsika. Ka raha tsy tazana elaela io dia manjombona ny rehetra ka tafapaka any anaty mihitsy indraindray.
37. ikaretsaka ( 13/02/2009 06:10)
soanja> raha miasa avarabaratra kokoa akaikin'ny pole ianao na ireny pays scandinave ireny dia handa an-dramasoandro rehefa summertime .. asiany an'ilay tsy milentika fa lasa menamena maka sisiny ery de miposaka indray! @ 1maraina mbola misy masoandro de @ 2 latsaka fahefany maraina de miposaka indray!

dia mifanohitra @ izay anefa rehefa ririnina! @ 11 atoandro vao mitsilopilopy kely dia @ 1 latsaka de efa kitroka
38. ari.malala ( 13/02/2009 07:45)
taty nandritra ny herinandro zay orandava! mankaleo ndray refa ela lotra k! io zao iz vo miiratra d mafinaritr ery mitazana any ivelany any fa lanitra manga b mafinaritra no hite ery ambony ery :D
39. soanja ( 13/02/2009 15:29)
ikaretsaka:

soanja> raha miasa avarabaratra kokoa akaikin'ny pole ianao na ireny pays scandinave ireny dia handa an-dramasoandro rehefa summertime .. asiany an'ilay tsy milentika fa lasa menamena maka sisiny ery de miposaka indray! @ 1maraina mbola misy masoandro de @ 2 latsaka fahefany maraina de miposaka indray!

dia mifanohitra @ izay anefa rehefa ririnina! @ 11 atoandro vao mitsilopilopy kely dia @ 1 latsaka de efa kitroka


Namaste Ika!
Tany Alaska aho indray fahavaratra izay fa dia hafaliana ny ahy fa tsy mbola nahatsapa toy izany. Io angamba ilay hoe masoandro mandavantaona ny firavoravoana ao anaty fa mibaliaka be ilay ingahibe mpankahery. Dia nanontaniako ny havako hoe ahoana rehefa ririnina dia nilaza ry zareo fa eny antsaha aza dia mandrehitra jiro amin'ny atoandro hanohizana izay atao. Tsy nahateny aho fa fisaorana an'Andrimanitra no nasesiko mangina, sambatra aho fa nahazo toerana volanjalanja sy mifanaraka amiko ny fidoboky ny toetrandro sy ny vanintaona mifanesy.

Tsara ny orana, ny masoandro ary ny fanala saingy rehefa be loatra tokoa dia tsy mifandray intsony amin'ny itiavantsika azy.


40. princesseN ( 13/02/2009 15:48)
fa ny andro fahavaratra ny ahy no tena tiko alou ee!tena tsara mints mafinaritra d tsara fona matetika ny zava-mitrnga @zay!!! :wink: :wink: :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0121