FANARATSIANA RANOFOTSINY
1. nyeja
(
11/02/2009 09:34)
Mba diniho rey olona fa ny FANARATSIANA DIA TSY AVY amin'ilay Andriamanitra izay angatahantsika isan'andro vavaka fitsimbinana amin'ny fiainana .
Raha mbola manaparitaka fanaratsiana na Iza na iza dia OLONA TSY MENDRIKA ka aoka ny fivavahana tsy atao fialofana amin'ny ratsy atao . Mba vakio ireto andalana ao amin'ny BAIBOLY ireto fa natokana ho antsika malagasy :
taratsy Md Jakob toko 1, 5 -15
toko 2, and 5-9
Toko faha 3, and 13 - 18
hebrio toko 13,1-6
Tito, toko 3, and 9-11
Tiimoté 1, toko 1, and 8 - 14

novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:15
2. xxx
(
11/02/2009 09:39)
ITSYAFOI no tena mpanimbazimba fivavahana ato ry nyeja a!! isaky ny miteny de versets biblik foana no fanamarinatenany nefa ain'olona no lalaoviny ary ràn'olona no sotroiny eny antanany !
3. xxx
(
11/02/2009 09:49)
ka ny resaka fivavahana tsy misy hidirany resaka politika ,aza afangaro ny zavatra tsy misy hitovizany,ny resaka fivavahana resaka perso ,hoanaao sy ny convictionao iny,ary ny resaka politika zavatra hafa mihitsy