Tsy azoko ...
1. miarina
(
12/02/2009 12:29)
15H00 : Alain Joyandet, ministre de la coopération française a rencontré Marc Ravalomanana hier et déclaré "« Notre message est clair : l’ordre constitutionnel et le refus de violences, et aussi l’appel au dialogue »,
--> Pillage autorisé et incendie autorisée
13H00 : Andry TGV annonce place du 13 mai qu'on lui aurait proposé via sa mère et sa femme une somme de 10 milliards fmg pour "partir".
--> il est trop fort ce DJ. Hier klk un veux l'assassiner ... aujourd hui quelqu'un veux l'acheter et demain ... attend je reflechi

répondu par yuka le 13/02/2009 07:41
2. Andribe
(
12/02/2009 12:34)
heee alefao aty zany aloha hividianana sambo force 2 :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx
(
12/02/2009 13:01)
aleo mitsoka toy izay hoanina fotsiny eo ry tgv an,izay ihany sisa no fanafodiny hoanialahy ,f'angaha mbola nisy manif teny @ 13mai androany e ,dia firy sisa ny akanga nanamborana teny
6. andrywui
(
12/02/2009 13:42)
Yuka !! miakara atsy ambony atsy mihitsy alo ianao fa misy resaka hafahafa be momba anao mande ao
7. yuka
(
13/02/2009 07:41)
be koretaka lava ny TGVizanareo ry andriwui aa!
misy mitady hamono aho ee!
misy mitady hisambotra aho eee!!!
mahita lazaina foana te hanao aminy eo !
maninona raha raisina le S raha tena marina izany dia avy eo maka bianco. de ilay S zaraina amin'ny kil etsy @13MAI sy handoavana ny karaman'ny minisitrareo ny tolona mandeha,ny S azo aiza indray no misy toy izany ee!
hita mihintsy hoe BBBBLLLLLAAAAA BBBBLLLLAAAABBBBBBBAAAAAALLLLLLHHHH!!!!!!!!!!!! :^) ;-) :°) :-P :lol: :D :-D :-D :-D :-D
mahita lazaina foana ny prezidaan'ny mpanely tsao